Borizano sy Antakarana
1. besoiiin
(
17/09/2006 18:39)
tonga teto diego aho volana vitsivitsy izay hamita iraka. Tena valalanina aho mahita ny tsy fitiavan'ny olona aty ny merina ( borizano hoy izy )n'aiza n'aiza dia hitanao sesilany ny fankahalany anao, tena manambany manaratsy ary manalika ry zareo... kanefa rehefa fa mba tonga any @ tanana nggeh ry zareo ka milamina e.. inona re no anton'izany?
novalian'i romi16 ny 28/08/2016 18:40
3. vale
(
17/09/2006 20:42)
besoin> zava-misy mihintsy io lazainao io, fa saika rehefa côte de misy ny mankahala merina, asa maninona angaha?:o
4. patrick2002
(
17/09/2006 22:45)
sao dia tafahoatra loatra ilay teny hoe FANKAHALANA .
Amiko mantsy izay cote rehetra nandehanako tao dago ,dia mahita merina foana izaho mila ravin'ahitra hatrany @ farany atsimo ka hatrany @ farany havaratra, manontany an'ireny olona ireny izaho fa milaza izy ireny fa miaina am-pilaminana.
Ny ahy ny fiheverako azy ,tsy dia izay loatra ilay izy ,fa fahasamiafan'ny CULTURE fotsiny, raha ny fandinihako azy dia somary mivantana ny olona avy any Diego rehefa mangataka zavatra aminao, ary mila valiny mazava fa tsy be fiala-tsiny ohatry ny merina,
ary rehefa manao zavatra dia miaraka @ confiance ,fa tsy manao reserve aty ambadika, io no tsy dia mahavantana loatra ny cotier, ka mahasosotra andry zareo, ary misy mihintsy ilay fitenenana hoe manao FIHAVANAM-BOROZANY, izany hoe mpinamana fa ny fahatokisana tsy azo atao be loatra.
Ny culture tavaratra tsy dia izany loatra ,matoa mpinamana ,dia efa misy confiance entiere ao,
ohatra fotsiny any avaratra ianao mahita olona mifanojo aminao ,sendra teny ampinanana brochette ohatra ,dia miresaka eo,tonga iny olona iny rehefa tsara ny resaka eo tonga dia mi-inviter anao :
Andao sika hi-gaka labiera mon frere, mitohy any @ BAR indray iny,tsy dia hita loatra izany ao Antananarivo .

5. soanja
(
18/09/2006 04:11)
patrick2002:

=D=D=D:-*:-*:-*
6. Fiffi
(
18/09/2006 04:50)
zah kosa aloha manaiky hoe tafahoatra loatra angamba le hoe FANKAHALANA ! fa na izany aza de tsy azo lavina kosa ny FANAVAKAVAHANA ! mety i besoiiin no ratsy vintany na hoe nisy zavatra niseho ...heu...na i patrick2002 no tsara vintana....sao dia miankina @ zavatra nataonao hiany no nahatonga ny fanavakahavanana ? nefa kosa aloha tena misy ireny na aiza na aiza an!
7. korana
(
18/09/2006 07:29)
izao no tena izy, raha ny merina sy cotier de tsy hitovy hevitra mihintsy, ny antony de nohon'ny tantara faha mpanjaka. Zahako an, merina ray merina reny merina razam-be, nefa manana raitampo ni-"convertiser" antakarana ary tena mihaina ny maha antakarana mihintsy, ny merina marina fa malama loha, ary ny cotier azo lazaina hoe franc nefa taloha izany fa tsy ankehitriny intsony, efa sarotra ny fiainana ka samy fetsy daholo ny gasy, fa ao ny mailo kokoa ary ao mivendrika kokoa, fa raha @ sehitra fitiavana de tsy azo atonka mihintsy ny antakarana vavy
8. vale
(
18/09/2006 07:39)
Patrick2002> an,an,tena fankahalàna mihintsy, asa na ilay tanàna nisy anay no kely ka ohatry ny mbola tsy zatra mahita merina izany ry zareo na olona avy ao anivon-tany e ary ilay fisainana dia tena mbola baribariana be, tsy menatra mandrabiraby sns, ary dia velona doly zao surnom rehetra izao: ambaniandro malama loha,tsisy balansy(7mbenana io an:-D) sns,sns,
ary ny olona sasany no manao ny hataony tany dia tonga dia ny olona avy ao anivontany rehetra no hankahalaina, ka mampalahelo, na izany aza niezaka foana izahay nifandray, sns, farany dia nahazo namana be dia be indray aza avy eo, RANOMASO no nisarahana tany ka izay e, ohatry ny olona sasany manana eritreritra hoe rehefa afrikana (oh) dia saovazy, na rehefa karana(oh) dia katity,na hoe rehefa vazaha dia raciste dia izay io, fa tena malaza mihintsy hoe ny ambaniandro hono kifetsifetsy,:idea: mpihatsaravelatsy,:idea:ary manambony tena(ooops, miala tsiny aho fa ry zareo tany @ toerana nipetrahanay no niteny an'ireo an) fa tena marina aloha fa ry zareo rehefa hoe tsy tia dia tena tsy tia, tsy mahay hoe aleo aloha hiarahaba ihany fa tsy mahalala fomba (oh) na,tsy fantatro e, dia ilay fomba koa ohatry ny hoe manasa(rehefa misakafo) misy olona sendra tonga ao an-trano, fa tsy tonga dia rosoina seza sns ilay olona, fa hoe manasa fotsiny, ohatry ny lasa fomba be fotsiny ilay izy! avereno amiko ny teniko raha tsy azoazonareo an, fa manao fampitahàna tokoa aho ka ireo no zavatra tsapàko,
patrick> tena misy(marina fa tsy ny rehetra e) ny mankahala merina, na tsy tiana aza ny mandre an'ilay izy fa izaho nihaina t@ izany, fa io miankina aminao ny hazoanao ny fahatokisandry zareo avy eo fa vao mahita merina aloha izy dia tonga dia bambaray ao doly izay!!jereo reo ohatra nataoko t@ afrikana sy ny karana sy ny vazaha ireo oh dia ohatr'izay.

9. rtjmalala
(
18/09/2006 08:15)
misy foana io na samy eto Tana aza ka tsy mitovy ny quartier hiaviana dia efa misy ny tsy fifankazahoana ka amiko tsy natao hahagaga izany fa miankina betsaka amin'ny fahaizanao miaina io dia miroso tsikelikely eny ny fifandraisana.Izaho dia mpianatra tany Diego taona maromaro nifandimby saingy raha ny fifandraisanay aman'olona dia nahafinaritra.Indrindra tamin'ny 2002 ireny dia nifanampy ihany ny olona amin'ny fiafenana.Jereo fotsiny teto amintsika teto Antsirabe rehefa ratsy dia ratsy ohatra ry Ra-Merci sy ny tariny dia nodoran'ny olona ny fananany.Fa izaho aloha t@ ny tany Diego dia nahafinaritra ahy ny fandraisan'ny olona ahy
11. LEMOTA
(
18/09/2006 09:34)
besoiiin>zà io koa manao mission aty Diégo toa anao fa tsy mahatsapa an'izany mihitsy. Sô de enao kosa ary no tsy mahay miara-miaina @ndry zareo? marina aloha fa tsy hitovy mihitsy ny toe-tsain'ny tanindrana sy ny merina-betsileo fa misy marimaritra iraisana ao anatin'ny fiaraha-monina fa tsy hoe "manambany, manaratsy ary manalika" izany. Zà Betsileo ray, merina reny, lehibe t@ côte, zà de mahatsapa kosa fa ankamaroan'ny merina indrindra no tena mpanambany oul (miala tsiny an), mihevitra ny tenany ho efa nandroso lavitra kokoa, de tsy miraharaha zay fomban-tany, tsisy fahatsorana lôtra, ary tsy azo atokisana koa; ny tanindrana indray tonga de direct hany ka juger-ntsika hoe ôtran'ny sauvage sanatria. Ny anindran-tany refa misokatra lalana de tonga daôl zao mpanendaka sy fiainana hafahafa rehetra zao
12. korana
(
18/09/2006 09:39)
miomby kevitra @ patrick aho, r'izareo aloha manambany @ voalohany, fa rehefa hitany fa tsy mamaly azy, de tiany tokoa ary izy rehefa tia de tia, ao ny nanampy t@ raharaha 2002 ao kosa no tena nanao fitondrana teny baribarianina oh ny nahazo an'izay dokotera izay, t@ raharaha polytech t@ 78 aho raha tsy diso nisy tovolahy iray tonga de nananjera vato be t@ mpianatra polytech merina ary de maty tsy trà drano ilay tovolahy mpianatra, nalahelo daholo na ny merina na tsy merina, ary naseho t@ mponina diègo t@ izay fa nirehina ny merina tany satria samy nandeha nandefa ny razana teny Arrachard fiara moa izany narahina fo ory de ory tokoa, na ny tafika merina. Koa lohasaha tsy laozan'ny mamarara io e!
13. papounette
(
18/09/2006 15:02)
04 taona zay no nipetrahako taty @ faritra avaratra an fa ny zavtr tsapako sy hitako de matetika (tsy ny rehetra an)ny tovolahy na ny lhl manao missiona aty de mihetraketraka na ara-bola zany an,na ara-bhvv,na ara-pitenenana.Indrindra2 raha vao lehibb sy matanjaka le orin'asa hanaovany mission.
Ny ol aty tsy be teny fa mandinika anao alo izy de ndraindray enao raha tsy mahafantatra de mieritreritra hoe miavona zareo.
De arakarakin'ny toetra asehonao eo no hitondran'ny olo tavaratra anao.
Ary za mieritreritra ko fa na aiza na aiza no aleha arkaraka ny fitondrantena sy ny fanajantena ny tena no itondran'ny olona anao.Le effet miroir e!:-*:-*

14. soanja
(
18/09/2006 16:29)
Cultures tsy mitovy no handraisako an'io resaka io. Ary samy mitsara daholo na ny andaniny na ny ankilany. Samy manavakavaka daholo koa ary samy manambany, raha vao mitsara moa dia izany ihany. Fa rehefa hainao ny manao ezaka mifandray ary manetritena dia ela ny ela hitany izany ary miova koa izy ary ho raisiny tsara ny ianao.
Vakio ny tantarako fa ho hitanao ao izany fiainana tany Diego amin'ny mahavahiny anay nipetraka tany. www.blaogy.com (soanja sokajy Diego)
Vakio ny tantarako fa ho hitanao ao izany fiainana tany Diego amin'ny mahavahiny anay nipetraka tany. www.blaogy.com (soanja sokajy Diego)
16. besoiiin
(
18/09/2006 18:21)
patrick2002> somary resaka théorie b zany lazainao zany! fa ny eny ankianja tena tsy arakizay!ny 90% ndry zareo an tena tsy tia maizina merina!tsy tia tsotra izao fotsiny! nisy moment za nadeha tany daraina entre ambolobe vohemar! sahirana vao nahita taxibrousse de nanao stop 4x4 izay! nijanona izy ary raha vao nahita anay dia lasa sady niteny hoe tsy mitondra borizano izahay! indray andro kou nisy mpivarotra nahadona mpandalo dia hoy ilay voadona: izay mintsy no tsy itiavako anareo borizano reto f'angah ravalomanana ho eo @ toerany eo foana... aiza mou no hiainanao @ zany? d tsy maintsy handefitra sy hisolelaka @ olona ohatra izany v vao mba ahita fiarahamonina tsra sy milamina; exception ny tantara hoe nahafinaritra sns fa en generalr tena tsy tia ry zareo....
17. xxx
(
18/09/2006 23:39)
Tsy misy mahatadidy angaha ireny afera tao amin'ny Polytechnika Diego tamin'ny 1982 ireny? Fandroahana Borizano, sns...:^)
18. rabaradaka
(
19/09/2006 06:06)
Marina daholo ny voalazanareo fa izao koa ange, indraindray isika avy aty afovoan-tany dia manambanimbany loatra ny tanindrana, mba e ange izany e ! Fa raha samy tanindrana aloha ny antakarana tena tsy tia ny merina, io dia mbola tohin'ny tantara tany amin'ny 1810 ka hatramin'ny 1960 ihany. Mahaiza miaina fotsiny dia milamina.
19. mimich
(
19/09/2006 06:33)
besoiiin:
tonga teto diego aho volana vitsivitsy izay hamita iraka. Tena valalanina aho mahita ny tsy fitiavan'ny olona aty ny merina ( borizano hoy izy )n'aiza n'aiza dia hitanao sesilany ny fankahalany anao, tena manambany manaratsy ary manalika ry zareo... kanefa rehefa fa mba tonga any @ tanana nggeh ry zareo ka milamina e.. inona re no anton'izany?
tena marina io voalazan'i besoiiin io ny antony dia ara-tantara ka zary ifandovana aty aoriana , saingy tsy ny rehetra kosa anefa ary tsy dia hoe fankahalana be manao ahoana .Porofon'izany tsy de mbola misy loatra ny adim-poko (raha tsy we angaha nisy fandrangitana natao ka misy ny voakarama sns...)ary mbola afaka mifamezivezy tsara ihany n'iza n'iza sy na ho aiza.
Ny zavatra tiako marihina fotsiny de misy koa anie io na eto Tanà aza eee saingy fotsiny we ny olona eto somary réservé dia tsy dia hita taratra loatra io , fa ny any anindran-tany mahitsy sy mivantana fiteny.
20. lolabe
(
19/09/2006 08:28)
na inona lazainareo sy entinareo miaro ny côtier de efa ela ireo no tsy tia merina, za zao no vavolombelona tamin'izany, t@ 1972 tany tamatave, nentina nitsoaka taty Tana mihintsy satria mbola kely za tamin'izay, nenjehina sy novonoina ny merina; faharoa an'izany ny alikan'ingahy zafy albert izay antsoina hoe Merina, mba mankambo ry merina a, za tsy mampiady foko fa ireo mihintsy no efa tsy tia merina h@izay. Tsy ny merina no mizahozaho sy mihebohebo any aminy au contraire ny merina dia mipirimpirina tanteraka fa ry zareo no manao zé si lôm any amin'ny taniny, raha ry zareo aty io mo no atao an'izay ataon'ny merina any diègo de ahoana? Ahoana mo no hanekeko ny fanambanianao ana zany, samy olona zao ko hifanambany de hoe tsy hiteny ve? za raha mbola azoko atao de tsy mba hoany Diégo na ho viana na hoviana zany, Dadako nitazona ny SICAM par intérim tany de mba mihenjana amin'ireo mpiasa sy ny client tsy nahaloa trosa tao de lazaina fa miseho milay, de tonga de ambaniana hoe fa iza ko io borizano miseho milay io? fa rehefa manao ny marina de miseho milay? mampalahelo raha toa ka toa izay foana no hitondrana ilay toe-tsaina, mbola ho ela vao handroso ity firenena ity