Diso adiresy

1. lapino ( 13/09/2006 02:22)
Handeha vakansy any Toliara hono ireto izy mivady avy any Antsirabe. Nisy nahatazona azy tampoka Ramatoa ka tsy maintsy nahemotra ny ampitso ny fandehanany. Rangahy kosa tonga dia nandeha hikarakara izay fanomanana ilaina.

Nahita hotely tsara ary lery, ary misy cybercafe eo akaiky eo, dia lasa lery nanoratra ho an'ny vadiny:

lery t@ imailaka:
Manahoana ianao ry Seriii,

Vetivety ihany aho dia tonga taty. Efa vonona ao daholo ny handraisana anao. Ohatra ny efa elabe mihitsy izany tsy nahitako anao izany, dia tsy andriko mihitsy ny hahatongavanao aty rahampitso.

Ny vadinao

PS: mahamay be mihitsy aty fa aza mitondra lamba mavesatra
Kanjo diso ny adiresy nosoratan-drazoky. Vehivavy vao avy any am-pandevenana ny vadiny no nahavoaray ny imailaka, ... tapaka lalandra teo koa!
novalian'i pissoa ny 26/09/2006 07:07
2. Zina ( 13/09/2006 03:20)
hahahahah
3. Fiffi ( 13/09/2006 06:41)
kay! kay ! kay! aiza no tsy ho tapaka lalandrà ?
4. pissoa ( 13/09/2006 07:14)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

PPS: mitondra mangahazo ... atono fa tsisy aty :roll::-D:-D:-D
5. booboo ( 13/09/2006 09:14)
:-D:-D:-D
6. xxx ( 14/09/2006 14:42)
=))=))=D
7. onjah ( 15/09/2006 14:53)
8. lapino ( 15/09/2006 15:05)
pissoa:
PPS: mitondra mangahazo ... atono fa tsisy aty :roll::-D:-D:-D
Tena raha ikala no manafatra dia mety hoe mangahazo, fa raha lery dia mety hoe vomanga kle! Ilay mipasaka tsara ireny rehefa masaka! :wink::-D:-D


9. pissoa ( 16/09/2006 14:11)
Zany an. Elah ity titia vomanga mihitsy :-D:-D:-D
10. ravakamalala ( 17/09/2006 21:51)
aza manody :-D:-D:-D
11. kala ( 18/09/2006 07:35)
lapino:

pissoa:
PPS: mitondra mangahazo ... atono fa tsisy aty :roll::-D:-D:-D
Tena raha ikala no manafatra dia mety hoe mangahazo, fa raha lery dia mety hoe vomanga kle! Ilay mipasaka tsara ireny rehefa masaka! :wink::-D:-D





=))=))=))=))=))
na mety hoe "mbola misy pâte sy ny ingrédients hafa ao fa manambara nem sy sambos dia aty endasina" :-$

gravy io diso adiresy io an! tandremo ihany ê! fa le sms lasa any amin'ny tsy tokony handefsana azy koa no mbola ho giravy :twisted:. Tsy lalan-drà tsony no ho tapaka an:-D:-D:-D


12. antsotokana ( 18/09/2006 09:19)
fa inona koa ry kala?

13. kala ( 18/09/2006 15:02)
:twisted:
14. pissoa ( 18/09/2006 15:57)
k'efa oe inn kou? :roll::-D:-D:-D
15. kala ( 19/09/2006 13:59)
tsy haiko :oops::oops:
:-D:-D:-D
:-D:-D
:-D
16. lapino ( 23/09/2006 06:06)
nem sa sambos? :roll::-D:-D
17. pissoa ( 23/09/2006 17:34)
aleo kala ihany mamaly an'io :-D:-D:-D
18. vale ( 23/09/2006 23:10)
:-D:-D:-D
19. mirana5 ( 24/09/2006 09:53)
Na mety diboky ny hafaliana koa lay Ramatoa fa hihaona haingana aminy dia tsy ho rery intsony, rehefa lasa daholo ny olona é, fa aiza ataonareo an'izany, zany ka fitiavana, MIARA FALY MIARA MIADANA DIA MIARA MATY E:wink::wink::wink:
20. kala ( 25/09/2006 13:34)
mirana5 > ntsônalé zany sentimental kely zany :twisted::twisted::twisted::twisted:

lapino > nem & sambos avec salady =))=))

pissoa > fetsy an!:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3147