Fivarotan-tena ao ANTSIRABE roboka koa ny lehilahy!

1. lemenakely ( 12/09/2006 06:14)
Asa isika izay nahita ny lahatsoratra ao @ wanadoo.mg na ny gazetiko androany 12 septambra fa dia misy lahatsoratra ao momba ny fivarotan-tena ao ANTSIRABE.

Ny fivarotan-tena ve moa atao ahagàga fa ny mahavariana dia ny hoe roboka hatramin'ny lehilahy àry tsy hoe lehilahy travesti na sarim-bavy fa tena lehilahy mitady vehivavy .Ary ny tena nahalàsa saina dia ny hoe rehefa tena mandeha ny asa dia ny lehilahy no mahazo vola kokoa no ho ny vehivavy satria dia vazaha no ankabeazan'ny clientes .Manomboka hatramin'ny 5.000ar na 2.500fmg ka hatrain'ny 10.000AR na 500.000fmg ny miara-matory .

Manao fizaham-pahasalamàna toy ny vehivavy koa izy ireo araka ny lahatsoratra ary mahazo miditra @ ireo trano filanonana @ alina!

SAROTRA TOKOA ANGAMBA NY FIAINANA KA DIA MANAO IZAY SAMY MAHATAFITA AZY E!:oops:

Asa raha mivoaka ilay lahatsoratra raha ho copié coller eto fa raha tsy mivoaka dia azo jerena ao @ wanadoo.mg na izay any an-tanindazana ao @ gazetiko

http://www.wanadoo.mg/actualite.php?articled=281934
novalian'i kitjo ny 04/11/2006 06:25
2. Fiffi ( 12/09/2006 07:05)
ka inona ary ny vaha-olana @ io ? hatraiza hatraiza aloha de efa misy ireny toe-javatra ireny an! tsy any Antsirabe hiany no hahitana an'ireny . Fa asa aloha raha hoe hoy enao hoe noho ny fanhantrana ve no nahatonga azy hanao an'zany ? Hoy aho hoe metyeny , mety tsia , satria tsy any irery no hahitana an'zao.
3. liliis ( 12/09/2006 07:25)
:lol:
Ndrekaky o! hay ve misy lelah mivaro-tena ko e! mety le vevavy tsy ampy ane reny zany no mande amin'ireny ra azoko tsara na impuissant ny vadiny.. danz ko zany an! ary lafo be an!
4. tanza ( 12/09/2006 07:31)
Dia tsy hita intsony marina angamba ity fiainana eto Dago ity e! ka dia naleon'ireo lehilahy koa mba niroboka ary ra za manokana kalo dia mba tiako mitsy zany hoe lehilahy no manao izany satria ry zareo reo ko mantsy mba panambany ny vehivavy manao toy izany ka dia ho hitany tsara eo hoe ay ve ka mila an'izany ko zareo eeeee!!!:?::roll:
5. xxx ( 12/09/2006 08:16)
victime de l'an 2000 tout les mouyens sont bon pour........... de aza lazaina tsony zany hoe ny vehivavy ihany no mivarotra fitombenana fa ny lehilahy ko zany ao anatiny vive les femmes:lol:
6. lemenakely ( 12/09/2006 08:22)
aandao atao hoe beug de l'an 2000 izany e! hi hi hi
7. xxx ( 12/09/2006 09:08)
fa inona ny mahagaga @ izany raha manefa lehilahy gasy ny vehivavy vahiny dia vola miditra izany angamba tsy ampy lehilahy izy ka mitady , fa kosa tokony mailo ny lehilahy sao de efa olona efa nisy aretina avy any @ toerana nisy azy tany no nde hanaparitaka ny aretiny aty amin'ny tanitsika izay ihany no tokony jerevana ankaiky
8. Tokinao ( 12/09/2006 14:26)
Ity misy diso "frappe" ka hitsiko kely : :D
lemenakely:

Asa isika ... .Manomboka hatramin'ny 5.000ar na 2.500fmg ka hatrain'ny 10.000AR na 500.000fmg ny miara-matory ....


Ny 5OOOar tompoko de 25.000fmg fa tsy 2.5OOfmg akory! :-D
Izay ihany no tiko ambara. :D . Ka de tohizo @'izay ny resakareo. Mahazo miteny @'zay nareo hoe "mba tena lafo, sns." hihihi


9. Tokinao ( 12/09/2006 14:30)
saika adino koa : ny 10.0000ar dia 50.000fmg fa tsy 50.000fmg. zany ve de lafo zareo a! asa aloha e! :-D :-D asa aloha 'ko. ny leilahy sasany aza moa mazoto na tsis vola aza! hihihi
10. cutie ( 12/09/2006 21:36)
tokinao :-D:-D:-D:-D:-D
11. Papoose ( 26/09/2006 21:40)
domazy b koa t@ za tany antanana tsy nahita mihitsy kle tssss :°)
12. lapino ( 26/09/2006 21:43)
Tokinao:
saika adino koa : ny 10.0000ar dia 50.000fmg fa tsy 50.000fmg. zany ve de lafo zareo a! asa aloha e! :-D :-D asa aloha 'ko. ny leilahy sasany aza moa mazoto na tsis vola aza! hihihi
I Tokinao izany ange ka mahay mivarotra e! :-D:-D:-D


13. kitjo ( 04/11/2006 06:25)
hahahha

dia ohatry ny inona zan?
manao sexy koa ve? hahaha

sao d mpitariposy @ atoandro d mpivarotena @alina zany le?

aty singapour koa tena mandoa taxe professionel mitsy ry zareo

sinon any @le agence reny dia misy catalogue mihitsy miaraka @ descrpition-ny d maka fts ny clientes
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1423