nofy

21. fasaly ( 07/09/2006 14:55)
xxx: misaotra bdb tam fanazavàna ny nofy fa nahay zavatra ndray alou zà zao an!:-*:-*

vaika: misaotra indrindra re kounkou a!
zà tsy mivaky loha amlay nofy fa tena mandreraka be lay izy satria otran'ny nijery film nandritra ny alina de refa maraina valaka be nefa hande hiasa^^

nikopol: refa matory atanjo njinja no tena manofy be kouuu!!! indrindra fa refa mibalika mafana be iny ny andro malemilemy mitsy mifoha avy tao....:wink:

fiffi: tena lava be mitsy ka, tena nandreraka mitsy fa otran'ny tapitra ny eo de miova zvtra hafa njay, tsy mbola nahazo anzany ve njy, zà zay klks nuits tratra de tena tssssss.....
22. Vaika ( 07/09/2006 15:21)
fasaly : tsisy fisaorana ankia a !
positiver-ho fotsiny ilay nofy raha sendra tadidy dia mandeha ho azy ny fiainana;-)

xxx : voyage astral an ! :lol::lol::lol:
Ary ohatrinona ny manome hevitra amin'ny LOTO ?
:°):°):°)

niko : dimy minitra alohan'ny nahafatesany ve i leiry no nanoratra ilay "projet pour une psychologie scientifique" (mbola tsy natonta ?)?:o
Tsy azo omen-tsiny aloha i S.F. fa ny tsininy fotsiny dia ratsy fotoana nivelomana (diso siècle). Raha tamin'ny androny, miandry olona maty vao manao autopsie hijerena ny physiologie du cerveau (fomba fiasan'ny atidoha), ankehitriny anefa dia azo sary en direct sy en couleur ary en 3D ny cerveau (azo hisaina tsirairay ny neurones). Ny mba tiko ambara (ialahy no mba ankama dia mba hanalàna azy, sady manala koa i toi :evil: ) dia izao :
Ok fa tena ilaina tokoa ny "analyse" hi-cerner-na problèmes fa ilay "guérison par la parole" kosa an'i Freud dia aleo hiandry kely kalongany;-)
23. boubounezy ( 07/09/2006 17:57)
io nofy iop marihiko fa efa teo @ 1mois na + zay ka azavao ka azavao kely azafady ny mety niaviny

xxx:

mirary an'ny mpandefa aloha hahazo fahasalamana sy fiaminatsaina tanteraka.ho aminao mandrakariva anie ny fahazavan'ny Tompo Andriamanantsika.
ny nofy dia misy karazany 3 lehibe.
1-ny nofy vokatry ny zavatra nihantra tamin'ny vatana ny tontolon'ny andro na tamin'ny lasa.
2-ny nofy vokatry ny zavatra niseho ny tontolon'nyandro izay voalalao ao antsaina na ao amin'ny alon-tsaina(subconscience).
3-nofy vokarin'ny fivezevezen'ny amby roa(voyage astral)mitety ny izao tontolo izaony(univers) izay mazàna hafatra napetraka.
....................................................
noho izany anjaranao aloha ny mamantatra ny anton'ny nofinao fa raha io sokajy fahatelo io ilay izy dia tsy dia tsara loatra ny eviny fa mila mitandrina hianao.
.....................................................
tsy hiteny eto ny heviny aho raha tsy fantatro ny niaviany.............................................
na holaziko manokana aminao.



24. fijo ( 07/09/2006 21:18)
fasaly an,vizana ndry fa manaova reraka be dia matory be,dia vita io
25. soanja ( 08/09/2006 00:08)
fasaly:

zà wa ry reto tato ho ato manofy be mitsy mandritra ny torimaso amin'ny alina, nofy bdb tsy misy farany, sady maro be ilay nofy nofisina de maraina ny andro, izaho mifoha vao tapitra ny nofy, rehefa mitsangana avy eo zà tena fanina be otran'ny tsy natory mitsy ary tena vizana be mandrintra ny tontolo andro....
misy fetraikan'ny am fahasalamàna ve izany de otran'ny hoe "trouble de sommeil ihany ve????:x


Miankina amin'ny taona-ndry ihany no fahitako an'io fa raha tafiditra ao anatin'ny 30 ans- 50 ans ianao dia midlife crisis izay no manjaka.


26. fijo ( 08/09/2006 20:44)
havizanana koa io ka.
27. fasaly ( 08/09/2006 21:06)
ié! zay kalou de marina e! havizanana, rehefa vizana ny vatana de mivezivezy ny saina veuh????:roll::wink:
28. Fiffi ( 09/09/2006 12:56)
zah ry zareo rehefa manofy de matetika hadinoko , tsy misy tsaroko na kely aza ! soahiany fa raha tsy zany angamba de asa fotsiny !!
29. watafon ( 09/09/2006 13:52)
fasaly : zany mihitsy akia an !
fiffi: d na d indray mande aza v d tsy misy tadidindry ? :roll:
30. Fiffi ( 09/09/2006 21:44)
heu...mety misy hiany fa tena tsy hasiako importance akia le nofy ry wata an! raha vao hitako fa tadidiko tampoka de hovaiko aingana ny zavatra heritreretiko fa tsy tiako loatra le miverina @ io nofy io !
31. fasaly ( 09/09/2006 21:52)
fa maninona aky fiffi! ny ahy koa loau misy tsy tadidiko iany fa lay faraparany tao tadidiko aby sady miovaova beuh de ......
32. Fiffi ( 10/09/2006 06:34)
fasaly: ka tsy tiako akia an! asa hoe maninona re eh ? fa raha ohatra kosa aloha nanofy an'i ...zah de hihihihi :-D
33. cutie ( 10/09/2006 09:33)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 09-09-2006 14:56:10
Lohateny : Re : nofy
zah ry zareo rehefa manofy de matetika hadinoko , tsy misy tsaroko na kely aza ! soahiany fa raha tsy zany angamba de asa fotsiny !!

ny ahy koa :-D
34. fasaly ( 10/09/2006 10:43)
cutie a! haiko ny blem njy io hatramzao de tratran'ny dekalazy foana de tsy mahatadidy nofy....:wink:tsy aleonjy veuh mifindra aty europe de sady maharaka ny fandehan'ny rehetra amzay de mahatadidiy nofy:-D
35. Fiffi ( 10/09/2006 15:58)
:-D
36. cutie ( 10/09/2006 20:15)
fasaly,tsy tiako any :-D
37. rasoul ( 11/09/2006 12:04)
sao de zany le hoe nofy ririnina e!!
ra eto dago mantsy de mbola ririnina zao de betsaka ny manofy na @ atoandro aza!!
38. fasaly ( 11/09/2006 16:12)
dcutie: de alao zany njy ho tratran'ny dekalazy horera eny foana de aleo tsy haharaka eny foana de aleo tsy mahatadidy eny foana:cry::?:-D
39. fasaly ( 11/09/2006 16:13)
rasoul a! tena mbola anaty ny hafanàna be anay aty zao ka tsy nofy ririnina mitsy fa nofy manimba torimaso sy mamizantsaina:wink::-D
40. Fiffi ( 11/09/2006 16:29)
rasoul: ka tsy mbola ririnina ange zao eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.199