nofy

1. fasaly ( 07/09/2006 05:53)
zà wa ry reto tato ho ato manofy be mitsy mandritra ny torimaso amin'ny alina, nofy bdb tsy misy farany, sady maro be ilay nofy nofisina de maraina ny andro, izaho mifoha vao tapitra ny nofy, rehefa mitsangana avy eo zà tena fanina be otran'ny tsy natory mitsy ary tena vizana be mandrintra ny tontolo andro....
misy fetraikan'ny am fahasalamàna ve izany de otran'ny hoe "trouble de sommeil ihany ve????:x
novalian'i mimich ny 19/10/2006 07:20
2. papala ( 07/09/2006 06:25)
Mety areraham-batana hono no mahatonga manonofy bdb ohatrízany ? Fa za ko nanao zany d nanatona dokotera, d zay no nolazainy !
3. diamondra27 ( 07/09/2006 06:42)
raha manonofy manao voyage mitaingina avion ndry de reraka rehefa maraina
4. watafon ( 07/09/2006 06:56)
fasaly:mety ho izay tokoa ny mahatonga ny olona manofy indrindra fa ireny manofy ratsy ireny: rehefa reraka loatra d manjary manao cauchemar matetika !
ndry v alou tsy vizana loatra ? na sao d miasa loha b koa? raha izany filazanao azy zany mantsy d mety hisy fiantraikany @ toe-pahasalamana io k !
5. Simpona ( 07/09/2006 08:10)
nefa Za refa marary no manofy otrn'zany de tsemboka be de miafana ny maraina avy dia sitrana
6. fasaly ( 07/09/2006 10:48)
wata: ka io tsy fahampian'ny torimaso io njinja no mamizana ahy de tato ho ato manofy be ranoray fotsiny de otran'ny tsy matory ihany kouuuu!....µ
diam::-D tsy nanofy ni voyage aho fa nanofy hoe nisy vonon'oul efatra nisesy de zà hono no namono ny voalohany:roll::roll::{:{
de miova film hafa njay de toy izay hatrany
papala: mety hareraham-batana ihany kou klou fa misy courbature foana kou e!:wink:
misaotra anareo namaly sy nanazava an:-*:-*:-*
7. boubounezy ( 07/09/2006 11:14)
fasaly sô dé njy engoissée??
jereo ny dokotera fa njy le reraka be ny maraina tsy tsara @ fasalamanjy.
8. boubounezy ( 07/09/2006 11:16)
za njay nanonofy bibilava bdb na anaty picina na any ataty serviette dé nisy oull nametra bibilava be kou tao andoampandrinako. sô misy mahay ny dikany?
9. xxx ( 07/09/2006 11:35)
mirary an'ny mpandefa aloha hahazo fahasalamana sy fiaminatsaina tanteraka.ho aminao mandrakariva anie ny fahazavan'ny Tompo Andriamanantsika.
ny nofy dia misy karazany 3 lehibe.
1-ny nofy vokatry ny zavatra nihantra tamin'ny vatana ny tontolon'ny andro na tamin'ny lasa.
2-ny nofy vokatry ny zavatra niseho ny tontolon'nyandro izay voalalao ao antsaina na ao amin'ny alon-tsaina(subconscience).
3-nofy vokarin'ny fivezevezen'ny amby roa(voyage astral)mitety ny izao tontolo izaony(univers) izay mazàna hafatra napetraka.
....................................................
noho izany anjaranao aloha ny mamantatra ny anton'ny nofinao fa raha io sokajy fahatelo io ilay izy dia tsy dia tsara loatra ny eviny fa mila mitandrina hianao.
.....................................................
tsy hiteny eto ny heviny aho raha tsy fantatro ny niaviany.............................................
na holaziko manokana aminao.
10. Vaika ( 07/09/2006 12:08)
fasaly : aza asiana eritreritra be loatra ny nofy fa fanina eo tokotrany enao raha lasa eritreritra amin'ny nofy.
Ny nofy mantsy dia fomba hamahan'ny atidoha ny olana, zany hoe rehefa matory ianao dia amin'iny ny cerveau no mitsakotsako izay nanahirana ny saina ka tsy mbola voavahany nandritry ny fotoana nifohazany. Ny "olana" raha tsy voavahan'ny sainao eo no eo ihany dia tonga dia stocker amin'ny faritra iray ao anaty atidoha. Dia rehefa manam-potoana ny atidoha dia hiverenany vahana indray ilay olona (izay no mahatonga antsika lasa eritreritra indraindray na manofy rehefa matory). Ny olana anefa dia rehefa hiverenan'ny cerveau ilay olana dia tsy misy logique intsony fa mibambaray miaraka amin'ny olana sasany, mifangaro daholo. Indrindra moa fa ny nofy !
Ka ny mba toro-hevitro dia aza miasa saina amin'ny nofy fa mbola tsy misy olona mahavita mi-interpreter ny nofy...eny fa na dia i Freud aza !
Ny zavatra azo atao (raha sendra tadidy ny nofy) dia ny mifaly fa eo an-dalam-pahitana vaha-olana ny saina. Dia aleo milamina tsara fa tsy hanampy trotraka izay olana efa "mampanofy".
Farany, na dia ohatran'ny nanonofy foana aza ianao nandritry ny alina tontolo dia tsy dia izay loatra no izy fa somary déborder kely fotsiny ny cerveau dia niantso fanampiana tamin'ny partie-n'ny cerveau hafa dia lasa conscient tampoka le nofy. Rehefa voavahn'ny atidoha ny olana dia avadiny tsy ho conscient intsony f'aza matahotra. Aleo hiasa ny natiora;-):-*
11. nikopol ( 07/09/2006 12:33)
Dr Vaika sa Mister Freud ? :lol:

fasaly, ny nofy hono milaza faniriana inconscient socialement inavouable :P
12. Vaika ( 07/09/2006 12:50)
niko : iza moa i Freud ? :roll:
Hay ve i Sigmund e !:-D:-D:-D
Indrisy fa alohan'ny nahafatesany dia efa mba nilaza ihany i nedala fa tsy any amin'ilay nitaritany olona maro no làlana (fa diso hono izy) saingy efa tara loatra ka maro tokoa ankehitriny ireo mbola mandalina ihany ilay lavaka, sao de...koh:-D
Fa hisaorana tanteraka ihany ingahy Freud fa betsaka tokoa ny vitany, na dia nanoro ny làlana tsy tokony aleha fotsiny aza !:°):°):°)
13. nikopol ( 07/09/2006 13:51)
vaika, ie , dimy minitra alohan'ny nahafatesany hono dia mbola velona tsara i lery io :lol: dia tamin'izay izy no nilaza fa ny lalan-drehetra mankany Roma.

sa diso za kle ?
fasaly :mariky ny fahasalamana ny nofy ka ! indrindra rehefa alina ! ny nofy antoandro no mila mametraka fanontaniana :-D
14. Fiffi ( 07/09/2006 14:29)
hummmm! manofy mandrapaharaina ny andro ? lava be ange zany nosy zany eh!
15. Fiffi ( 07/09/2006 14:29)
nofy fa tsy nosy !
16. booboo ( 07/09/2006 14:30)
nikopol > ary ny nofy ririnina ?
17. nikopol ( 07/09/2006 14:34)
booboo, io koa hono tsara rehefa anankiroa no miara manofy
18. booboo ( 07/09/2006 14:36)
:-D. nofin-gadra kounkou ve ? :-D
19. fasaly ( 07/09/2006 14:48)
boubounezy:

fasaly sô dé njy engoissée??
jereo ny dokotera fa njy le reraka be ny maraina tsy tsara @ fasalamanjy.


ka zay njinja no ataoko hoe misy fetraikany am fahasalamàna ve io, satria zà otran'ny matory fa tsy matory akory fa korotanin'ilay nofy isankarazany de tena mivembena mitsy refa mifoha...na tariina café mahery vao maraina aza tsy ao mitsy:?
fa ny nagoissé ngah ky lmahita troy sy manofy izany ry bounezy....????? toa tsy mahita tory ny oul angoissé zany, zà kou mantsy efa tratran'io crise d'angoisse io fa mihinana fanafody mampatory vao mahita tory:?:(
20. mimich ( 07/09/2006 14:50)
ilay manonofy misy manenjika no tena tsy laitra , za moa de lasa fahazarana h@ zao ilay mitsotra tsara rehefa matoruy fa raha vao manonofy misy manenjika de manjary tsy afaka mihazakazaka raha vao mivonkona (ppe tam mbola kely de lasa fahazarana h@ zao)



3-nofy vokarin'ny fivezevezen'ny amby roa(voyage astral)mitety ny izao tontolo izaony(univers) izay mazàna hafatra napetraka.
....................................................
noho izany anjaranao aloha ny mamantatra ny anton'ny nofinao fa raha io sokajy fahatelo io ilay izy dia tsy dia tsara loatra ny eviny fa mila mitandrina hianao.
.....................................................
tsy hiteny eto ny heviny aho raha tsy fantatro ny niaviany.............................................
na holaziko manokana aminao.

ka io mihitsy no saika anontaniako we matetika ny zavatra nofisiko dia miseho aty aoriana be aty , de rehefa mitranga ilay izy dia oh mitamberina ao an-tsaiko tampoka zany we oh efa nianako ity zavatra ataoko na mitranga amiko ity zany , de mitadidy eo za de eo vao miverina ao an-tsaiko we hay tamin'ny nofy efa ela2 ny nahitako ilay zavatra iainako amin'iny fotoana iny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3892