misionera amerikana

1. dailynews ( 15/09/2006 14:57)
marina ve iznay resaka hoe misionera amerikana izany voaraoka tao majunga raha nomena 48h monja hodiany any antanindrazany ? fa inona no nitranga ?
novalian'i dailynews ny 17/09/2006 21:10
2. Fiffi ( 15/09/2006 15:43)
taiza kay no nahenohinao an'izany ?
3. dailynews ( 16/09/2006 12:24)
naman ny namako no nandrenesako azy hoe nitel tany amin ireo olona ireo tany majunga izy ary ny mpanampy tao antranono namaly sy nilaza ny resaka ka izay no tsy maha sure ahy.
4. Fiffi ( 16/09/2006 12:39)
de mba nitady hiany aloha zah nijery gazety fa tsy nahita an!
5. dailynews ( 17/09/2006 21:10)
de mahavariana izany...sa mety nampiresaka izany ny source nahazoako azy...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0915