mbola resaka musicien ihany ...!

1. totofy ( 20/09/2006 19:22)
misy couple hono zany.. samy musicien daholo izy mivady ...ka eo dia note sy solfa foana no atao maraina ataondro hariva......
indray andro lasa ny feeling an' lé rangahy , sady te hanao crack crack izy , atao ahoana ny hangatahana amin' i Ramatoa .....
natao an-kira solfa zany :
rangahy : MI LA RE ......
Ramatoa : RE FA MI DO DO .....

:-D:-D:-D:-D
novalian'i kala ny 05/10/2006 08:55
2. cutie ( 20/09/2006 19:45)
:-D:-D:-D:-D:-D
3. lapino ( 21/09/2006 04:07)
:-D:-D:-D
4. mamzelkely ( 21/09/2006 07:12)
:-D:-D:-D milay kosa zany :-D:-D
5. barry ( 21/09/2006 07:37)
dia tohizandry zareo miaraka hoe:"DO DO RE MI NO...":roll:
6. ikalakintina ( 21/09/2006 11:01)
=D=D totof
7. loharanoniaina ( 21/09/2006 11:51)

D:-D:-D=D=D=Dtotofy!tsara kosa
8. mandrindra ( 21/09/2006 13:07)
dia namaly ilay ramatoa hoe : any amin'ny SOL LA FA mandeha
9. totofy ( 21/09/2006 15:54)
okay mandrindra :-D:-D

Fa izao é! tsy nolazaiko anareo fa i Rémi no anaran' ilay rangahy :

Ramatoa : DO DO RE MI ?

Rangahy : RE MI MI DO DO
10. lapino ( 21/09/2006 16:09)
Fa MI LA RE sa MI DO DO moa? Sa andininy faharoa ilay iray? :-D:-D:-D
Ramatoa: MI LA SOL DO MI
11. pissoa ( 21/09/2006 17:52)
tsisy azoko izy izany 8)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
12. myamorsu ( 23/09/2006 16:57)
tpt za am ty resakareo hahaha!mdr
13. kala ( 25/09/2006 13:30)
totofy > =D=D=D=D=D

mandrindra > zany an! ekena ê! :-*

lapino > RE FA MI DO DO LA PI NO :-D:-D:-D

pissoa > efa vonton'ny fenarana loatra dia tsy mahazo resaka mozika tsony :twisted:


14. onjah ( 28/09/2006 15:58)
15. kala ( 29/09/2006 15:19)
:-D:-D:-D
16. lapino ( 29/09/2006 18:16)
Andramo hiraina amin'ny feony ange e! :D
17. kala ( 03/10/2006 12:15)
:D:D
18. pissoa ( 04/10/2006 19:05)
lapino, tsisy tonony ? :°):-D:-D:-D:-D:-D
19. kala ( 05/10/2006 08:55)
:-D:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D:-D
:-D:-D:-D
:-D:-D
:twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1957