Salama daholo aloha fa elaela zay tsy nifampitafa. Sendra tany rehetra tany ny tena nijery ny nanatrika ny zava-misy raha ny any ambanivolo aloha dia tsotra ny azy : nahavita sy mahavita azy i Ravalomanana. Ny andrenivohitra indray dia adihevitra be fa samy tehandrotsaka ny kandidany. Asa fa mety hanova zavatra ve ny filatsahan'ny dadatoa Ratsirahonana ?