vehivavy kizitina

21. mamzelkely ( 20/09/2006 14:38)
kalina za tena kzitina be mits fa ôtrany tin'i kofako fôna iny aza no tena tiny fa rangitiny fôna de kzi ko le donto :x:-D:-D:-D
22. Zina ( 20/09/2006 16:08)
PISOPETA [ Valio ] 20-09-2006 12:52:44
Lohateny : Re : vehivavy kizitina
ny toetrandro iainantsika mihintsy ry zareo no efa miova ka mahatonga fahakizitinana, nefa tadidio fa tsy tongatonga ho azy io fa matoa misy de natao ho zaka ary zao no tadidio fa tsy misy afa-tsy ny mandray ireny zavatra mahakizitina ireny ho lafi-tsaran-javatra ianao satria mahasoa anao ireny ra raisinao am ny fisaorana sy fifaliana!!!!MBA ANDRAMO ANIE E!!!

marina io aretin'ny 21eme siecle ko io en plus ny stress... Tsy hafa-po ilay olona matoa kizitina na tsy tanteraka ny zavatra iriny na tiany.
23. cutie ( 20/09/2006 16:59)
Zina marina ny an-jy :-D:-D:-D:-D
24. tisera ( 21/09/2006 06:54)
ary angaha ny lehilahy hono tsy mba misy kizitina é? Izaho aloha mahafantatra santionany : ny mpampianatra maths-ko taloha izao tena kizi...tina be mihitsy mihitsy§ dia sao mba isy mahay manazava ny lehilahay kizitina? Ny ankabiazan'ireo fantatro hoe kizitina aloha dia somary fohy avokoa ka misy ifandraisany tokoa ve ny toetra sy ny bika?
25. mamzelkely ( 21/09/2006 08:48)
humm za zany ts afa-po fôna ko za tsinn kzitina be :roll::-D:-D
26. ikalakintina ( 21/09/2006 10:44)
za koa aki zelkely tena kizintina be mitsy efa kizitinakely no anarako am zao, nefa anie za talou tsy otran zany ny fieverako azy a!, angamba tokoa tena tsy mety afapo fa be fangataka be loatra:oops:
27. hanitra2005 ( 15/11/2006 17:43)
izaho dia tena KIZITIPATY mihintsy fa ny vadiko dia tena mandreraka! izaho faty mampirin-trano, izy faty manakorotana! tsy mba taitra tsy maika mihintsy, izaho nefa organisé be!!tena mahasosopaty mihintsy! indraindray aho dia tena mahatsapa hoe masiaka anie aho zany dia mba miezaka ny mba tsy hikizitina fa vao miala any ilay verra avy nosotroina dia avela partout dia miala any koa ny akizitinako eee!!! rehefa misy zavatra tena important tokony atao, izy tsy rototra mihintsy!!! masosotra mihintsy ianareo lehilahy ee! tsy resaka hormone zany io fa misy antony matoa kizitina ny vahivany eeeeeee!!!!mba miezaha ianareo fa tena mba samy reraka anie na ny vehivavy tsy miasa aza fa mitaiza toka-trano eeee!
28. booboo ( 15/11/2006 18:13)
hihihihihi :°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8642