film le retour de antson fo

1. xxx ( 18/09/2006 17:15)
antson fo alo ty an,fa sady ady hevitra ko nefa, fa refa manambady sy mananjanaka sy manana sipa b d b ve de tsy mahazo manao antson fo ntsony,sa we ny samy manabady sy manajanaka ihany no tokony hiaraka,
répondu par Fiffi le 06/10/2006 20:23
2. andry08 ( 18/09/2006 17:46)
Antson'ny fo anie ka tsy voatery hoe hitady sipa sy vady fa ny fo mba miantso namana, havana, ny tsy hita sy ny manahirana ary koa ny mahafaly e!
Izay ao am-po re havoaka e!:)
3. Fiffi ( 18/09/2006 17:57)
xxx:
sa we ny samy manabady sy manajanaka ihany no tokony hiaraka,
xxx: ianao hiany no mahita sy mahalala ny zavatra tianao hatao an! sy tokony hataonao .


4. nolalaina ( 18/09/2006 18:39)
Alefaso klou lé antso dé hita eo éé!! :wink:
5. Fiffi ( 18/09/2006 19:13)
6. xxx ( 19/09/2006 21:48)
efa io ambony io le antso e, ,ho an nolalaina we tiko mbo ho hita ny sarin nolalaina,alohan hitenenako we tiko enao,
7. mandrindra ( 20/09/2006 09:42)
sary izany no hitorian'i xxx fitiavana
8. xxx ( 21/09/2006 04:46)
ka tsy aleo v mbo hita ny sary zay vo mitory fitiavana e,sa ny soratra fotsiny v d ampy,tsy d tsara lotra ra soratra d hitorina fitiavana,ra soratra fotsiny d mino za we kilalao zany fatsy serieux,merci oooooooooo
9. mandrindra ( 21/09/2006 08:05)
ka ny sary koa anie mety tsy ho toy ny orizinal e
10. ari.malala ( 21/09/2006 12:05)
:-D hafa ko zany mitory fitiavnaa am sary zany an
11. mandrindra ( 21/09/2006 12:17)
ari.malala, ny ahy aleoko orizinal ohatranao ihany fa tsy sary ka :-D:-D:-D:-D
12. xxx ( 26/09/2006 07:39)

xxx: Sao ho voa ohatr'ilay akama we sarin'olona hafa no voarainy dia nangata-bady :-D
Aleo tsy miditra @ zany fa aleo mihaona mivantana ihany alou sa aona?
Raha sari-na sipa no ilain'i xxx bedabe ato kou jereo ao zay tian'ny fo antsoina: ho namana tsotra, ho 2ème bureau raha mety izy (venjana ralou raha mety e :x).

xxx2 :D
13. mandrindra ( 26/09/2006 09:04)
xxx2, tsy vendrana izany kosa na 2è, na 10è. safidy malalaka io ary mety izay mihitsy koa no tadiaviny
14. colar ( 26/09/2006 19:41)
ny ana zao ny tiko to atao 2e kty,to iny ange no tena mamy e,refa angalarina hono ny fitiavana to mamy b,marina v zany,hahahahhha
15. mandrindra ( 28/09/2006 08:32)
tsy angalarina ny fitiavana fa zaraina ka
16. Fiffi ( 30/09/2006 08:52)
tadiavina koa de rehefa hita de zaraina
17. andry08 ( 30/09/2006 11:52)
ndao zaraina e!:):):):*:*:*
18. mandrindra ( 30/09/2006 14:56)
zay mihitsy zarazarao fa tsy mety lany io
19. Fiffi ( 03/10/2006 17:32)
20. ninih ( 06/10/2006 08:53)
ko raha zarazaraina ve tsy hisy zara mitongilana ao? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2523