Fisarahana
81. fasaly
(
08/09/2006 21:48)
ié fa ny tanjona de lay hisaraka ihany klou:?:-D
fa zay wa! atao me mahalana ny fifandraisana aminy de tafa io....:wink::P
fa zay wa! atao me mahalana ny fifandraisana aminy de tafa io....:wink::P
82. cutie
(
08/09/2006 21:52)
ka raha ohtra we oul efa miara-mipetraka, de atao ahona ny fanaovana mahalana ny fifandraisana zany :lol:
83. fasaly
(
08/09/2006 22:16)
ka zay njay efa hafa mitry lay hoe efa miaraka mipetraka izay, efa tena sarotra be ny raharaha kanou! sarotra be mitsy ary tsy maintsy misy ny ràtra amzany satria na ny fiarahana niara-monina tao aza refa tonga tokou ny fisarahana de tsy maintsy misy ny souvenir, ary matetika ny souvenir tsara foana no tsaroana de marary fo e!:wink::cry:
85. fasaly
(
08/09/2006 22:29)
ka tsy maintsy ihany ny blessure raha izao kou! de aleo haràtra fa sitrana ho azy ihany izy e! toudé de tsory hoe aleo tsika misaraka zany fa tsisy tsiony ny fitiavana sady mazava no efikasy no mahitsy no mandàtra ,no......:°)
89. pissoa
(
10/09/2006 17:34)
ka ny mampmé ahy de zao, i cutie ihany n nampiditra ny dinika de i pissoa manao hoe tsy azonjy ngah ny fantanina???? sady naveriny lay dinika n'i cutie
Hay ve e!
Hihihi, tsy hoe naveriko le dinikany ka ... Fa tsy hitany ony ze hidiran'ile teniko de natoroko izy hoe izy nanontany moa zah namaly ... (Neveriko fa obvious fa kay nisy tsy nahita) :-D:-D:-D
Marihina koa alou fa le fisarahana eto tsy midika akory we le oul mitady lalana hisarahana no diso fa mety avy any @le oul isarahana koa ny antony mampisaraka.
Raha io indray dia mifampiresaka. Dia rehefa tsy vitan'ny fifampiresahana ka tena tsy maintsy handeha ilay iray ... dia tsy dia mitombona intsony le fanontaniana satria ilay te hisaraka no maratra fa tsy ilay iray :roll::-D:-D:-D
90. titis
(
10/09/2006 20:28)
raha hitandry fa olona azo resahina tsara izy dia lazao azy fa ndry tsy afaka ny hiaraka aminy intsony!
92. cutie
(
10/09/2006 21:18)
Raha io indray dia mifampiresaka. Dia rehefa tsy vitan'ny fifampiresahana ka tena tsy maintsy handeha ilay iray ... dia tsy dia mitombona intsony le fanontaniana satria ilay te hisaraka no maratra fa tsy ilay iray
ka le ray anga efa vonona ny handeha foana na vitan'ny fifampiresahan na tsy vita,fa ny fanontaniana de in ny atao mba hahamora an'le fisarahana e:lol:
93. dailynews
(
10/09/2006 22:53)
ialao tsimoramora fa ilay tampoka be hoe izaho tsy tia anao intsony anefa vao omaly no falifaly be niaraka dia tena mahatapaka lalandra.
miala tsimoramora izany dia hahenao tsikelikely ny fifankahitana, ny resaka, ny fitsikitsikiana, ny tel, ny email sns.....
miala tsimoramora izany dia hahenao tsikelikely ny fifankahitana, ny resaka, ny fitsikitsikiana, ny tel, ny email sns.....
95. pissoa
(
11/09/2006 16:45)
ka le ray anga efa vonona ny handeha foana na vitan'ny fifampiresahan na tsy vita,fa ny fanontaniana de in ny atao mba hahamora an'le fisarahana e
Izany ve? :lol:
Raha io tenin-dry io indray koa aloha dia tsy mitombona intsony ito e
Marihina koa alou fa le fisarahana eto tsy midika akory we le oul mitady lalana hisarahana no diso fa mety avy any @le oul isarahana koa ny antony mampisaraka.:-D:-D:-D
97. ftma
(
11/09/2006 23:45)
cutie: draso vakiana tsara vao mamaly fa tsy arako ilay resaka ;-) aza misaraka izany aloha raha tsy voavakiko ity :wink:
99. mandrindra
(
12/09/2006 12:53)
maro ny hevitra mivoaka fa toa misangaojy ny hiafarany. rehefa tsy hita izay anaovana azy dia avy hatrany dia fôry any izy dia vita e.
100. cutie
(
12/09/2006 15:54)
rehefa tsy hita izay anaovana azy dia avy hatrany dia fôry any izy dia vita e.
in ny dikan'io :roll::roll::roll: