vehivavy kizitina
1. dolby
(
14/09/2006 08:37)
Tsy hoe tsy kizitina ny lhl fa ny vhv rehefa kizitina dia kizitina be mihitsy. Harerahana ve no mahatonga an'zany sa efa toetra hiraisana ?
novalian'i booboo ny 15/11/2006 18:13
2. booboo
(
14/09/2006 08:58)
ndraindray ilay lhl mihitsy no manirikiry kah :°). Vazivazy fa zà tsapako hoe kizitim-belona rehefa @ fotoan'ny red red, rehefa reraka ka mikorontana ny trano dia raha sendra tsy maintsy miaritra miaraka @ oul manirikiry ahy ( fanasana, fivoriana ohatra, dia avy teo malaza ratsy hoe masiaka beeeee oun hihihihihi )
3. mamzelkely
(
14/09/2006 09:15)
za ko de kizitina vell matsiravina mits njainjay ts haiko we manin fa de misy olona souffre douleur-ko mits :-D:-D fa matetika alou refa miady saina na zvt ôtran'izany ee:-D:-D de refa red red arak ny filazan booboo azy:-D
4. miangalyandria
(
14/09/2006 09:58)
Izaho indray tsy kizitina fa diso mahafantatra loatra ny zavatra tadiaviko dia indraindray manahirana ny hafa.
5. xxx
(
14/09/2006 11:45)
Ny vy tsy mikatrana irery : matoa kizitina ny vehivavy dia satria mandreraka ny lehilahy : tsy manao n'inon'inona , miandry tolorana, tsy misy initiative, mal organisé, be critique fotsiny
Araky ny voalazan'i booboo , raha mba manampy mampiri-trano nareo dia tsy mikizitina intsony izy :-D
Araky ny voalazan'i booboo , raha mba manampy mampiri-trano nareo dia tsy mikizitina intsony izy :-D
6. xxx
(
14/09/2006 13:00)
lhl no miteny,
ny mahatonga ny vevivavy ho kizitina dia matetika ny fikorotanana ôrmônaly misy ao aminy alo (red red ohatra araka ny filazanareo)
nisy nilaza moa io hoe ny ataon'ny lhl ko no maha-kizitina anareo vevavy, tsy laviko zay kanefa matetika ary dia ny lhl no manala iny fahakizitinana iny fa tsy arak'ireo voalaza eo ambony reo loatra.
ary farany ny mahakizitina ny vehivavy dia mety ho ny zavatra hitan'ny masony tsotra zao fotsiny, diso maka lagy be loatra amin'ny zavatra tsy tokony haka lagy,
na izany na tsy izany, anjarana vevivahy ihany no mitaiza saina sy fihetseham-po mba ho mirana lalandava:D

8. Fiffi
(
14/09/2006 15:06)
rehefa tsy mifanaraka @ ny heritreriny de mampi-kizitina azy! tsy hoe toetra ratsy io ny fahitako azy fa misy antony ao!
9. pissoa
(
14/09/2006 16:01)
xxx, tsy hoe maka lagy fa vokatry ilay fikorontanana ôrmônaly koa iny mora lagy iny :oops::oops::oops::-D Taratra indrindra iny amin'ny vehivavy bevohoka.
Ny vehivavy mahia (mince) koa ony kizintina kokoa noho ny vehivavy manana vahana tsara. Resaka hormone ihany no nanazavana azy, fa tsy haiko ny fahamarinany fa zah tsy mpandinika vehivavy :-D:-D:-D
Ny vehivavy mahia (mince) koa ony kizintina kokoa noho ny vehivavy manana vahana tsara. Resaka hormone ihany no nanazavana azy, fa tsy haiko ny fahamarinany fa zah tsy mpandinika vehivavy :-D:-D:-D
10. xxx
(
14/09/2006 20:50)
Ny vehivavy mahia (mince) koa ony kizintina kokoa noho ny vehivavy manana vahana tsara. Resaka hormone ihany no nanazavana azy, fa tsy haiko ny fahamarinany fa zah tsy mpandinika vehivavy
ary pissoa lé mince sa lé manana vahana tsara ????
zah lhl , hafaka mandinika an' i pissoa tsara !:wink:na kizitina na tsia :idea:
11. pissoa
(
14/09/2006 20:59)
xxx - mety manao fijery mitongilana :wink: raha vô mandinika anah elaela eo :wink::-D:-D:-D
15. mamzelkely
(
15/09/2006 08:12)
pissoa:
Ny vehivavy mahia (mince) koa ony kizintina kokoa noho ny vehivavy manana vahana tsara. Resaka hormone ihany no nanazavana azy, fa tsy haiko ny fahamarinany fa zah tsy mpandinika vehivavy
tena mety ts marina akia io ko :-D:-D za zao vhv manana vahana ts haiko alou na tsara na ratsy fa za kzitina be :oops::oops::-D:-D
16. pissoa
(
16/09/2006 14:28)
Njy ve dia kizintina akia? Tsy zay alou no hitako eto am'forum fa mamzel coooool be eeee :-D:-D:-D
Zah kizintina noho njy :oops::-D:-D:-D
Zah kizintina noho njy :oops::-D:-D:-D
17. ferrari
(
16/09/2006 18:20)
Ny vehivavy kizitany dia mety aviaminy alebiasiny ray amandrenina (neny) dia rehefa lehibe dia manambady dia lasa otraminy mamany na pire. Misy rehefa tonga ny quarantaine dia lasa kizitina be fa tonga ny periode de ménopause.
Mbola bedebe by reponses... misy ko rehefa bevoky dia lasa kizitany be
Mbola bedebe by reponses... misy ko rehefa bevoky dia lasa kizitany be
18. kalina80
(
19/09/2006 19:38)
Ny bendy zany ry reto tsy tia vehivavy kizitina mitsy an! zany hono no mahatonga azy mampirafy indraindray fa hafatra ho antsika rehetra ity: " marina fa mafy ny ady hatrehina @ andavanandro fa aza de kizitinina loatra ny vady na ny sipanao e" manjary mitady hafa hanambitamby ndray izy
20. PISOPETA
(
20/09/2006 10:52)
ny toetrandro iainantsika mihintsy ry zareo no efa miova ka mahatonga fahakizitinana, nefa tadidio fa tsy tongatonga ho azy io fa matoa misy de natao ho zaka ary zao no tadidio fa tsy misy afa-tsy ny mandray ireny zavatra mahakizitina ireny ho lafi-tsaran-javatra ianao satria mahasoa anao ireny ra raisinao am ny fisaorana sy fifaliana!!!!MBA ANDRAMO ANIE E!!!