Linux - ubuntu

1. little ( 20/09/2006 12:10)
Maba firy eo ho eo reto ny olona mampiasa linux any dago? ary iza no mba afaka manampy fa tsy afaka tsy tafiditra ao anaty espace disk ny programm ubuntu-ko ka sao mba misy afaka manampy mahay mamaha ny olana? misaotra mialoha!!!
novalian'i sakaleona ny 10/11/2006 19:14
2. dd ( 20/09/2006 16:33)
fa firy ny espace disk nao?
3. lapino ( 21/09/2006 03:50)
Mety misy afaka hanampy an'i little ihany, fa omeo antsipiriany kokoa ilay olana e!
4. little ( 28/09/2006 13:09)
misaotra aloha fa somary maty le matos manko ka tsya faka mifamaly teto e!
izao ilay izy e! ny espace disk aloha de 40gigs. ny olana de izao: ni-installe linux Ubuntu aho fa saika hivadika tanteraka amin'io system io nefa na dia 40gigs aza ny disk dia satria misy espace anakiroa no omeny ao anaty machine mba ahafahana miasa dia kely ireo espace ireo ka tsy afaka lancer-na na ny office no tsy afaka mi-stocker information ah ao anaty linux. asa na ny installation no tsy nety na ny acces @n'ny free space no tsy mety. ka ny mba anontaniako dia ny mba ahafahana mahazo acces @ le 40gigs libre ahafahana miasa sy mi-stocker informations
Merci mialoha e!
5. lapino ( 29/09/2006 02:07)
Misy tsy dia mazava amiko ny fanazavan'i little
>> satria misy espace anakiroa no omeny ao anaty machine mba ahafahana miasa
Inona daholo ireo espace anankiroa ireo? Raha ny tokony ho izy manko ny ahafahana miasa, par défaut, dia ao amin'ny /home/ianao .

>> tsy afaka lancer-na na ny office no tsy afaka mi-stocker information ah ao anaty linux
Inona no message d'erreur omeny? Rehefa manao inona no mitranga io erreur io? OpenOffice.org ao amin'ny linux io office io an!

Afaka adikan'i little eto koa ve ny valin'ireto komandy ireto:
df -hT
ls -l /dev/hd*
6. little ( 29/09/2006 07:26)
De misaotra an'i Lapino aloha fa de namana manampy e! Izaho aloha de mbola vao mampiasa ity linux ity ary mbola vao mianatra. Marina izany fa le home mihitsy no kely loatra satria 2gigs fotsiny. nefa rehefa nanao prtitionn ny disk aho dia misy espace de 36gigs nomena ny linux nefa de tsy ahazahoako acces izy io.
Ireo komandy ireo aloha de tsy haiko e! fa mino aho fa eo ianao hanoro azy raha toa ka ilaina izany sa tsy izany?
7. lapino ( 29/09/2006 17:22)
little, za tsy dia hoe mahay ka. Betsaka ny namana mampiasa ubuntu ao, mety ho afaka hanampy ihany koa. Fa mba ilaina mazava ny fipetraky ny olana e. Izay no nanontaniako an'ilay hoe: inona no message d'erreur omeny, dia rehefa maninona io no mitranga?

Ny momba an'ilay komandy indray, dia ao amin'ny Menu > Accessoires > Terminal alefa. Mahazo "invite de commandes" avy eo, dia soratana ilay baiko "df -hT" ary tsindriana ny touche entrée avy eo. Manome valiny izy, dia adikao eto hoe ilay valiny omeny.

Ny fahazoako ny olana hatreto dia hoe partition samihafa no misy ny / sy ny /home. 36Go ny / ary 2Go ny /home. Raha izay anefa tsy tokony hisakana ny office tsy ho afaka lancer-na.
8. little ( 02/10/2006 12:08)
izay mihitsy no izy ry Lapino an! asa na izaho no tsy mahay manazava fa tsy afaka miditra ao @ ilay 36gigs mihitsy aho ka vao nasiana zavatra niaraka tao @ ilay home 2gigs de tsy afka lancer-na itsony ny office, tsy haiko loatra zay antony.
9. lapino ( 02/10/2006 12:16)
asa na izaho no tsy mahay manazava ...
Ka izay indrindra no nangatahako an'ireto:
- ilay message d'erreur
- rehefa manao inona no mipoitra io erreur io?
- ny valin'ilay komandy (mety mbola hiampy ireo komandy ireo)
10. little ( 03/10/2006 06:44)
Ka ny tena bleme zao de tsy velona intsony ilay linux! Vao any @ lancement-ny dia efa tsy tafiditra fa mandefa message d'erreur heo Kernell sy chiffre be dia be. Hiverenatsika ilay bleme teo aloha refa hita indray ity bleme vaovaoa ity e, sa ahoana? misaotra mialoha.
11. lapino ( 03/10/2006 06:54)
Avereno reinstall raha izany e! Dia atambaro partition iray daholo ny rehetra.
12. little ( 03/10/2006 10:24)
Ok, merci Lapino!!!
13. fabio ( 13/10/2006 08:03)
Ra tsy tinao ny hi reinstall d manaova lien symbolika d pointeo any am lay 36Go fa mety io.
14. sakaleona ( 10/11/2006 19:14)
cool comme un sujet:lol:
Rah eto dago angamba dia mbola vitsivitsy ny mampiasa an'ny Linux, indrindra fa ubuntu. Raha tena hifehy Linux dia mampiasa aloha Red Hat, ho hitanao avy eo ny fivoaranao:roll:... Aprés zay, raha sahy dia manandrama *BSD..
NB: ny olanao io dia probleme -na installation surtout eo @ choix de formatage....Aza kivy manao re-installation e!!!!:twisted::twisted::twisted:
Mazoto e :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2617