Iza @ ireo 20 nilaza fa ho hilatsaka no hihemotra??

1. lagoon ( 14/09/2006 23:45)
efa mis iray aloa izao fa tsy afaka hilatsaka,iza moa izany raha tsy i Pierrot.
Mbola maro koa ireo kandida fa hihemotra ary hiova hevitra @ io.Nefa mety hisy koa olona mbola tsy niteny fa hilatsaka nefa hametraka dossier eny @ HCC.
Ka ahoana ny hevitrareo?
Firy marina no hifampitana @ i Ra8 eo?
I Lahinirin'ny sasany moa dia nametraka dossier koa omaly 14 Septembre.
novalian'i fijo ny 27/09/2006 22:08
2. joto ( 15/09/2006 06:37)
ny marina dia na iza na iza no hitondra antsika eo dia tsy misy lanja mihidina izany ny fiainana handeha ataotsika hoe George bush no filoham-pirenena dia hino ve ianao fa hidina ny vidimpiainana? ny sasany izany dia te hangoro karena fotsiny ohatra ilahiniriko mino ve ianao fa raha i lahiniriko no hitondra antsika eo dia hisy ny fahagagana? tsy mino an 'izany aloha raha izao fa ny zava misy dia tsy maintsy hameno ny paosiny foana izy.koa aza dia manaiky ho hambakaina intsony e!aleo mifidy izay efa manana
3. lagoon ( 15/09/2006 09:26)
Izaho ange tsy niteny fa hihidina be ny fianana n'iza n'iza miakatra eo.Betska no te hameno pôsy @ ireo nilaza fa ho prezida na lahy na vavy.Nisy ireo nahazo vola avy @ exilés,hanomanana ny propagande.Ka raha sendra lany eo dia amnistie sy reconciliation no ataony voalahy indrindra,avy eo dia hiara-misoasy ao!!
Fa raha reska alliance aloa dia toa manomboka mifanankaiky i Pierrot sy i Lahinrin'ny sasanye.
Misy poids ve io alliance io?
4. Fiffi ( 15/09/2006 11:12)
lahiniriko , Pierrot.zao aloha no tsy afaka milatsaka koh !
5. ravatorano ( 15/09/2006 11:22)
ri Ninie Donia-rypasitera an ny FAK reny ,d iza kouh re e ! asa aloha
fa amin ity aloha d hisy hahazo 0.0025% e
Lahiniriko no izy fa tsy lahiniriny hihihih
6. prime ( 15/09/2006 12:24)
:°):-D:-D
7. mandrindra ( 15/09/2006 14:34)
aleo ho hita eo aloha hoe iza daholo no hametraka ny dossier ao amin'ny hcc. dia avy eo ho jerena koa raha recevable daholo ny dossier rehetra mipetraka
8. xxx ( 15/09/2006 16:59)
Ary maninona moa ra Sarkozy no atao filoha eo e ?:twisted::twisted::twisted:
9. xxx ( 15/09/2006 17:52)
ary raha izaho no milatsaka ahoana hoy ianareo ? hihihi hahaha be angamba
10. lapino ( 15/09/2006 18:35)
xxx, http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=2908 :D
11. lagoon ( 15/09/2006 18:55)
ravatorano:

ri Ninie Donia-rypasitera an ny FAK reny ,d iza kouh re e ! asa aloha
fa amin ity aloha d hisy hahazo 0.0025% e
Lahiniriko no izy fa tsy lahiniriny hihihih





Izaho aloa tsy naniry azy e!!
12. fijo ( 15/09/2006 21:37)
saotra letsy lapino an.
13. rabaradaka ( 18/09/2006 07:59)
Ahitsio kely joto ny fijerinao fa fomba fijerin'ny AREMA fahiny niady tamin'ny Manandafy sy ny tariny izany fijerinao izany. Maso mahita re ka milaza ny hitany : nisy làlana tsara toa izao ve taloh ?
14. tangalamaitso ( 18/09/2006 09:31)
3 aloha hatreto no efa niroso ka nametraka ny antontan-taratasy filatsahan-kofidiany teny @ HCC. 17 izany sisa, ankoatra izay tsy niteny nefa hilatsaka tampoka, no andrasana ny fihetsiny na handroso na hihemotra. Amin'ireo 17 ireo, dia misy iray izay toa ho sarotra ihany ny filatsahany nohon'ny raharaham-pitsaràna mahazo azy. Ny 16 sisa dia eo am-piketrehana tanteraka. Azo inoana fa mandeha @ izao fotoana izao ny fifanantonana sy fifampidinihina any ambadika any eo amin'ireo antoko politika sy fikambanana isan-karazany mikasika izay paik'ady entina miatrika ny fifidianana. Tsy maintsy mandanjalanja izay ho heriny mantsy izireo alohan'ny tena handraisany fanapahan-kevitra farany. Mbola sarotra aloha ny haminavina izay mety hihemotra sy handroso @ izao. Ny azo ambara fotsiny, dia tsy ho ferana mihitsy ny hisian'ny fiaraha-miasa eo @ ireo izay efa nitonona hilatsaka ireo mba hampatanjatanjaka kokoa azy. Ho hitan-tsika miandalana eo e!
15. fijo ( 20/09/2006 22:17)
tsy sahy ireo sasany ireo ka.lasan kovavany fotsiny .
16. mandrindra ( 21/09/2006 12:41)
raha mahatratra 10 ny kandida ofisialy dia tena efa betsaka izay
17. fijo ( 21/09/2006 22:14)
tsy mahatratra an'izany io e.
18. prime ( 26/09/2006 12:13)
hummm... tsy hay an...
19. fijo ( 27/09/2006 22:08)
misy mifanohana ao ka.raha isaina anie ry zalahy dia ahatsapa,fa arakaraky ny maha maro ny mpanohatra milatsaka no mampiparitaka ny vato azony,ary manome vahana an dravalo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2254