Fisarahana

61. cutie ( 07/09/2006 20:23)
Mpandefa : lapino [ Valio ] 07-09-2006 20:15:37
Lohateny : Re : Fisarahana
mety misy hanontany indray koa hoe fa aiza ny tendron'i cutie horaisina?

tsy ferana :-D:-D:-D:-D:-D
62. pissoa ( 07/09/2006 20:32)
tsy hitako ze idiran'zany eto
Tsy hita mitsy ve? :lol:

Fanontaniana:
Atao ahona ny hisaraka @ oul nefa tsy manao teny na fihetsika handratra anazy ?


Valiny:
Teneno azy daolo ny lainga be nataonao sy ny toetra ratsinao dia siora fa tsy haratra izy fa vao maika faly fa lasa le demony kely nisakambina azy ... Raha mbola izay tsara na somary tsara ao aminao no hitany dia haratra foana izy ...


Sa tsy azon-njy tsara le fantaniana? :roll::-D:-D:-D
63. cutie ( 08/09/2006 01:07)
:roll::roll::roll::roll::roll::roll:
64. fasaly ( 08/09/2006 05:46)
:-D:-D:-D mampmé kou nareo roa:-D
65. Fiffi ( 08/09/2006 05:57)
fa ahoana akia ry fasaly ? :roll::-D:-D
66. booboo ( 08/09/2006 08:50)
fasaly > f'inona ! :-D:-D
67. diamondra27 ( 08/09/2006 09:52)
cutie: nikopol: faisons l'amour avant de nous dire adieu

cutie: io ngamba le sopapa zany ?
NIKO/io hira io ve le tianao lazaina
68. mamzelkely ( 08/09/2006 11:59)
fasaly aa zaza mifanarakaraka reo 8)
69. mandrindra ( 08/09/2006 12:33)
pissoa:

:-*:-*:-* mandrindrakoooo refa mbola mitovy hevitra :-D

na mitovy hevitra na tsia aloha dia pissoaaaakoooo foana :-*:-*

70. mandrindra ( 08/09/2006 12:34)
cutie:

Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-09-2006 15:20:07
Lohateny : Re : Fisarahana
cutie, tsy mety ny misaraka, fa manao pause no filaza azy satria mety mbola misy retour. dia rehefa kôzina hoe pause dia maivamaivana kokoa.

fa na izany aza foana klou

:*:*:*:*:*



:*:*:*:*:*
71. pissoa ( 08/09/2006 12:46)
mandrindra:
na mitovy hevitra na tsia aloha dia pissoaaaakoooo foana

Ie - Dia tsy misaratsaraka zany fa namana foana na tsy mitovy hevitra aza :-*:-*:-D

Inn no mampime an'i fasaly :roll::-D:-D:-D
I cutie ony tsy nahita de zah mba nanoro anazy kou ... (zah nge tsala fanahy be e :-*) :-D:-D:-D
72. cutie ( 08/09/2006 14:01)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 08-09-2006 11:52:38
Lohateny : Re : Fisarahana
cutie: nikopol: faisons l'amour avant de nous dire adieu

cutie: io ngamba le sopapa zany ?
NIKO/io hira io ve le tianao lazaina

:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
73. nikopol ( 08/09/2006 14:46)
cutie sy diamondra mahay hira kosa nareo an ?
74. booboo ( 08/09/2006 14:48)
:-D:-D:-D:-D:-D
75. fasaly ( 08/09/2006 15:34)
booboo ,fiffi: zaza mifanaraka hono aky cutie sy pissoa a! ozy mamz a! de mifampiodikodina maso otrzao:roll::roll::-D:-D
76. fasaly ( 08/09/2006 15:36)
ka ny mampmé ahy de zao, i cutie ihany n nampiditra ny dinika de i pissoa manao hoe tsy azonjy ngah ny fantanina????:roll: sady naveriny lay dinika n'i cutie:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
77. cutie ( 08/09/2006 15:39)
fasaly tsy azoko mitsy le izy ka:roll::{:-D
78. fasaly ( 08/09/2006 15:43)
:-D:-D:-Dtratran'ny dekalazy njy zany cutie a!:-D:-D ataovy zay ahazoana azy miadana ao e!:wink::-D
79. cutie ( 08/09/2006 20:22)
fasaly
aleo le dinika no atao ho azo :-D:-D:-D
80. cutie ( 08/09/2006 20:51)
Marihina koa alou fa le fisarahana eto tsy midika akory we le oul mitady lalana hisarahana no diso fa mety avy any @le oul isarahana koa ny antony mampisaraka.:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2684