sarin'iza

1. xxx ( 11/09/2006 22:04)
nijery ireo sary hoa za ry reto, dia nahita fa be dia be amin ireo sary tao olona tsy mandray anjara eto loatra. raha ohatra hono ka te hahita sary ianareo amin ny olona mpandray anjara.. dia sarin iza hono no tianareo ho hita amintsika beresaka ireto?( ny ahy efa ao an)
mba tsy te hitonona aho androany fa aza bedesina an.
novalian'i fiderana ny 10/10/2006 06:12
2. cutie ( 11/09/2006 22:21)
i fasaly sy aino zao mpandray anjara eto koa :lol:
3. soanja ( 12/09/2006 04:36)
xxx zay indrindra ny nampidirako ny sariko ao amin'izay tsy ho voateny. Fa zah mantsy tia jerijery izay de variana aho mijery ny sarin'ny hafa. Dia hoy aho hoe tsy maninona fa apetako ao ny sary fa toa tsy rariny raha hankafy ny an'olona foana fa tsy hizara. Dia izao aho milamina. Saingy safidy io ry xxx ary tsy ifanomezan-tsiny akory. Ireo olona amin'ny sary be dia be ireo dia mba manana ny mahaizy azy koa ary any izy no tena mampiseho izany. Mifalia lalandava.
4. xxx ( 12/09/2006 13:33)
za te hahita ani HM sariny ngezangeza fa tsy ilay kely batitika ao an, fiffi, cutie, fijo, dia iza koa moa mbola betsaka an fa ireo ihany no tadidiko izao.
5. mamzelkely ( 12/09/2006 13:49)
za te ahita an'i xxx :°) ra mitonona i xxx we iza de asehoko ko we iza zah :°)
6. booboo ( 12/09/2006 14:22)
xxx > Fijo ao kouh ! hitako tao klou izy sy ny habotabotany e hihihihihihihi
7. pissoa ( 12/09/2006 14:27)
angamba tsisy ... :roll::-D:-D:-D
8. xxx ( 12/09/2006 16:18)
de pissoa de booboo..
sao ary isika ireto dia matoatoa, possible ve hoe misy olona iray manana anarana be dia be eto ? iza no mahalala..ohatra hoe..i pissoa ihany no booboo....:D vazivazy io an fa mba otsan ny mba mandefa eritreritra fotsiny i soanja moa izany iny efa niseho araka ny nolazainy ka tsy azo afangaro olonkafa intsony. :idea:
9. xxx ( 12/09/2006 17:19)
xxx:
za te hahita ani HM sariny ngezangeza fa tsy ilay kely batitika ao an, fiffi, cutie, fijo, dia iza koa moa mbola betsaka an fa ireo ihany no tadidiko izao.
xxx aza miafina de zah koa ve mba hiseho ?


10. pissoa ( 12/09/2006 17:29)
:-D:-D:-D
11. dailynews ( 12/09/2006 19:34)
anadraso rehefa mihena ny poids dia mametraka:*
12. Fiffi ( 15/09/2006 06:33)
de miandry andry zany :):-*
pissoa: marina kosa akia io an! :-D:-D:-D:-D
13. dailynews ( 15/09/2006 14:44)
ny enga anie fotsiny aky ry fiffi dia hanana patience indry..fa tsy hay tsy hay ihany izy ity, betsaka no mila alana amin ilay izy. :wink:
14. hery ( 15/09/2006 15:26)
dailynews> azo atao photo-montage koa raha dia tena be ilay poids.
15. Fiffi ( 15/09/2006 22:39)
dailynews: andao hiaraka hanao régime ary isika sy ndry aloha an! :):-*:-*
Hery: hummmm zany ve ? :-D tsy mahay an'io zah raha tsy zany an! :-D:-D
16. soanja ( 16/09/2006 00:05)
dailynews> indry tena manja be mihitsy. Tsara daholo na dia izao e. Zah miandry be mihitsiny an.
17. dailynews ( 16/09/2006 12:37)
fiffi> ndao ary, resaka serieux? vonona aho fa izaho anie izao efa mba nanomboka telo andro lasa izay rehefa avy tsy nanao na inona na inona tanatin ny dimy volana e, ny hirariana dia hitohy ilay izy. manomboka izao aza dia alaivo ny sarindry izao dia ho hita eo ny fiovana ao anatin ny 6 mois.
hery> hummm! hery angaha no hanao azy ?
soanja> asa ry soanja ..... misaotra betsaka anefa e.
18. boubounezy ( 16/09/2006 14:50)
ary ra esorina dôly ny sary ratsy retra dé soloina top modèle dôly dé @zay finaritra dôly ny maso retra mijery ny tovolah ny sera2 sy ny tovavy.
reny ngamba ny tena tsara.triero ny sariny sitenao ry hery fa efa manomboka misy ny i ann tiko sy i ann tsy tiko ato zao
19. pissoa ( 16/09/2006 18:56)
F'angah ny poids kay misoratra eo am'ile sary e :roll::-D:-D:-D
20. boubounezy ( 17/09/2006 10:06)
tsy misoratra fa misy milaza fa refa mihena ny poidany vô mametraka sary izy. dé ngamba tokony ho taille fine dôly ny sera2.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.527