Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika, nampidirin'i berado, milahatra araka ny daty
berado ( 27/11/2006 13:26)
Hiran'ny VHF ze mba manana eh!
Miarahaba ny mpitsidika reetra eh! Ze mba manana tononkira ny VHF tompoko oh! de mba ampidiro eh! Tena mba ankafizin'ny bandy be mitsy le hira reetra eh! Misaotra mialoha daholo! Berado(l)... tohiny
berado ( 12/09/2006 07:29)
Ho an'ny mpakafy Tselatra rehetra
Slt daholo nareo eh! Mba mtady tononkiran'i Tselatra reetra(akoatr'izay efa ato @ site) eh! Ohatra oe Anantena an'iza Msôtra betsaka eh AKAMA DAOLO NAREO EH!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/09/2006 06:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0068