nofy

41. cutie ( 11/09/2006 20:43)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 11-09-2006 18:12:10
Lohateny : Re : nofy
dcutie: de alao zany njy ho tratran'ny dekalazy horera eny foana de aleo tsy haharaka eny foana de aleo tsy mahatadidy eny foana

ka za manontany ny namana avy any eropa ohtran-jy refa tratran'ny dekalazy koa :lol::lol::lol:
42. fasaly ( 11/09/2006 20:46)
:-D:-D:-D ka nareo avy any vitsy de zahaya vy aty bobaka beuh de nareo tratran'ny dakalazy be mitry de refa tsy maharaka dinika de .....manao hoe:roll::roll::roll: zahay efa manomboka am dinika ato anreo mbola manofy any:wink::-D
43. cutie ( 11/09/2006 20:51)
ka manontany wa de avy eo tsy manao :roll::roll::roll::roll::-D
44. Fiffi ( 11/09/2006 20:53)
:roll::-D:-D
45. cutie ( 11/09/2006 21:05)
:roll::roll::roll::roll:
46. rasoul ( 12/09/2006 13:32)
de aza matory tsony zany @ zay tsy manofy e!!=))
havizanana diso tafahoatra zany e! mba mialà voly e!de @zay na manofy aza de mba nofy mahafinaritra ny ao(lasa mitady te hanofy foana njay)
47. fijo ( 13/09/2006 21:41)
tamindry nanofy ahy ry cutie tsaroandry ko.tsssssss
48. cutie ( 13/09/2006 22:41)
fijo hihihihi
nanofy nisotro dite :-D:-D:-D:-D:-D
49. watafon ( 14/09/2006 20:33)
:-D:-D:-D:-D
50. fijo ( 14/09/2006 21:41)
za fa tsy ny dite e,ndry ko tssss
51. mimich ( 15/09/2006 06:13)
za nanofy nime mandra-parain'ny andro tam talata hifoha alarobia teo hihi , tsy tadididko ilay nofy fa rehefa taitra fa za nikakkaka mafy be fotsiny n tsaroako,
loza:-D:-D:-D:-D:-D
52. cutie ( 15/09/2006 21:17)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-09-2006 23:41:39
Lohateny : Re : nofy
za fa tsy ny dite e,ndry ko tssss

oups hay moa
t@ fijo nisotro dite zany :-D
53. cutie ( 15/09/2006 21:18)
Mpandefa : mimich [ Valio ] 15-09-2006 08:13:37
Lohateny : Re : nofy
za nanofy nime mandra-parain'ny andro tam talata hifoha alarobia teo hihi , tsy tadididko ilay nofy fa rehefa taitra fa za nikakkaka mafy be fotsiny n tsaroako,
loza

:-D:-D
54. Fiffi ( 17/09/2006 20:24)
tsy rediredy fotsiny ve zany hoe nanofy nisotro dité zany ? lasa manao hoe bla ! bla ! bla! sa tsy zany ry fijo ? :-D:-D:-D
55. mimich ( 19/09/2006 14:33)
nanonofy nisotro dité> de tsy kofona ve zanyyyyyy
56. cutie ( 19/09/2006 19:18)
aleo i fijo no anontaniana:-D
57. fijo ( 19/09/2006 22:01)
cutie koa mody fanina ko.aleo aho hisotro dite indray raha zany.
58. cutie ( 19/09/2006 22:02)
mody fanina @ in :roll::roll::roll:
59. fijo ( 19/09/2006 22:06)
amin'ilay nofy ahy ko
60. cutie ( 19/09/2006 22:12)
we tena nanofy ve :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0079