ELY,ELY, LAMASABAKTANY

1. boubounezy ( 17/09/2006 00:55)
zany wé Andrenaitr'ô! Andremanitr'ô! naona no mafoy ahy Enao. otrany somary toiny hevitry jimna ty hevitra ty satry ra ny falalako azy dé wé Jesôsy dé Andremanitra nitafy nofo, mba amonjena tsika olombelona mpanota be reto
mandainga zé tsisy nanota, arakiny baiboly wé zé tsy nanota t@nareo ny aoka itorabato azy.^:^
novalian'i prime ny 30/10/2006 07:15
2. Fiffi ( 17/09/2006 05:56)
boubounezy:
ra ny falalako azy dé wé Jesôsy dé Andremanitra nitafy nofo, mba amonjena tsika olombelona mpanota be reto
tsy azoko ny tiandry lazaina ! Jesoa Andriamanitra nitafy nofo mba hamonjena antsika ?


3. boubounezy ( 17/09/2006 09:59)
fifi zay ny falalako azy ka azonjy azavaina @ko ny heitsinjy ka.
nisy nanotany mantsy tany ambadika tany wé jesosy ve Andremanitra?
dé nanoratako io ely,ely lamasabaktany io dé t@ jesôy nomboana teo @ hazo fijalina dé io ny lazainy.
ra tsy nidina tety ambony tany Andremanitra zany wé jesosy zany @ko dé tsy nisy famelankeloka ho any olombelona, zany wé nitafy nofo zany A/tra, ra lé ao @ baiboly no diniako wé "indro ny virjiny hiteraka zazalah ny anarany dé atao wé i Manoela Ray ny mantrankizay, Andrinifiadanana, A/tra mahery sns... toiny.
dé @ko zany A/tra io jesosy io.^:^
4. miangalyandria ( 17/09/2006 13:47)
tsy ohatran'ny mifanohitra ve zany hevitr'i Toi izany, izaho mantsy manao hoe miantso an'Andriamanitra izy fa tsy hoe miantso ny tenany :?: diso ve aho :?:
5. boubounezy ( 17/09/2006 17:42)
ie mety mifanoatra le izy alou ra @nao fa ny anah zay ny fandraisako azy satry ao @ baiboly dé misy soratra bdb milaza fa A/tra dé Ray, Jesosy zanaka,
nefa misy kou milaza fa Jesosy A/tra. ka tsita bé niany dé raisiko itrizay ny anah. za tsy mandresy lahatra ny oull fa milaza ny fandraisako azy fotsiny.
6. majesty ( 18/09/2006 06:36)
:?::?::?:
7. prime ( 18/09/2006 13:53)
Jesosy dia Andriamanitra... Jaona 10:30, I Jaona 5:20, Genesisy 1:26, Isaia 7:14, Matio 1:23, Lioka 22:70
Ny fanadiovana rehetra dia tsy maintsy mandalo rà... ny otan'ny olombelona dia tsy voafafa raha tsy mandalo fahafatesana... ny zanak'ondry, tsy maintsy atao sorona hanadio ny mpanota... ary Jesosy izany zanak'ondry tsy misy pentina tsy maintsy natao sorona izany hamonjena ny mpanota...
Tsy maintsy maty aloha Jesosy vao voafafa ny ota ho an'izay mino... fa rehefa avy eo Izy nitsangana t@ maty anehoana ny fiainana ao aminy sy ny fiainana ho avy...
8. Achia ( 18/09/2006 17:29)
tsy hoe tsimaintsy mandalo fahafatesana prime a ! fa hoe : tsy misy famelankeloka raha tsy misy ra latsaka izay no nahatonga an'i Kristy hisolo ny zanakondry mba ho fanavotana izay rehetra mino azy
9. boubounezy ( 18/09/2006 20:44)
prime sôtra betsaka fa za kou tena efa tsy mahay manazava sy tsy mahay lé toko sy andininy tsony, misôtra fa jereko @ baiboly io extrait io. d'efa apetrako @nao zany ny fanazavana fa mety mitovy iany ny fandraisanao sy za lé izy^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^^:^
10. rabaradaka ( 19/09/2006 06:22)
Mila mamerina katesizy ity boubounezy ity ka, mba e ange zany :^)
11. prime ( 19/09/2006 15:44)
Achia> eny e, marina ny lazainao, mifameno ny lazaintsika fa tsy mifanipaka akory... ny rà latsaka no fanavotana, fa izay alatsa-drà dia efa sorona ho faty ny amin'izany... Ka izay ilay tsy maintsy mandalo fahafatesana... fa raha rà latsaka fotsiny tsy ampy ary tsy sorona no filaza izany fa "tsitsika" hoy ny mpisikidy izay... (tsy voatery vonoina ilay atao sorona fa ny ràny fotsiny dia ampy raha io)... fa ao amin'Andriamanitra dia tsy maintsy alatsa-drà ho sorona ary maty ka dorana na ahosotra @ tempoly ilay sorona hampadio ilay nanota nitondra ilay sorona... fa tsy misy dikany ny fanoloran-tenan'i Kristy raha ny ràny fotsiny dia ampy ka tsy maty Izy... tsarovy fa io teny noraisin'i bounezy io dia noteneniny, milaza ny nahatanterahany ny mission'ny ka nidirany t@ lalan'ny fahafatesan'olombelona... fa itsanganany @ maty kosa telo andro aoriana....
12. boubounezy ( 20/09/2006 09:14)
rabaradaka fa aona ny enga anie:roll: za efa nianatr katesizy fa saingy za nanadino ny akamarony ny efa nenarako fotsiny. zany refa soar'é! tratrany alzaiméra.:-D:-D:-D:-D fa za ngé mba mande mivavaka iany refa krismasy é!:lol:
13. prime ( 20/09/2006 09:19)
bounezy> aza manao vazy2 ratsy... gravy anie zany alzeimera zany e... marina e... Andriamanitra anie mihaino antsika e...:lol:
14. JOCH ( 21/09/2006 12:39)
Ny alika raha miteraka de alika iany no avokany eo,
ny bitro kou raha miteraka de bitro iany no avoakany eo
ny olombelona raha manan-janaka de olombelona iany iny zanany iny.
Ary Andriamanitra raha manana ny zanany malalany de tena Andriamanitra kou iny zanany iny.
Jesosy = Andriamanitra.
Ary noporofoiny izany taminy nitsanganany tamin'ny maty fa tsy mbola nisy olombelona nitsangana tamin'ny maty ka velona mandrakizay.
Ka n'iza n'iza mahay mitsangana am maty de antsoina hoe zanak'Andriamanitra izy. Ary rehefa zanak'Andriamanitra de Andriamanitra iany kou fa tsy olombelona intsony.
Isika izay mino de tsy maintsy ho tonga zanak'Andriamanitra izany hoe ho tonga Andriamanitra= tsy mety maty mandrakizay
15. prime ( 22/09/2006 12:36)
:wink:=D=D
16. boubounezy ( 23/09/2006 12:21)
k'ita fa efa misy milaza fa antitra be dé zay ny matonga ny lé alzeimer
17. prime ( 26/09/2006 10:20)
nefa bounezy mbola jeune raha ny fahitako anao koa antitra be ahoana ary...:lol::wink:
18. Achia ( 28/10/2006 13:33)
sady donga kely :-D:-D:-D
19. prime ( 30/10/2006 07:15)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1257