Fisarahana
41. cutie
(
07/09/2006 20:07)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 07-09-2006 07:31:58
Lohateny : Re : Fisarahana
hummm! hevitra saiika ampidriko kou ity cutie an! angamba aky ny mety dia hatao izay hiaonana azy mahalana me mahalana a! ahena ny fiaonana aminy zany na fiaonana eto am net na fiaoanana mivantana dia am farany lefy ny fitiavany de vita ho azy ny tantara
ahona ny fanaovan an'zany
hisitri-belona ve :-D:-D:-D
42. cutie
(
07/09/2006 20:08)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 07-09-2006 08:19:06
Lohateny : Re : Fisarahana
Raha tsy miteny ianao vao maika le olona mieritreritra be oe: fa naninona ary. Dia indraindray ilay izy lasa question sans réponse mihitsy.
ka zay wa, de in le sopapa e :wink:
43. cutie
(
07/09/2006 20:08)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 07-09-2006 08:25:04
Lohateny : Re : Fisarahana
tondé resahina tsotra sy mahitsy fa tsy maintsy maharary foana zany hoe misaraka zany raha mbola tia ilay iraika. Avy teo koa tondé tapahina tanteraka ny fifandrasaina fa sao mbola manome faux espoir an'ilay iraika fotsiny koa...vao maika loza be mahazo azy
marina ny an-jy :P
44. cutie
(
07/09/2006 20:09)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 07-09-2006 08:32:28
Lohateny : Re : Fisarahana
za klou de tena sahirana am zany resaka fisarahana zany mits satri zvt faran'izay ts tiko io mi-blessé olona io fa ra mbola afaka iafiko de iafiko fa d'habitude refa tena ts mety de miteny za fa na za miteny ko aza ange mbô marary fa bon c pour le bien des 2 parties
merci :lol:
45. cutie
(
07/09/2006 20:09)
Mpandefa : jentilisa [ Valio ] 07-09-2006 09:09:13
Lohateny : Re : Fisarahana
Metimety kokoa ilay hoe rehefa manontany izy hoe misy inona dia tsy mamalyavy hatrany fa iniana asiana fahatarana mihitsy ny mamaly azy. Dia ho tsapany tsikelikely hoe te-hisaraka i ranona...avy eo tena miteny azy mivantana mihitsy hoe tsratsara kokoa raha...fa manjary mifanome afobe ho an'ny tsirairay fotsiny raha mbola miaraka ihany...
hevitra mety :wink:
46. cutie
(
07/09/2006 20:11)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 07-09-2006 09:42:52
Lohateny : Re : Fisarahana
Teneno azy daolo ny lainga be nataonao sy ny toetra ratsinao dia siora fa tsy haratra izy fa vao maika faly fa lasa le demony kely nisakambina azy ... Raha mbola izay tsara na somary tsara ao aminao no hitany dia haratra foana izy ...
tsy hitako ze idiran'zany eto :roll::roll::roll::roll:
47. cutie
(
07/09/2006 20:12)
Mpandefa : hery [ Valio ] 07-09-2006 09:59:07
Lohateny : Re : Fisarahana
pissoa> Raha vao atao an'io dia manjary ratsy be kou.
Tsy maintsy misy gidraka foana. Ny blem matetika dia hiteny foana ilay iray hoe kay tsy nitia ahy akory ianao sns. Dia lasa fankahalana be.
Tsy maninona io fa rehefa any aoriana any dia mbola ho mpinamana ihany.
:roll::roll::roll::roll:
48. cutie
(
07/09/2006 20:13)
Mpandefa : pitoussy [ Valio ] 07-09-2006 10:10:32
Lohateny : Re : Fisarahana
Dedié-o ho azy le hiran' "Zay" "Tandindonao" iny d mety efa ho kopy lery oe te hiala njy
hira fisarahana nga iny kle :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
tiako foana nefa :P
49. cutie
(
07/09/2006 20:14)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 07-09-2006 10:21:16
Lohateny : Re : Fisarahana
pitou, kou le iray aza efa tapa-kevitra be ny hisaraka anie e ... fa tsy vahotra intsony! hihihi. Ny fanontaniana dia hoe inona no ataon'ilay te hisaraka mba hadio ny conscience-ny (fa maloto mantsy refa mandratra olona)
Hery, hay marina zany
ndraso anontaniako izy :-D:-D:-D:-D
50. cutie
(
07/09/2006 20:14)
Mpandefa : booboo [ Valio ] 07-09-2006 12:12:06
Lohateny : Re : Fisarahana
cutie > dia aza adino ny miteny hoe " mamangy fahoriana " avy teo
tsy adinoina io :lol::lol::lol::lol:
51. cutie
(
07/09/2006 20:15)
Mpandefa : yumi [ Valio ] 07-09-2006 12:18:31
Lohateny : Re : Fisarahana
raha tsy maintsy atao le fisarahana aleo tsorina iany str ravo iafina de mety makaleo anle tehisaraka ny maita azy de vomaika degoute ko,fa nade sarotra aza aleo iany mitsotra,azavaina @ny fotsiny oe zao sy zao de zay
ok:lol:
52. cutie
(
07/09/2006 20:15)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 07-09-2006 12:23:16
Lohateny : Re : Fisarahana
mamz: inona moa le hirantsika 2 hirain'i Hélène Segara iny momba ity fisarahana ity, de ahoana hoy izy?
On n'oublie jamais rien
{Refrain
On a plusieurs vies,
Mais une seule grande histoire de coeur
Quand l'amour s'enfuie,
Il n'y a jamais de vainqueur
Si on pouvait tout refaire,
Balayer nos erreurs
On n'oublie jamais rien, on vit avec
EH oui, tsy misy mandresy rehefa misaraka
zany an :lol:
53. cutie
(
07/09/2006 20:16)
Mpandefa : rasoul [ Valio ] 07-09-2006 12:41:39
Lohateny : Re : Fisarahana
ratsy be zany misaraka izany kle, fanga de tena tsisy fika tsony le, tsy mitovy tsony zany ny filing ko, nefa aleo miverina ihany e , averina hatrany amboalohany indray le revy e
matoa miafara @fisarahan de efa tsy tafa tsony zany koa:lol:
54. cutie
(
07/09/2006 20:17)
Mpandefa : ds [ Valio ] 07-09-2006 13:12:02
Lohateny : Re : Fisarahana
Hoy i fasaly:
angamba aky ny mety dia hatao izay hiaonana azy mahalana me mahalana a! ahena ny fiaonana aminy zany na fiaonana eto am net na fiaoanana mivantana dia am farany lefy ny fitiavany de vita ho azy ny tantara
Tena izay mihitsy no fanaovana azy
Raha ohatra ka tsy te hiaraka amin'oul iray ianao noho ny antony samihafa, kanefa ny fitiavana manomboka mitsiry (hummm), dia araho io lazain'i fasaly io fa hahomby. Misy ifandraisany amin'ilay dinika "tsy aleo ihany ve?????....".
ds, ka le eto ange efa niaraka le oul e de te hisaraka, tsy we fitiavana vo nitsiry akory.
55. cutie
(
07/09/2006 20:18)
Mpandefa : nikopol [ Valio ] 07-09-2006 13:18:36
Lohateny : Re : Fisarahana
ny tsara cutie dia teneninao izy hoe : lasa za fa tanjemo sao mamono tena fa za nge tsy nitia anao mintsy e " dia amizay izy be ambopo dia vita ny blema
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
56. cutie
(
07/09/2006 20:19)
Mpandefa : nikopol [ Valio ] 07-09-2006 13:18:36
Lohateny : Re : Fisarahana
ny tsara cutie dia teneninao izy hoe : lasa za fa tanjemo sao mamono tena fa za nge tsy nitia anao mintsy e " dia amizay izy be ambopo dia vita ny blema
hevitra mety koa :-D:-D:-D:-D:-D
57. cutie
(
07/09/2006 20:19)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 07-09-2006 15:20:07
Lohateny : Re : Fisarahana
cutie, tsy mety ny misaraka, fa manao pause no filaza azy satria mety mbola misy retour. dia rehefa kôzina hoe pause dia maivamaivana kokoa.
fa na izany aza foana klou
:*:*:*:*:*
58. cutie
(
07/09/2006 20:20)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 07-09-2006 19:04:19
Lohateny : Re : Fisarahana
ary raha tonga de mitsaoka fotsiny zao ?
:-D:-D:-D:-D:-D
de enjehiny :-D:-D:-D:-D
59. cutie
(
07/09/2006 20:21)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 07-09-2006 19:07:32
Lohateny : Re : Fisarahana
cutie,
ra vao tsy hifanarahana ny fisarahana dia tsy maintsy misy maratra foana. Mazava ngamba izay.
Azonao atao ny manaza ny antony hisarahanao aminy, de "insister-o" hoe mpinamana foana. Mety handraitra koa ra presenter-nao @ olon-kafa izy...
Tapao tsara aloha ny hevitra vao miroso @ izany
ok:lol:
60. cutie
(
07/09/2006 20:22)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 07-09-2006 20:04:41
Lohateny : Re : Fisarahana
Hoy i cutie:
ndraso alou fa misy de mandray an-tendrony mitsy ato a
tsy quoi e ,cool foan ny aty e
mety ho raisin'ny rehetra indray hoe i cutie no mitady hisaraka ve ?
as always
ny mpandray antendrony misy foana :-D:-D:-D:-D:-D