sarin'iza

21. dailynews ( 17/09/2006 19:26)
:D:lol::D:lol:
22. xxx ( 23/09/2006 15:18)
boubounezy:

tsy misoratra fa misy milaza fa refa mihena ny poidany vô mametraka sary izy. dé ngamba tokony ho taille fine dôly ny sera2.
izay le mifampitifitifitra zay le tsy mety:evil:enao manao zay tinao @ fametraha sary tsy misy miteniteny eto @ forum:evil:, raha manimba ny sainy kosa ve ny mametraka ny sariny? inona ny olanao @zany fa apetaho fotsiny ny anao dia ampy zay! ilay olona aza mba efa mitsotra, raha enao mi-assumer ny hangezanao tsy ny rehetra kosa no voatery ho toa anao,donc tokony hangina enao fa aza de faly mitifittifitra ny sasany lava izao:evil::evil::evil:


23. Fiffi ( 30/09/2006 08:29)
dailynews: aiza ndry eh ? hummmm ! efa nanomboka ve sa hiaraka ? :):-*
24. andry08 ( 30/09/2006 14:37)
Izaho mino fa tsy mila manao régime akory ianareo 2.
Rehefa salama tsara anie dia izay no izy e!
:):):):*:*
25. dailynews ( 30/09/2006 18:57)
Fiffi> ie eto ihany aho fa saingy tsy teto fotsiny kah, ie efa nanomboka aho ary ahoana indry?
andry08> marina ny anao hoe rehefa salama ry andry saingy tadidio ihany koa fa ny tavy anie na ny mahazo aina be tsy tian'ny olona ny manaiky fa ratsy ho an ny fahasalamana izany anefa ireny dia mora mampiakatra cholesterole izay manapaka lalandra tampoka ary ao ihany koa ny resaka diabete sy ny aretimpo e. ny fanalana poids dia ao tokoa ny resaka estetika fa indrindra ny resaka fahasalamana izay miaraka aminy. ny hoe te ho tsara sy ratsy eo aloha ny fakantsary moa dia samy manana ny heviny io ka tsy hifanomezantsiny mihitsy.
26. dailynews ( 30/09/2006 18:58)
Fiffi> tsy maninona fa afaka miaraka isika e, izaho anie vao t@ herinadro no nanomboka e, dia ahoana ny tohiny?
27. andry08 ( 30/09/2006 19:15)
Mahazotoa ary!
28. fasaly ( 07/10/2006 11:07)
zà kou zao hanobmoka regime hiaraka amonareo:x:?:cry:

shhhh! mila mafatatra analy tarehy fotsiny ange fangah eo misy anin na ngez na kely na mahia na matavy, na refa tsy te hampiseho ny habe de ny tarehy sary tapaka fotsiny nge de ampy e!:wink::-*
msotra an'i soanja tam fampidirana ny sary, zà klou mankafy foana....:°):-*
29. dailynews ( 07/10/2006 14:12)
eny ary e, andraso eritreretina ny amin'izay (resaka sary io)

dia samy manomboka izany dia ho hita afaka telo volana hoe nanao ahoana ny resultat..dia samia fotsiny manome valiny marina hoe firy no very ary inona no natao, sa ahoana?
30. fasaly ( 08/10/2006 12:39)
dailynews: zà nge refa tena manobmoka ka matotra lay izy de une semaine ny ahy defa misy vokany e!:?:-D:-D:-D
31. dailynews ( 08/10/2006 19:46)
ny andry zany kely no alana..sambatra!! sady ny fahitako ny sarindry ao toa tsara beuh daholo.... :)
32. fasaly ( 08/10/2006 19:51)
dailynews! tsy haiko alou na tokony ho firy no alàna fa tsy sahy miakatra am balance tsony zà tellement tery be dool ny akanjoko ka de sempotra sy tsy à l'aise zà fa otran'ny misy manarona be ahy dool am vatako ka hoy aho hoe mifohaza amzay de manaova regime:roll::-D:-D:-D eo am 5 kgs eo aloha tsy latsaka e!:wink:
33. dailynews ( 09/10/2006 17:39)
ny ahy be lavitra no ho izany:(
tsy sahiko lazaina akory
34. fiderana ( 10/10/2006 06:12)
ary raha hangenzana ny poid , dia ahoana ny hatao,...? zah tsy misy miaraka manao toa anareo, na izany ary hieritreritra aho fa toa marina ihany izany,izao aloha tsy mbola sahy, manome ao , fa raha misy mangataka manokana dia homeko ka!, zah tsy sarotiny fa izay homeko aloha aoka mba tsy hapetraka ao aloha ,izao ihany no manao azy an!.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3092