TANDREMPO NY TAOKA !!!

1. tsoupou ( 09/09/2006 07:43)
Nisy accident mahatsiravina be, rava tanteraka lé fiara 2, ny iray vehivavy no nitondra azy ary ny iray lehilahy. Nandady mitsy ry zareo vô tafavoaka tao.
Vehivavy : Izao ngamba lé lahatr'Andriamanitra
Lehilahy : Fa ahoana ??? Ny fiarantsika aza simba tanteraka ko
Vehivavy : Izay ndrindra ko, ny fiara simba tanteraka nefa tsika velona soa aman-tsara
Lehilahy : Izay aloha e
Vehivavy : Jereo ko, tsy vaky lé champagne tao anaty fiarako, signe daholo zany fa tokony hiaraka tsika
Lehilahy : (Zara aza lé sipa no niteny an'iny) Ié, marina zany, sokafako zany io an, ao amiko koa misy vera (flûte)
Vehivavy : D'accord
Dé nosokafana lé izy, dé razoky moa efa maika be, dé nanao tchin tchin dé tonga dé nigoka be. Lé sipa amin'io mijery fotsiny an, lé bandy efa nanampy vera 1 ndray (gratuit daoly ko :D)
Lehilahy : (efa nahalany vera 2) Ary ianao tô tsy misotro akory ???
Vehivavy : Za tsy hisotro fa aleo hiandry ny fahatongavan'ny polisy aloha e
novalian'i pissoa ny 09/09/2006 10:37
2. Samoana ( 09/09/2006 08:35)
Aleo laniana ihany aloha le champagne sao lanin'ny pôlisy eo kle ! hihi
3. pissoa ( 09/09/2006 10:37)
:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2847