Nijery fandaharana tany TEXAS aho momba ny lalàna

1. lost ( 16/09/2006 18:13)
Tsy haiko na mety na aona fa otrany diso tafahoatra loatra angamba hoy aho ra izay no zavanisy tany(texas)Nisy Doc nandè t@ tele d hafa kely ny fampiharana lalàana any @ity toerana ity(Kanssas-city)Ra ohatra zany ianao ka mangalatra d tsy gadraina ianao fa asaina mitondra panneau zay milaza fa za nangalatra t@ ol niasako mandritra ny 1sem avy eo alefa télè,tsy atao ny mivarotena any fa ra tratra mikaoty mpikil ianao na manome rdv azy fotsiny d alefa télè fa saika hiaraka @ makorelina,ary ny mahagaga d misy antokon'ol maro no tratra ao antiny (avocat,police,ouvrier....)
D ra aminareo mety ahafoana ny hadalana sy ny halatra sy ny karazany v izany
répondu par pissoa le 27/09/2006 13:16
2. Fiffi ( 16/09/2006 19:32)
de hatao ahoana fa samy manana ny lalanany ny firenena rehetra ! raha zany no hitany fa hahatsara ny fiaraha-monina any aminy hatao ahoana ?
3. Papoose ( 17/09/2006 05:34)
kansas city tsy any texas,:-D
4. lost ( 17/09/2006 16:34)
papoose>>tsy d mahay ny dep ny amerikanina aho fa samy noteneniny izy 2 reo d zay no ampitaiko eto fa tsy haiko we aiza i texas na aiza i kansas-city
5. Papoose ( 17/09/2006 20:56)
okay aza fa tsy maninona raha ttsy hainao e!fa zay koa le tena maha "lost"anao zay, lost in america :-P
6. cutie ( 17/09/2006 22:50)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
7. lost ( 18/09/2006 09:27)
:lol:marin zany:-D
8. fijo ( 19/09/2006 22:44)
ka io lalàna io,rehef atsy manohitra ny lalam panorenana dia mety ka.
9. lapino ( 22/09/2006 22:29)
Hitako koa ilay reportage, fa danzz be!!
Ilay alefa tele aloha, efa lazain-dry zareo fa nampihena hatramin'ny 50% an'ilay delit
Fa toa tena mahomby ilay izy ko!
10. pissoa ( 23/09/2006 17:10)
Efa nahita an'io aho, na mitovitovy aminy ihany tamin'ny ela be, fa heveriko fa tena mandaitra tsara io ... indrindra raha azo ampiharina any Dago. :-D:-D:-D Ny olana fotsiny any amintsika sao ho mora kokoa ny fitsoahana :-D

Misy ilay Megan's law, dia atao amin'ny internet mihitsy ho hitan'ny public hoe atsy le mpi-viol ireny :-D:-D:-D Fa ny lazain-dry zareo ao moa hoe The law is not intended to punish the offender and specifically prohibits using the information to harass or commit any crime against an offender. :{:-D:-D:-D
11. fijo ( 26/09/2006 22:12)
mety ahitana vokany tokoa,saingy manaja ny zon'olombelona ve izany????
12. pissoa ( 27/09/2006 13:16)
Manaja ny zon'olombelona ve ny zavatra ratsy ataon'ireny olona mpangalatra na mpamono olona na mpi-viol ireny? :roll:

Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina :°):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.244