Fisarahana
23. mamzelkely
(
07/09/2006 12:21)
diams marina ny anjy tsisy mandresy sy resy zany refa resaka fitiavana:} :-*:-*
24. cutie
(
07/09/2006 12:36)
ndraso alou fa misy de mandray an-tendrony mitsy ato a :-D:-D:-D:-D
tsy quoi e ,cool foan ny aty e:P:P:P:P:P:P:P:P
tsy quoi e ,cool foan ny aty e:P:P:P:P:P:P:P:P
25. mandrindra
(
07/09/2006 13:20)
cutie, tsy mety ny misaraka, fa manao pause no filaza azy satria mety mbola misy retour. dia rehefa kôzina hoe pause dia maivamaivana kokoa.
fa na izany aza :*:*:*:* foana klou
fa na izany aza :*:*:*:* foana klou
28. simplex
(
07/09/2006 17:07)
cutie,
ra vao tsy hifanarahana ny fisarahana dia tsy maintsy misy maratra foana. Mazava ngamba izay.
Azonao atao ny manaza ny antony hisarahanao aminy, de "insister-o" hoe mpinamana foana. Mety handraitra koa ra presenter-nao @ olon-kafa izy...
Tapao tsara aloha ny hevitra vao miroso @ izany;-)
:-*:-*

29. pissoa
(
07/09/2006 17:08)
mandrindra:
tsy mety ny misaraka, fa manao pause no filaza azy satria mety mbola misy retour. dia rehefa kôzina hoe pause dia maivamaivana kokoa.
mandrindrakoooo, otran'ny mety koa io hevitrao io zany kle :-D:-D:-D
31. pissoa
(
07/09/2006 17:16)
simp, na dia hifanarahana aza mety maratra ihany ny iray (le tsy te hisaraka) fa mba manaja ny safidinao fotsiny koa izy dia tsy mi-insiste.
33. simplex
(
07/09/2006 17:25)
pissoa,
ka izay le hoe hifanarahana teneniko hoe samy mahita fa tokony hisaraka fa tsy hoe ny 1 te hisaraka de ny 1 tsy te.
tsy hadinoko :-*:-* :°):-D:-D:-D
:-*:-*
ka izay le hoe hifanarahana teneniko hoe samy mahita fa tokony hisaraka fa tsy hoe ny 1 te hisaraka de ny 1 tsy te.
tsy hadinoko :-*:-* :°):-D:-D:-D
:-*:-*
35. Fiffi
(
07/09/2006 18:04)
cutie:mety ho raisin'ny rehetra indray hoe i cutie no mitady hisaraka ve ? :roll:
ndraso alou fa misy de mandray an-tendrony mitsy ato a :-D:-D:-D:-D
tsy quoi e ,cool foan ny aty e:P:P:P:P:P:P:P:P
36. lapino
(
07/09/2006 18:15)
mety misy hanontany indray koa hoe fa aiza ny tendron'i cutie horaisina? :roll:
37. mandrindra
(
07/09/2006 19:32)
pissoaaaaaako, ka tsy hay anie izay hitranga rahampitso koa maninona no hifandratra e.:-*
40. cutie
(
07/09/2006 20:06)
Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 07-09-2006 05:21:46
Lohateny : Re : Fisarahana
fisarahana aloha amiko tsy maintsy mi blessé olona ,ka presque impossible ny valiny ,fa raha hoe positivena : raha izay no tadiavinao izany hoe tsy hifanenjika na hifandrafy,na mpifahavalo rehefa avy eo dia izay no misy azo atao ihany
de aiza le sopapa @ io :roll::roll::roll: