sao mba..

1. helitiana ( 16/09/2006 13:18)
Sao mba misy mahafantatra ilay mpanoratra hoe:"Christophe Rabearimanana " kay ianareo ,misy tononkalony iray izay ho aho tiako be manomboka @ hoe:"olona tsy vanona mpambotry firenena...",dia tsy haiko intsony ny tohiny fa raha mbamisy mahay dia mba alefaso ho aho ;misaotra indrindra.:?:
novalian'i fiderana ny 17/10/2006 12:00
2. Fiffi ( 16/09/2006 15:23)
mba mahaliana ahy koa zany tononkalo zany an! de hoe manomboka hoe olona tsy vanona mpambotry firenena...", ? de aleo aloha miandry zay mahafantatra azy zany .
3. fiderana ( 17/10/2006 12:00)
hotran'ny ho tsara izany an..!, zah koa te ahita izany, raha misy, fa toa mahaliana izy izany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2584