Fisarahana
1. cutie
(
07/09/2006 00:02)
Atao ahona ny hisaraka @ oul nefa tsy manao teny na fihetsika handratra anazy ?
Positivena zany le fisarahana?:lol::lol::lol::lol:
omeo sopapa e :lol::lol::lol::lol:
Positivena zany le fisarahana?:lol::lol::lol::lol:
omeo sopapa e :lol::lol::lol::lol:
novalian'i cutie ny 19/09/2006 19:26
2. cathy
(
07/09/2006 00:58)
fa maninona aloha no hisaraka eh:?:
tsy tiana intsony izy sa efa nahita hafa:?:
dia tsy hanao :*:*tsony ve zany ve tsy :(:cry:
tsy tiana intsony izy sa efa nahita hafa:?:
dia tsy hanao :*:*tsony ve zany ve tsy :(:cry:
4. patrick2002
(
07/09/2006 03:21)
fisarahana aloha amiko tsy maintsy mi blessé olona ,ka presque impossible ny valiny ,fa raha hoe positivena : raha izay no tadiavinao izany hoe tsy hifanenjika na hifandrafy,na mpifahavalo rehefa avy eo dia izay no misy azo atao ihany :(:(:(
5. fasaly
(
07/09/2006 05:31)
hummm! hevitra saiika ampidriko kou ity cutie an!:lol::lol: angamba aky ny mety dia hatao izay hiaonana azy mahalana me mahalana a! ahena ny fiaonana aminy zany na fiaonana eto am net na fiaoanana mivantana dia am farany lefy ny fitiavany de vita ho azy ny tantara:wink:
6. diamondra27
(
07/09/2006 06:19)
Raha tsy miteny ianao vao maika le olona mieritreritra be oe: fa naninona ary. Dia indraindray ilay izy lasa question sans réponse mihitsy.
7. booboo
(
07/09/2006 06:25)
tondé resahina tsotra sy mahitsy fa tsy maintsy maharary foana zany hoe misaraka zany raha mbola tia ilay iraika. Avy teo koa tondé tapahina tanteraka ny fifandrasaina fa sao mbola manome faux espoir an'ilay iraika fotsiny koa...vao maika loza be mahazo azy.
8. mamzelkely
(
07/09/2006 06:32)
za klou de tena sahirana am zany resaka fisarahana zany mits satri zvt faran'izay ts tiko io mi-blessé olona io fa ra mbola afaka iafiko de iafiko fa d'habitude refa tena ts mety de miteny za fa na za miteny ko aza ange mbô marary fa bon c pour le bien des 2 parties :lol::lol:
9. jentilisa
(
07/09/2006 07:09)
Metimety kokoa ilay hoe rehefa manontany izy hoe misy inona dia tsy mamalyavy hatrany fa iniana asiana fahatarana mihitsy ny mamaly azy. Dia ho tsapany tsikelikely hoe te-hisaraka i ranona...avy eo tena miteny azy mivantana mihitsy hoe tsratsara kokoa raha...fa manjary mifanome afobe ho an'ny tsirairay fotsiny raha mbola miaraka ihany...
10. pissoa
(
07/09/2006 07:42)
Teneno azy daolo ny lainga be nataonao sy ny toetra ratsinao dia siora fa tsy haratra izy fa vao maika faly fa lasa le demony kely nisakambina azy ... Raha mbola izay tsara na somary tsara ao aminao no hitany dia haratra foana izy ... :-D:-D:-D
11. hery
(
07/09/2006 07:59)
pissoa> :-D Raha vao atao an'io dia manjary ratsy be kou.
Tsy maintsy misy gidraka foana. Ny blem matetika dia hiteny foana ilay iray hoe kay tsy nitia ahy akory ianao sns. Dia lasa fankahalana be.
Tsy maninona io fa rehefa any aoriana any dia mbola ho mpinamana ihany.
Tsy maintsy misy gidraka foana. Ny blem matetika dia hiteny foana ilay iray hoe kay tsy nitia ahy akory ianao sns. Dia lasa fankahalana be.
Tsy maninona io fa rehefa any aoriana any dia mbola ho mpinamana ihany.
12. pitoussy
(
07/09/2006 08:10)
Dedié-o ho azy le hiran' "Zay" "Tandindonao" iny d mety efa ho kopy lery oe te hiala njy :-D:-D
13. pissoa
(
07/09/2006 08:21)
pitou, kou le iray aza efa tapa-kevitra be ny hisaraka anie e ... fa tsy vahotra intsony! hihihi. Ny fanontaniana dia hoe inona no ataon'ilay te hisaraka mba hadio ny conscience-ny (fa maloto mantsy refa mandratra olona) :roll::-D:-D:-D
Hery, hay marina zany :{:-D:-D:-D
Hery, hay marina zany :{:-D:-D:-D
14. booboo
(
07/09/2006 10:12)
cutie > dia aza adino ny miteny hoe " mamangy fahoriana " avy teo :lol:
15. yumi
(
07/09/2006 10:18)
raha tsy maintsy atao le fisarahana aleo tsorina iany str ravo iafina de mety makaleo anle tehisaraka ny maita azy de vomaika degoute ko,fa nade sarotra aza aleo iany mitsotra,azavaina @ny fotsiny oe zao sy zao de zay
16. diamondra27
(
07/09/2006 10:23)
mamz: inona moa le hirantsika 2 hirain'i Hélène Segara iny momba ity fisarahana ity, de ahoana hoy izy?
On n'oublie jamais rien
{Refrain:}
On a plusieurs vies,
Mais une seule grande histoire de coeur
Quand l'amour s'enfuie,
Il n'y a jamais de vainqueur
Si on pouvait tout refaire,
Balayer nos erreurs
On n'oublie jamais rien, on vit avec
EH oui, tsy misy mandresy rehefa misaraka
On n'oublie jamais rien
{Refrain:}
On a plusieurs vies,
Mais une seule grande histoire de coeur
Quand l'amour s'enfuie,
Il n'y a jamais de vainqueur
Si on pouvait tout refaire,
Balayer nos erreurs
On n'oublie jamais rien, on vit avec
EH oui, tsy misy mandresy rehefa misaraka
17. rasoul
(
07/09/2006 10:41)
ratsy be zany misaraka izany kle, fanga de tena tsisy fika tsony le, tsy mitovy tsony zany ny filing ko, nefa aleo miverina ihany e , averina hatrany amboalohany indray le revy e
19. ds
(
07/09/2006 11:12)
fasaly:
angamba aky ny mety dia hatao izay hiaonana azy mahalana me mahalana a! ahena ny fiaonana aminy zany na fiaonana eto am net na fiaoanana mivantana dia am farany lefy ny fitiavany de vita ho azy ny tantara:wink:
Tena izay mihitsy no fanaovana azy :)
Raha ohatra ka tsy te hiaraka amin'oul iray ianao noho ny antony samihafa, kanefa ny fitiavana manomboka mitsiry (hummm), dia araho io lazain'i fasaly io fa hahomby. Misy ifandraisany amin'ilay dinika "tsy aleo ihany ve?????....".
20. nikopol
(
07/09/2006 11:18)
ny tsara cutie dia teneninao izy hoe : lasa za fa tanjemo sao mamono tena fa za nge tsy nitia anao mintsy e " dia amizay izy be ambopo dia vita ny blema :lol: