sinema b ny 11 septambra 2001

1. prime ( 13/09/2006 10:49)
Efa mihamiseho tsikelikely ankehitriny ny zava-miafin'ny WTC...
Mifanjohy efa ela ny zava-miseho rehetra fa tsy zava-baovao ary misy manao manipulation @ resaka géopolitico-stratégique sy dominations économico-politique...
http://www.voltairenet.org/article139861.html#article139861

Nahitsy ny rohy

Nahitsin'i hery
novalian'i raygasy ny 02/10/2006 14:02
2. prime ( 13/09/2006 10:51)
3. Fiffi ( 13/09/2006 11:18)
mampalahelo satria nisian'ny fahafatesana olona maro dia maro nohon'ny hadalan'ny mpanao cinéma.
4. jentilisa ( 13/09/2006 13:43)
manorata killtowns amin'ny fikarohana google dia jereo ny 11/9 na 11 septembre!
5. Vaika ( 13/09/2006 15:38)
Prime a ! Ity leitsy efa nisy site (video) natoron'i Herimifina tamin'ny herintaona : tena nampisokatra ny maso tokoa ka averina eto indray. Dia samy mazotoa daholo mijery dia tairo ny ady hevitra;-) :

http://www.dailymotion.com/atmoh/video/57369

Dia misy video maromaro koa eto : "paintful deception" ets...

http://reopen911.online.fr/?page_id=7

6. bemalaza ( 13/09/2006 16:31)
http://www.thepowerhour.com/911_articles.htm
7. Fiffi ( 13/09/2006 20:58)
prime:
Mifanjohy efa ela ny zava-miseho rehetra fa tsy zava-baovao ary misy manao manipulation @ resaka géopolitico-stratégique sy dominations économico-politique...
gravy be


8. ravatorano ( 14/09/2006 13:35)
hitéako tamin ny fahitalavitra MBS ilay reportage fa tena gaga za wa we raah reny no tena marina d tsy vannn zalah mpitondra ao amin io firenana io fa mamono olona tsy mantsiny analiny :cry::cry::cry:
raha nijery an ilay horonatsary aho d tena ontsa tokoa ary nisalasala b we ireny v no tena izy sa izay efa voalaza sy reko taloha
henjana klouh ilay mpikirakira ny vaovao sy ny media any amin dry zalah fa raha taty reny efa ela no jidina sdy daidra kle
9. prime ( 14/09/2006 14:54)
D araho akaiky koa ilay mouvement mikasika ny groupe de bildeberg...
10. lagoon ( 14/09/2006 23:49)
Omeko raha mitady an!!

http://secretebase.free.fr/complots/11septembre/11septembre.htm

http://secretebase.free.fr/complots/organisations/organisations.htm

Mety misy miteny any fa paranoïa ny tary nefa tsy mahadiso mihintsy ny mba mieritreritra kely na manokatra ny maso fa tsy dia "oui mssié foana "
11. xxx ( 14/09/2006 23:52)
Mahaiza ihany maka recul fa sao koa dia sendran'ny fetsilahy be resaka ry zalahy an! :^)
12. jentilisa ( 15/09/2006 10:02)
jereo koa ary ity!

http://killtown.911review.org/lonegunmen.html
13. Fiffi ( 15/09/2006 11:12)
hummm! tena mahaliana an!
14. prime ( 15/09/2006 12:04)
Misaotra aby e...
15. lagoon ( 15/09/2006 18:59)
Fiffi:

hummm! tena mahaliana an!



Tena liana tokoa sa mody variana?
16. fijo ( 15/09/2006 21:42)
io samy manana ny tiany aroso,dia samy manohana ny heviny e.ny zavanisy aloha dia nisy roplanina nidofotra tao.nisy koa trano nirodana,ary indrisy maro ny maty.
17. lagoon ( 17/09/2006 08:47)
fijo:

io samy manana ny tiany aroso,dia samy manohana ny heviny e.ny zavanisy aloha dia nisy roplanina nidofotra tao.nisy koa trano nirodana,ary indrisy maro ny maty.



Marina izany ary samy niara nahita,nefa kosa tsy nisy nahita izay tao anaty ireo tours ireo isika.Sy tao anaty ireo rôpilanina.
18. prime ( 20/09/2006 14:29)
Ny zavatra rehetra miseho d misy antony avokoa fa tsy misehoseho ho azy... na aiza io na aiza, na eto Dago aza...
19. fijo ( 21/09/2006 22:37)
izay indrindra.ka izay hita aloha no lazaina.marina tokoa fa tsy nisy nahita izay tao anatiny tao isika.fa fantatra aloha dia be ny maty tao.
misy namana milaza ary ambadika ary fa tsy nisy jiosy maty tao na iray aza.????????nahita fandaharana momba ny maty havana tao aho,dia maro no nanana anarana jiosy reako.ka asa?
20. xxx ( 24/09/2006 10:16)
maro ny resaka mandeha raha ny mikasika an'ity raharaha ity no jerena , satria efa nisy reportage maro izay vita sady efa naseho etsy sy eroa fa ny hany andrasana zao de iza no nanao io zavatra io?
ben laden ve sa ny etat us?
samy manana ny fijeriny ny tsirairay fa anjaratsika ny mamisavisa.
fa raha zao no mitohy aloha de hipoitra ihany ny marina.
na de ra ben koa aza dia efa nilaza fa tsy lery ono no nahavita iny[fomba fialana avokoa zany fa tsy azo itokisana].maro koa ny milaza fa tetika natao iny mba hanovana ny saimbahoaka mba tsy hitokona na hikorotana rehefa nila nanafika an'afgan sy irak ry zareo ka efa tsy hay intsony zao.na iza na iza

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5755