Marathon: Hazakazaka lavitr'ezaka Antananarivo

1. hery ( 12/09/2006 16:08)
Amin'ny 20 oktobra ho avy izao no hotanterahina ny Hazakazaka Lavitr'ezaka Iraisampirenena Antananarivo faha 10.
Ireo rehetra handray anjara dia afaka mifandray amin'ny
Stade d’Alarobia, BP 3370, Antananarivo, Madagascar
Tél/Fax : 00 261 20 22 433 37
e-mail : mad@mf.iaaf.org

Ny fitsipika rehetra, ny loka ho azo ary ny fisoratana anarana dia azonao jerena amin'ny adiresy http://lisitra.serasera.org/component/option,com_docman/task,cat_view/gid,15/Itemid,56/lang,mg/

Na koa http://www.ambassade-madagascar.fr
novalian'i hery ny 12/09/2006 22:26
2. Fiffi ( 12/09/2006 16:56)
Misaotra anao ry Hery. Fa mivoaka en adobe le izy nefa tena kelyyyy tena mila tsy ho voavaky ny voasoratra ao ? momba an'le inscription io an!
3. hery ( 12/09/2006 22:26)
Fiffi> Misy jereo eto anakiroa io :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3706