RESEAUX SY NY ATERINA ETO

1. mahni ( 17/09/2006 08:08)
ô ry zareo ah! tairo mba atoroy fika za mba hahafahako mianatra
Réseaux (administration ) rapida b sy ny pitsopitsony rehetra
momba ny connexion.
marihako fa efa bacc+3 za zao ary 1 ans nanaovana réseaux (théorie fotsiny) nefa mbola tsy nahita ny tena hoe mangirana hatramizao.
Mba mila fifanampiana avy any aminareo ny tenako.
Vao hamerina hi-trav administration Réseaux ao am E.N.T Mandritra ny 2 mois ndray zao za!!!!!
D ho toy izany foana v? sa mety hoe efa tsy havanana intsony za amin'io taranja io?
Tairo mba hifanampiana é! refa mahazo asa za d ho hitako eo ny azoko atao aminareo. Mahenina!!!!r.mahni6@yahoo.fr
novalian'i fabio ny 16/10/2006 12:58
2. Fiffi ( 17/09/2006 10:31)
mahni:
ô ry zareo ah! tairo mba atoroy fika za mba hahafahako mianatra
Réseaux (administration ) rapida b sy ny pitsopitsony rehetra
momba ny connexion.
jereo hiany ity sao de misy mahasoa anao!http://www.informatiquepourtous.com/formation/windows/index.php


3. Fiffi ( 17/09/2006 10:33)
http://www.informatiquepourtous.com/formation/windows/index.php
4. xxx ( 18/09/2006 09:15)
sali
noteteziko ity rohy nomen'i Fiffi fa tena tsy misy valiny @ zay fanontanian'i mahni mihitsy, izaho angamba no tsy naharitra ela nijery fa tena tsy mifanaraka @ fanontaniany ny ao, koa raha misy rohy hafa dia mba lazao ee!
ny ahy ny hitako kely iantombohana angamba dia ny ao @ commentcamerche.net
http://www.commentcamarche.net/
d ery @ rubrique ambany havanana misy hoe : "Réseaux et Protocoles",
fa raha ny hitako dia tsy misy afatsy ny boky ihany no mitondra anao lavitra @ ity resaka reseau admin ity, zay no mba hevitro aloha e! fa efa misy maro ireo fampianarana en ligne aloha e!

dia mazotoa mitady ...
5. fabio ( 13/10/2006 08:07)
ra te hahay malaky ise amnio taranja io d ao fa ho ampianariko fa mila mifanaraka tsika mitsam na sous windows io na sous linux na koa config cisco izay tinla satria mants mila pratika lay izy d tsy ho vita ny hitantara azy eto. Okay
6. jaob ( 13/10/2006 13:33)
Slt! mbamanao ahoana le wimax sa mitovy @ adsl ihany?
7. fabio ( 16/10/2006 12:58)
ny debit v no tinao anontaniana amnio wimax io ry jaob sa ny inona ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6269