Ombay mitady

1. papounette ( 31/08/2006 08:07)
Manôna daholo,ny zandriko ry namana isany mba mitady stage @ resaka informatika.2è année @resaka(inn mo izy iny e)misy resaka maintenance et programmation zay le izy fa tsy tadidiko.:oops::oops:Hi!Hi!Hi!De mba mila fanampiana sy sopapa avy @ namana e!Misôtra mialoha.
Efa nitady izy fa tsy nahita.
novalian'i Fiffi ny 31/08/2006 08:42
2. Fiffi ( 31/08/2006 08:29)
papounette: any dago ve akia sa aty ivelany ? :-*:-*
3. papounette ( 31/08/2006 08:37)
Fiffi::-*:-*Ao Tanà aky izy an.Mampalahelo ana mitsy izy,mitaraina amiko hoe tsy mahita mitsy hono izy.Efa nametraka demandes à gauche et à droite fa mila manana piston hono vao raisidrizareo nefa izy tsy manana:cry:
4. Fiffi ( 31/08/2006 08:42)
jereo ny hafatra :D:-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3701