Fisarahana
101. Zina
(
13/09/2006 03:53)
ka efa nahazo valony betsaka zao i cutie @ fisarahana ak ande hisaraka amin'izay? hahahha
102. fiderana
(
13/09/2006 15:06)
izaho kalongany matahotra ny hisaraka izany,raha ny ahy dia hajanoko eo @ maham-pinamana aloha fa rehefa miditra dia midira, fa raha tapakevitra moa ianao hatao ahoana fa dia izay izany, fombany koa io ka tsy hatao ahagaga, ary mahereza, dia @ manaraka mahaiza mifidy tsy hiverenan'ny hoatrizany intsony
103. cutie
(
13/09/2006 15:20)
Mpandefa : Zina [ Valio ] 13-09-2006 05:53:04
Lohateny : Re : Fisarahana
ka efa nahazo valony betsaka zao i cutie @ fisarahana ak ande hisaraka amin'izay? hahahha
ie vonona akia :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
104. cutie
(
13/09/2006 15:20)
Mpandefa : fiderana [ Valio ] 13-09-2006 17:06:37
Lohateny : Re : Fisarahana
izaho kalongany matahotra ny hisaraka izany,raha ny ahy dia hajanoko eo @ maham-pinamana
:roll::roll::roll::roll:
115. Zina
(
14/09/2006 03:12)
hummmm mampieritreritra raha izany...njy nga aloha manambady e? hahahha
mety ho vitan-ndry ka
mety ho vitan-ndry ka
120. Zina
(
15/09/2006 01:52)
cutie a zany ve? noheveriko fa njy hihihihi
dia ahona zany ny reactiony rehefa tafita ilay hafatra?
dia ahona zany ny reactiony rehefa tafita ilay hafatra?