Borizano sy Antakarana

21. mimich ( 19/09/2006 11:21)
lolabe > ka izay anie ilay hoe ara-tantara de lasa ifandovana ee. oh fotsiny zao ianao niaina izay , de manafatra taranaka ama-para , de mety koa hoe nisy cotier koa niaina oh izay niainanao izay , de manafatra ny taranany koa , de lasa mitohy hatraty am generation aty aoriana ilay izy saingy hoe tsy hita taratra be.
22. papounette ( 19/09/2006 12:35)
Tena marina fa misy fisehoanjavatra ara-tantara no mahatonga ny côtiers sy ny merina tsy hifankatia.
Rehefa mba mande any toerana asa na efa nandalovanareo fa misy toerana tsy azo iresahana teny merina mitsy fa tonga de mivadika ny lakana(ary misy maty mitsy an),raha vao merina no mandro ao anatyn'le rano na de tsy mandifotr'ol de maty ao....De mba anontanio reo olondehibe ao @ le toerana ao de ho fantatrareo(zà tsy hitantara eto) fa nisy zavatra tena tsy azontsika eritreretina sy eken'ny saina ny zavaniseho teo nataonreo razambe merina teo @io tanana io.Enga anie ka ho angano2 fotsn hentina hanamarihana ny tsy fitiavana an'le foko.Kanefa de voatantara @ antsipirian'ny olondehibe @ taranany le izy de manjary raiki-tampisaka ao.
De alaivo sary antsaina zany hoe miditra ao anatina fiarahamonina efa feno préjugés enao,nefa enao tsy mba miezaka akory(asa?)fa mieritreritra ohtrany Besoiiin hoe:"d tsy maintsy handefitra sy hisolelaka @ olona ohatra izany v vao mba ahita fiarahamonina tsra sy milamina".
Nena solution ndray no omeko:maninnn raha mba miezaka ny andaniny sy ny ankilany e.De esorina les préjugés.Ezaka be zany a,fa matetika an,tsika samy tsika ihany no mandrehitra an'le tsy fifankatiavana.
Kay,lava be ko zany resako zany.
:oops::oops:
23. prime ( 20/09/2006 14:37)
papounette> tsara b ilay vahaolana... fa ilay kolon-tsaina ao ambadika tsy voaova mora foana "par baguette magique" hoe ndao samy hiezaka... nisy ny tantara, nisy ny rafitra nanaraka izany, nisy ny fomba sy fanao nandrohy dia nisy ny lova... ireo rehetra ireo tsy azo fafàna intsony fa zava-nisy... fa ny fitaizàna mihitsy miainga isan-tokantrano no fototra, tsy mora arenina nefa azo tanterahina...
24. besoiiin ( 20/09/2006 15:26)
papounette> maina iany ny tenin'i prime, tsara ilay vahaolana fa rehefa tena iainanao ilay izy sarotra e! olombelona iany ny tena, ny tena ngeh tsy hoe tsy mahay miaina na miavona na miseo milay raha mihaona na miresaka aminy e! fa ry zareo kou ngamba no compléxé dia tena mandrongatra e!
efa henonareo v ny tantaran'i ninie donie nampidinin'ny pilote teny ivato???? resaka tsy fitiavana merina ihany...
25. patrick2002 ( 20/09/2006 21:07)
Ny ahy aloha ,matoa mbola misy merina marobe miely patrina eran\'ny madagasikara, miaina any aman-taona maro 20 taona ,30 taona,dia heveriko fa misy ny integration an\'ireny olona ireny .
misy miteny hoe tamatave, firy ny merina ao tamatave,ary tsy merina irery fa ny foko afa ,betsirebaka ,betsileo,sns misy miaina ao efa ho 40 ans ny sasany, dia tsy misy ilay fankahalana amiko,
Ny manahirana anie dia ilay fitsarana hoe culture-nao tsy mivoatra eh! tsy misy culture ambony na culture ambany izany fa ny fanajanao ny any afa,zay no zava-dehibe . Ohatra fotsiny raha misy olona avy any diego lasa minisitra ,misy olona diplomé avy any diego tsy mahafantatra an\'io olona io fa mitady asa any, mampandroso tsara be ilay minisitra ary manao izay mety eo ,tsy minisitra merina mihintsy no hangatahanao audience izany ,ka hanao anao hoe mandroso , raha tsy hoe havany ianao, naefa fantany.
Raha ireo izaho no dinihina dia misy maha-tsara azy sy maha -ratsy azydaholo ,eo ilay fihavanana zava-dehibe ,ary ny any iray NY TOERANA NO MITADY OLONA FA TSY OLONA NO MITADY TOERANA ,izany hoe selectioné kokoa ny olona omena an\'izany poste izany.
FEHINY dia tsy tokony hatao amiko ny fitsarana be fahatany ,fantatrao fa ny culture tavaratra tonga dia direct rehefa mangataka zavatra ,ary ny fahatokisanadia toetra voajanahary antsika olombelona,tsy tokony hitsara ianao hoe sauvage ,ary nandra ianao satria manome cheque a blanc, non non non ,tsy izay ilay izy, izay no mahatonga ny iray hisafoaka ka tonga dia manilika merina
26. papounette ( 21/09/2006 06:40)
=D=D=D=D Patrick20002
27. besoiiin ( 22/09/2006 08:54)
patrick2002> resabeuh hoa izany azo azavaina sy porofoina arataratasy sy ambony latabatra daôly nge h ny zavatra rehetra e, na dia io kàkà ao angabone io aza azonao demontrena hoe tsara satria azo anaovana zezika e fa rehefa tena andramanao hanina izy vao hoy ianao hoe tay kay ity! ka hoy aho hoe fotopisainana efa latsak'anaty mintsy ny andry zareo! ohatra fotsiny! mividy zavatra eny @ antakarana izaho, ny tena mou efa zatra ny any @ tanàna ka misaotra rehefa mahazo entana na famerimbola! hihihi aty diego ingahy raha misaotra injato ny 15 @ reo no mamaly satria ingahy borizano. sa v razoky mampisafoaka ilay fisaorana ataoko dia izay no mampiavonavona azy? raha izany v tsy ompa indray no tokony atao azy d faly izy???? za razoky tsy misetrasetra aty a! tsy miavonavona aty a! ary avy aty amiko foana no miainga ny terme de politesse raha tafaresaka @dry zareo aho, kanefa de heeeeeeeee... na izany aza alou misy ny exception e! fa saingy kely loatra ilay tauxany sefo a!:-*
28. patrick2002 ( 22/09/2006 12:24)
ka izay mintsy le izy rabesoin ah! efa tsy tian'ny ny misaotra sy ny fialan_tsiny dia tsy tokony hataonao, fa ny azy resaka mivantana no tiany dia hianaro izany ,ohatra fotsiny ny bandy any diego rehefa mikoty sipa tonga dia manatona vehivavy :ah ! ro drako anao ro tiako ,amin'azy darriere nao zany ,ino ra tianao fa vidiko ,pantalon djinn tianao,
: jereo amin'izany ohatra ,raha vehivavy ao antananarivo no hataonao fikotina sipa ohatry ny izany tonga dia opa mahazo anao hoe izaho angaha makorelina ,nefa izany any tsy misy dikany ,mba mianara an'izany raha besoin dia tamana ianao ah!
29. besoiiin ( 22/09/2006 18:06)
patrick>ohatra ny lasa fiainana bordel ngeh lesy e! misaotra avy v less de ahasosotra? tsy misaotra ndray lazainlisany fa ny merina miavonavona ka tsy reveny! izy alou tonga d tsotra e! marina zany ary tena ekeko! tonga d tsoriny @ fijeriny fiteniny toetrany fa tsy reveny ela fa borizano! ary za ngeh tsy miady evitra @la hoe tsotra izy sa miolika e! fa ny tiako alentika ao antsainla satria izany no iainan'ny merina efa ho 30% n'ny mponina eto raha jerena dia ny hoe: tsy mirevy merina na borizano izy.... raciste pursang!!!!!! :-D:-D:-D
30. patrick2002 ( 22/09/2006 23:32)
besoiin : ka izaho anie letsy eh! ialahy miaina any @ taniny ,nefa ialahy tsy te hanaraka ny culture-ny,rehefa eny andalam-be ,na eny ampiasana,supposons hoe any arabie saoudite ialahy dia short no entin'ialahy any andalana fa mafana ny andro, tsy ho rangitra ve ny saoudien mahita an'ialahy , na ialahy mijery boky porno eny @ espace verte ,:-D:-D:-D. (somary exagerer-ko kely ilay izy, )

@ anie letsy eh! tsy hoe ilay saotra no tsy reviny,fa tonga dia fantany ialahy hoe raha hindramany kiraro ialahy ,na hitrosany vola tsy manome, dia hoy izy maheno ny saotranao hoe : Borizano tsy manjary ,misaotra fahatany,nefa raha hidramako djinn hoentiko mandeha disco tsy hanome anakah :-D:-D:-D
31. besoiiin ( 23/09/2006 21:30)
ary tô tsika mitsam rery lesy no miresaka eto? tsy aleo v mifandefa mail??? :-D:-D:-D:-D raha azoko ny tianla hambara dia manana arierpensé izy! kanefa na izany aza tokony hisaina izy fa tsy mitovy ny olona rehetra na dia samy merina aza! izany ilay hoe ny kary no manao ny ataony ka ny saka no voatapadrambo
32. patrick2002 ( 24/09/2006 03:37)
zay mintsy lesy le izy ah! ho tataraiko zavatra ialahy ,vie privé ko ity nefa tsy maninona aleho ho vakiny rehetra mba temoignage ihany koa, t@ izaho nandeha tany diego ,izaho aloha efa mifanerasera @ bandin'ny diego tamin'izaho nianatra tany @ sov , tonga tany izaho nandeha boite de nuit,tonga dia miresaka @ olona eo akaikiko izaho ,presentation ,vahiny letsy avy tana mba tonga eto voalohany ,nividy bex izaho tonga dia nizarako ,lany iny tonga dia ni-commande bex 4 izaho ,tonga dia nanontany ilay bandy anakiray :eh fa ianao ty mou boka aia:?: izaho boka tana ,fa gaga ry zalahy hoe mba misy bandy borozano mampirevy andrizalahy.Avy teo tena ry zalahy mihintsy no manely eran'ny tanana hoe ,troupe iny bandy iny fa jereo,bonne iny bandy iny.
ka izay le izy ny fiainana any donia ,rehefa olona cadre @ tanana mandeha boite izany dia mampirevy izay ho an'ny olona ray boite ,miditra boite Mr le maire dia efa iny izay miantoka labiera ,ary misy mihintsy bandy tsy an'asa ,barbot hoy ny fitenenana ,fa any @ boite foana isan-kariva ary dia misy mampirevy foana. Hitan'ialahy fa zavatra kely ohatrizay dia mampiravina an'ilay lonilony teo .
33. besoiiin ( 24/09/2006 07:03)
Marin'zany ary kouboko ilay fika raha izany!ny tena marina kou alou tena mbola vitsivitsy ny olona mifanerasara amiko raha ny avy aty e! satria somary rytme b ny asako aty sady ny Sté hifaneraserako prèsque bandy avy any @ tanana daholo ny cadre ao! kely fotsyny no fotoana tena mba hifampiresahako @ olona avy aty afatsy ny eny andalaeny antsena. Mou refa miodina mandé boîte dia troupe na bandy avy any @ tanana foana! ka tonga dia arako ilay tianla hambara @ fiheverany anay @ zay. merci alou @le conseil fa za kou ngeh mba t hanana relation milay @dry lerony ny tena marina e! fa teo @lay fihetsiny en general no tena mba nahagaga ahy...
34. romi16 ( 28/08/2016 18:40)
Tena manorisory ahy mihintsy ! @ ny sasany @'tsik ôtran'oe le Merina fôna no diso! nefa reo Cotier reo refa eto TANA mbola ny fombany avy any @ny any no atôny tena mandreraka be (kotaba sy ny sisa) de refa roahina @ trano dia le tompotrano indray no lazaina fa mpanavakavaka! nefa ra enw no makany @ny tsy maintsy manaraka ny fombany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1898