Inona ny fiantraikany @ ilay zaza?

1. xxx ( 16/09/2006 13:58)
Za sy le jobako mifanalavitra be ny toerana, refa niaraka indraycmandé izahay d bevohoka i kala za lavitra anefa lazainy fa ahy io,eny matoky azy ihany aho alou, fa ny hahazo an'ilay zaza no tsy haiko satria toa tsy ampy ny fiarahanay sy ny reniny nandritra izy bevoka,tena matahotra aho @ilay zaza sao misy fiantraikany izay indraym izay fotsiny.
novalian'i fijo ny 21/09/2006 21:19
2. fasaly ( 16/09/2006 15:13)
in kalou no atahoran'i xxx amlay zaza e!
ny mitaiza azy sy ny manabe azy sa inona tsy azo:roll::roll::roll:
3. Fiffi ( 16/09/2006 15:32)
de raiso ny "responsabilité" anao fa ny zaza tsy manan-tsiny !
4. xxx ( 17/09/2006 14:19)
fasaly a! ny atahorako @lay zaza d mety tsy ho ampy saina hono fa kely loatra ny ft niarahanay sy ilay reniny ka!sirito @ fianarana hono mety ho reraka amboalohany io zaa io hono???
5. Fiffi ( 17/09/2006 14:26)
xxx:
fasaly a! ny atahorako @lay zaza d mety tsy ho ampy saina hono fa kely loatra ny ft niarahanay sy ilay reniny ka!sirito @ fianarana hono mety ho reraka amboalohany io zaa io hono???
:roll: nga misy an'zany koa ? nga misy idiran'ny fiharahana ela na aingana ny fotoana niarahana no ahatonga ny zaza ho tsy ampy saina ?


6. xxx ( 17/09/2006 14:28)
fiffi a! Pa :?:kestion na responsabilité ny tiko ho fantatra fa sao d mety hanana fahasembanana ara-tsaina sanatria na tsy haiko izay no ilako confirmation eto ka! d misôtsa alou e!
7. watafon ( 17/09/2006 16:11)
xxx: tsy hitako aloha izay hatahoranao amzany e! tsy izany no mahatonga ny retard scolaire na psychomoteur k ! na anoxie cerebrale (tsy fahampian'ny oxygène hamatsy ny atidoha) nadritra ny fiterahana na aretina azo nandritra ny vohoka, na koa hoe mihinana na misotro zava mahadomelina ny reniny ohatra , fa tsy ny tsy fahampiana'ny fiarahanareo akory no olana !
8. fasaly ( 17/09/2006 17:11)
tsisy sembana zany eo kosa ry xxx fa aza minomino foana zay tsaho lazain'i oul any fa marary saina amzany eo! de ahoana zany reny zaza vao teraka kamboty ray na reny ireny????:roll::roll:we teo ampiterahana de maty ny reininy na ny rainy......
araka ny tenin'i fiffi oftsinyh hoe raiso ny responsabilité am maha ray anao de tsy manenjika ny eritreritra raha tsy hivady sy tsy hiraka tsony nareo de korazy e!:wink::-*
9. Fiffi ( 17/09/2006 18:12)
xxx: de io no Dr-antsika mahay nanazava ka korazy fa tsy haninona zany ny zanakao ! au contraire aza satria ho feno fitiavana bbbbeeeeee izy avy @ nao de ahakinga saina azy.:):-*
10. ravakamalala ( 17/09/2006 21:30)
tsisy an zany fa refa tonga eo ilay zaza d amin iny enao no manao rattrapage am zay, raha ny tsy fisian ny ray ve no mahasembana ara tsaina, tsy efa ho 18 be tsy hay faritana izao tontolo izao!
11. Fiffi ( 18/09/2006 07:21)
de mba mahagaga fa misy mihintsy ny mpamely tsaho an!
12. nivofah ( 18/09/2006 07:39)
Ataovy izay hampandry saina ny reny mitondra voka dia ahazo zaza tomombana aratsaina ianao, ny fitaitainana misy eo ampitondrana voka no miterabokatra ratsy eo @ zaza any aoriana. Zay fa de raiso ny andraikitra de mahereza fona
13. Fiffi ( 18/09/2006 10:10)
ho sambatra io zaza io mahatsapa fa tia azy @ fony manontolo ny rainy ! na ny RAD-ny ! ary ahakinga saina azy zany fitiavana zany !
14. xxx ( 19/09/2006 20:11)
tena marina aloha io voalazan'i fiffi io fa be ny mpanely tsaho eh! fa sôtra ny sera² koa mba nahalalana zavatra ngôda be! ar mba afaka manzava ny sain'ny tsa mahalala iany kou!
d misaotra betsaka re !
15. fijo ( 19/09/2006 21:51)
tsy azon'i fasaly le fanontaniana.ny tian'i XX anontaniana,dia hoe:"tsy ampy ny fotoana niarahany"izany hoe tsy ampy nysperme nanaovana ilay zaza.misy tokoa minon ,fa raha indray fotsiny no nanao ka bevohoka dia tsy ampy saina ilay zaza.tsy marina izany ry XX,fa iny indray mandeha iny dia ampy.
16. ninih ( 20/09/2006 09:15)
misy ho sainina tsara angamba ireo voalaza retra ireo kah! fa aza de be eritreritra fa izany toko a vao maika mampihena ny hery hoentinahiatrika ny ho avy retra
17. xxx ( 20/09/2006 13:34)
fijo: za koa saika niteny an'io fa tsy nazava @ fasaly sy fiffy anie izy iny e! ny fanazavan'i wataf iny no tena ampy alou eh!

ninih: sôtra be fa ampy marina ireo fanzavana ireo fa tsy hinohino foana za sady izay koa angie nandefasako azy eto fa haiko fa be manampahaizana ny gasy ary natoky fa hahazo fanazavana
sôtra ô
18. fijo ( 21/09/2006 21:19)
efa mazava izay fa ampy ny iray fa tsara kokoa ny bobaka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1615