mandihiza rahitsikitsika
1. ftma
(
16/09/2006 09:29)
Sao mba misy mahalala ny tonin'io hira io ianareo?
novalian'i mandrindra ny 22/09/2006 08:22
4. lanto
(
16/09/2006 09:57)
http://sipagasi.ifrance.com/tsianjery.html
Tsy tonga de ao le iray teo :) asa ito ragha mety
ftma> dr akia :-*
Tsy tonga de ao le iray teo :) asa ito ragha mety
ftma> dr akia :-*
5. Fiffi
(
16/09/2006 12:17)
hummmm! misaotra akia Lanto an! de misaotra an'i sipagasy koa fa nahampatsiaro zava-dehibe tokoa ireo hira sy lalao ireo!:):-*:-*:-*:-*:-*
8. mandrindra
(
18/09/2006 08:32)
ary be hitsikitsika te handihy ato izany an :-D:-D:-D
alefaso hianaranay e
alefaso hianaranay e
9. booboo
(
18/09/2006 08:36)
Misy dihy malagasy ( ilay misy tsipa-tongotra sy latsi-tanana ataona lehilahy ) iny @ io hira hitako tena tsara ery, ry zareo avy ao @ AEOM no hitako nanao azy.
10. Fiffi
(
18/09/2006 09:02)
zany ve akia ry booboo ? hummm! te-hahita an'zany aho an! de miandry an'i mandrindra hampiseho an'zany dihy zany ary koh!:)
11. ftma
(
18/09/2006 18:07)
cutie: tsy izaho no handihy fa nampiarina ny ankizy vazaha, faly ery ry zareo mihira azy saingy mbola ho ela vao ho voatoniny tsara
12. cutie
(
18/09/2006 20:57)
ftma :lol::lol::lol:
ka tsy maintsy mampianatra mandihy fa nga atao hira fotsiny ?
ka tsy maintsy mampianatra mandihy fa nga atao hira fotsiny ?
15. cutie
(
19/09/2006 19:10)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 19-09-2006 14:34:36
Lohateny : Re : mandihiza rahitsikitsika
cutie, mbola miandry fararano vao mandihy
rahoviana zany
fa tsy mianjy diavolana ve :lol::lol::lol::lol:
16. mandrindra
(
20/09/2006 10:07)
ka hoe mandihiza rahitsikitsika
hianaranay raha fararano
dia amin'ny fararano izany no miantra manao dihina hitsikitsika:-D:-D
hianaranay raha fararano
dia amin'ny fararano izany no miantra manao dihina hitsikitsika:-D:-D
