satria ianao handeha

1. Ivolakely ( 15/09/2006 08:35)
Mba mitady ilay tonokiran'i Black Jack "satria ianao handeha" lay hiran'i jean jacques goldman nadikany iny raha misy azafady!Misaotra eeee! :wink:
novalian'i Gasy008 ny 10/08/2013 08:44
2. Fiffi ( 15/09/2006 10:29)
de mba omeo ahy koa raha misy mahafanatra eh! :)
3. mandrindra ( 15/09/2006 13:52)
inn ilay hiran'i jj goldman nadikan'i black jack?
4. pitoussy ( 15/09/2006 14:13)
mandrindra , " puisque tu pars " :-D:-D
5. mandrindra ( 15/09/2006 14:28)
pitoussy, aiza no ahitana ny feon'izany?
6. pitoussy ( 15/09/2006 17:58)
tsy haiko :oops: ( mety oe azo henoina ao @ rvg ve? :P ), fa mbo tiko fotsiny kou io hiran JJG io ,

aoro size fa azafady o
7. Fiffi ( 15/09/2006 19:30)
tena mbola tsy naheno an'zany hira zany zah an!
8. lapino ( 15/09/2006 20:32)
mandrindra, http://squiby2.homestead.com/files/celinedionletstalkaboutlove_1_.wav
Ohatra an'io ny feony
9. cutie ( 15/09/2006 20:38)
mitovy le @ teny frantsay sy teny anglisy ?
tonony no tiako lazaina:lol:
10. lapino ( 15/09/2006 20:43)
hafa ilay tonony amin'ny teny anglisy ko
11. cutie ( 15/09/2006 20:46)
ie
tena tsy nitovy kay
le an'i JJ io toa mampa ny tonony fa ny an'i Celine Dion positif :lol:
12. Fiffi ( 16/09/2006 06:32)
hummmmmmm ! manja be akia ry lapino zany hira zany an! :) fa tena mbola tsy naheno @ teny gasy aloha zah an!
13. mandrindra ( 18/09/2006 08:35)
lapino, misaotra e, mitondra fahatsiarovana izany hira izany. dia miandry an'ilay teny gasy izany :lol:
14. Fiffi ( 18/09/2006 09:00)
hatraty io !
15. Ivolakely ( 18/09/2006 14:58)
Hira tena tsara anefa izany, ny mandika azy @ teny malagasy nge tsy dia olana raha tena izay no tian'i Black jack ho lazaina e, satria ny an'i JJ Goldman fotsiny no adika! :lol: fa raha misy tonony hafa dia zay no loza! sa misy manana Karaoke an'io any???? mbo omeo za e!!!
16. mandrindra ( 19/09/2006 12:41)
zah manana karaoké fa ilay an'i JJ goldman fa mila imailaka fa toa tsy zakan'ny hafatra eto ilay izy.
17. ralos ( 19/09/2006 15:02)
tsara io ka, na ny teny gasy aza fa efa tsy tadidiko firy intsony. Ny isan'andininy izao no tadidiko tsara eto dia mba fenofenoy eo ry zareo sao dia mba misy mahatadidy.

Tso-drano iray
No atolotray
Hahita ndray e!
Ny soa sy mamy e!
Tso-drano iray....
18. fiderana ( 20/09/2006 13:52)
Manana aho raha tian'ivolakely fa karaoke ilay izy, dia JJGoldman no manao azy, fa izao hoatsan'ny mavesatsa ilay izy ka tsara raha adiresy hafa no homen'i vola kely handefasako azy, nefa handramako ihany aloha raha mety en pv aminao:D
19. fiderana ( 20/09/2006 14:07)
tsy tafa ilay izy fa naha izany aza, aza mbola mandeha, fa mahita fika foana isika, ok:idea:
20. Gasy008 ( 10/08/2013 08:44)
fiderana:

tsy tafa ilay izy fa naha izany aza, aza mbola mandeha, fa mahita fika foana isika, ok:idea:


Efa tamin'ny 2006 lé topic, fa mba mety misy mitady ihany! Efa misy koa ny version karafun ho an'izay mitady!
Satria ianao andeha black jack [Résolu] lool!!

Fa tan/dro/vi/nao to/koa
Tsy ho re/sy tsy ho lo
Tsy ho di/la/try ny e/la
Tsy ho voa/on/tsi/na hian/jera
Ireo te/ny mi/ton/dra soa
‘zay mba vo/ka/try ny fo
Ho a/tao/nao va/tsi-tsai/na ho en/ti-miai/na
In/dro to an/ke/hi/tri/ny
I/lay re/sa/ko fa/hi/ny
Fo/ny ia/nao mba no/tro/troi/ko
F’i/san-/ja/na/ko tsy foi/ko
Hoe hi/sy ny an/dro i/ray
‘zay han/dao/za/nao a/nay
An/drai/sa/nao ny a/di/dy sa/ro/bi/dy
Sy le/hi/be
Sa/na/tria tsy ho tsi/ny ho a/nao
I/zao ra/no/ma/so i/zao
Fa mba rai/so toa po/ro/fo i/ray
F’ia/nao dia za/na/kay
An/dao ny to/kan/tra/no
Ka ho to/lo/ra/nay tso-/drano
Ha/ha/zo i/zay hi/lai/na
Ho en/ti-miai/na
Tsy ho sa/tri/nay to/koa
Sa/na/tria ny ra/tra fo
Ka hi/to/ma/ny toy i/zao e
Fa hi/sa/ra/ka a/mi/nao
Sa/tria ia/nao a/ndeha
Ts’/hi/fan/ka/hi/ta e/la be
Hia/tri/ka a/din-/tsai/na tsy hi/ta hi/sai/na
Som/bi/ni/ai/na
Ny en/tan-/ke/ly e/fa voa/fehy
Ka in/dro ia/nao an/deha an/deha
Ma/le/ho/va ha/trany ha/tra/ny e
‘za/ny za/na/ko i/zany !!
Ny a/ny si/sa ha/fa/tray
Raha mba mi/sy ny an/dro i/ray
Maha/tsia/ro ia/nao f’ ho/ne/na ve/ry fa an-te/na
MI/VE/RE/NA !!

Tso-/dra/no i/ray
No a/to/lo/tray, a/hi/ta ha/tra/ny
Ny soa sy ma/my

‘zao fo/toa/na ke/ly ‘zao
No si/sa ha/na/na/nay a/nao
Ka ma/lai/na sa/dy fa/ly
Raha mi/je/ry ny an/dro o/ma/ly
Fa mba no/fo a/man-/drà
Ka mba on/tsa ny fa/na/hy
( zao sy re/ni/nao ta/ve/la e )???
Sa/tria ia/nao an/deha
An/deha an/deha!!
An/deha an/deha!!
A/llez man/deha !!
***!!!Veloma ary tompoko!!!****



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1558