mandihiza rahitsikitsika

1. ftma ( 16/09/2006 09:29)
Sao mba misy mahalala ny tonin'io hira io ianareo?
2. lanto ( 16/09/2006 09:38)
http://www.sipagasy.tk/

;)
3. ftma ( 16/09/2006 09:54)
Misaotra lanto sombiniaiko :*
4. lanto ( 16/09/2006 09:57)
http://sipagasi.ifrance.com/tsianjery.html

Tsy tonga de ao le iray teo :) asa ito ragha mety

ftma> dr akia :-*
5. Fiffi ( 16/09/2006 12:17)
hummmm! misaotra akia Lanto an! de misaotra an'i sipagasy koa fa nahampatsiaro zava-dehibe tokoa ireo hira sy lalao ireo!:):-*:-*:-*:-*:-*
6. cutie ( 16/09/2006 15:43)
ftma, handihy nga njy :lol::{
7. Fiffi ( 17/09/2006 06:14)
andao hiaraka handihy :)
8. mandrindra ( 18/09/2006 08:32)
ary be hitsikitsika te handihy ato izany an :-D:-D:-D
alefaso hianaranay e
9. booboo ( 18/09/2006 08:36)
Misy dihy malagasy ( ilay misy tsipa-tongotra sy latsi-tanana ataona lehilahy ) iny @ io hira hitako tena tsara ery, ry zareo avy ao @ AEOM no hitako nanao azy.
10. Fiffi ( 18/09/2006 09:02)
zany ve akia ry booboo ? hummm! te-hahita an'zany aho an! de miandry an'i mandrindra hampiseho an'zany dihy zany ary koh!:)
11. ftma ( 18/09/2006 18:07)
cutie: tsy izaho no handihy fa nampiarina ny ankizy vazaha, faly ery ry zareo mihira azy saingy mbola ho ela vao ho voatoniny tsara
12. cutie ( 18/09/2006 20:57)
ftma :lol::lol::lol:
ka tsy maintsy mampianatra mandihy fa nga atao hira fotsiny ?
13. mandrindra ( 19/09/2006 12:34)
cutie, mbola miandry fararano vao mandihy:-D:-D:-D
14. ftma ( 19/09/2006 18:26)
cutie: ny hira aloha no ampianarina avy eo vao ny dihy iny mora atao.
15. cutie ( 19/09/2006 19:10)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 19-09-2006 14:34:36
Lohateny : Re : mandihiza rahitsikitsika
cutie, mbola miandry fararano vao mandihy

rahoviana zany
fa tsy mianjy diavolana ve :lol::lol::lol::lol:
16. mandrindra ( 20/09/2006 10:07)
ka hoe mandihiza rahitsikitsika
hianaranay raha fararano
dia amin'ny fararano izany no miantra manao dihina hitsikitsika:-D:-D
17. cutie ( 20/09/2006 13:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
iny njay no tsy hitako
18. mandrindra ( 21/09/2006 08:33)
ka ny masonao mikatona ko ahita inona eo :-D:-D:-D
19. cutie ( 21/09/2006 16:27)
:-D:-D:-D:-D:-D
20. mandrindra ( 22/09/2006 08:22)
sokafy amin'izay hoa:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1037