Mila akama fa...

1. naze ( 13/09/2006 06:24)
Salut! Mbôla vaovao be ahako de tsy mbôla mahita zay atsimo sy avaratra @ ty serasera ity ka mba ampio ry akama akama zay tokony atao e! merci:-P
novalian'i fiderana ny 23/09/2006 11:13
2. Fiffi ( 13/09/2006 06:39)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Messages/0016.gif[/IMG] naze !!
Ary nareo zany vao tonga ve de efa naze sahady ? :-D:-D vazi2 io fa tongasoa zany enao ! de mazotoa mi-forum :) De inona hono no hanampiana anao ? vonona foana ny hanampy eh! de mba fenoy aloha le mombamomba anao fa tsy fantatra na lhl na vhv enao :)
3. ninih ( 13/09/2006 07:22)
Tongasoa izany e! inona no hanampiana anao aloha e! de mba ataovyaloha io tenen' i Fiffi io e!
4. ANARIM ( 13/09/2006 11:53)
tonga soa "naze" mmmhhhhhhh samy akama doly ny eto f'aza misalasala e! tsy d misy oe atsimo sy avaratra ilaina hay ny eto fa tsiky dia ampy ...
5. booboo ( 13/09/2006 12:06)
tonga soa. :-D:-D:-D fomba fiteniko rehefa tezitra io ps-nao io :-D:-D:-D. Fa tsy hiteny io intsony zà manomboka androany refa ato @ forum hihihihihihihihihihihi
6. valisoalehibe ( 13/09/2006 12:45)
efa ao enao de tsapatsapao ao fa mandeha foana io e:D
7. Fiffi ( 16/09/2006 15:40)
booboo:
tonga soa. :-D:-D:-D fomba fiteniko rehefa tezitra io ps-nao io :-D:-D:-D. Fa tsy hiteny io intsony zà manomboka androany refa ato @ forum hihihihihihihihihihihi
:-D:-D:-Dbooboo: hatraty akia io an! fa ny ahy indray tsy hoe rehefa tezitra zah rehefa miteny an'io fa rehefa vizaka be iny tena naze be eh! :-D:-D:-D:-D


8. vale ( 22/09/2006 23:22)
:-D:-D:-D:-D
tongasoa naze:oops: tinay fona na dia natao naze aza ny ps :wink:ihihihihihi:wink::-*:-*:-*
9. fiderana ( 23/09/2006 11:13)
indro ary akia mba raiso ho namanao aho, sa moa rahalahy?, dia hafaliana koa no handraisana anao,dia mba fenoy aloha ny momba anao, fa raha izaho aloha tsy maninona raha tsy misy sary fa tsy fantatro na lahy ianao na vavy,soratra fotsiny dia ampy hilaza ny momba anao, dia tsiky kely dia ampy ê!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9254