film le retour de antson fo
1. xxx
(
18/09/2006 17:15)
antson fo alo ty an,fa sady ady hevitra ko nefa, fa refa manambady sy mananjanaka sy manana sipa b d b ve de tsy mahazo manao antson fo ntsony,sa we ny samy manabady sy manajanaka ihany no tokony hiaraka,
novalian'i Fiffi ny 06/10/2006 20:23
2. andry08
(
18/09/2006 17:46)
Antson'ny fo anie ka tsy voatery hoe hitady sipa sy vady fa ny fo mba miantso namana, havana, ny tsy hita sy ny manahirana ary koa ny mahafaly e!
Izay ao am-po re havoaka e!:)
Izay ao am-po re havoaka e!:)
3. Fiffi
(
18/09/2006 17:57)
xxx:xxx: ianao hiany no mahita sy mahalala ny zavatra tianao hatao an! sy tokony hataonao .
sa we ny samy manabady sy manajanaka ihany no tokony hiaraka,
6. xxx
(
19/09/2006 21:48)
efa io ambony io le antso e, ,ho an nolalaina we tiko mbo ho hita ny sarin nolalaina,alohan hitenenako we tiko enao,
8. xxx
(
21/09/2006 04:46)
ka tsy aleo v mbo hita ny sary zay vo mitory fitiavana e,sa ny soratra fotsiny v d ampy,tsy d tsara lotra ra soratra d hitorina fitiavana,ra soratra fotsiny d mino za we kilalao zany fatsy serieux,merci oooooooooo
11. mandrindra
(
21/09/2006 12:17)
ari.malala, ny ahy aleoko orizinal ohatranao ihany fa tsy sary ka :-D:-D:-D:-D
12. xxx
(
26/09/2006 07:39)
xxx: Sao ho voa ohatr'ilay akama we sarin'olona hafa no voarainy dia nangata-bady :-D
Aleo tsy miditra @ zany fa aleo mihaona mivantana ihany alou sa aona?
Raha sari-na sipa no ilain'i xxx bedabe ato kou jereo ao zay tian'ny fo antsoina: ho namana tsotra, ho 2ème bureau raha mety izy (venjana ralou raha mety e :x).
xxx2 :D
13. mandrindra
(
26/09/2006 09:04)
xxx2, tsy vendrana izany kosa na 2è, na 10è. safidy malalaka io ary mety izay mihitsy koa no tadiaviny
14. colar
(
26/09/2006 19:41)
ny ana zao ny tiko to atao 2e kty,to iny ange no tena mamy e,refa angalarina hono ny fitiavana to mamy b,marina v zany,hahahahhha