Ambasady
1. soanja
(
30/08/2006 20:04)
Hono hoy aho inona no tena mba asan'i Ambasady ny fantatro fa io ve no solon-tenan'ny fanjakana aty ivelany. Tsy izany mantsy fa toa betsaka ny zavatra tsy vita ao rehefa mba misy ilana azy fa dia mila mankany Dago foana ny taratasy.
Hatramin'izao dia tsy mba mahazo vaovao avy amin'ny Embassy izahay (news, newsletters, ect)inona no malaza ao na dia ireo no Ray amandreny aty.

novalian'i prime ny 29/09/2006 12:30
2. fijo
(
30/08/2006 21:12)
mazava hoazy fa izy no solontenan'ny fanjakana any amin'ny toerana misy azy.
natao hisahana ny terataniny izy.ny etat sivily ohatra dia ao.
marina fa betsaka ny zavatra tsimaintsy alefa any mada,toa ny pasipaoro ny CI,sns.
natao hitady fifandraisana amin'ilay firenena misy azy koa izy;lalam barotra fifanakalozana mpianatra sns.
betsaka ,fa nytsara anontaniana ngamba dia hoe ,izao zavatra izao ve sahanin'ny ambasady sa tsia.

3. Rainimaharavo
(
30/08/2006 21:31)
Tsy ianao irery no mitaraina amin'io raharaha io fa efa ela dia ela no tsy fantatry ny besinimaro ny tena dikan'ny hoe "MASOIVOHOM-PIRENENA".
Voalohany : tokony hampahafantatra tsara dieny avy aty Madagasikara ny minisiteran'ny raharaham-bahiny hoe inona marina no tena dikany sy ny ilàna azy io.
Faharoa : ireo Malagasy tonga any amin'ny tany ivelan'i Madagasikara dia tokony hanantona na handefa ny mombamomba azy (ny toerana misy azy-raha tsy izay hoe MIAFINA IZY- ) ary dia mangataka ilay "carte consulaire". Ilaina dia ilaina io raha sanatria ka misy ny tsy fetezan-javatra any aoriana na dia hoe fotsiny aza tsy fahasalamana mafy dia mafy ka mila vonjy amin'ny solotenan'ny Fanjakana malagasy.
Fahatelo : ny Masoivohom-pirenentsika any ivelany hatramin'ny naha Repoblika malagasy antsika dia tsy manana ny maha izy azy fa mbola manaraka ny fomba nolovaina tamin'ny fanjakana frantsay ka ny antonta-taratasy rehetra nampianarin-dry zareo no mbola entintsika miaina hatramin'izao.( trop de paperasserie administrative)tokony hanana fomba fiasa manokana hoantsika isika. Izany no mahatonga ny taratasy rehetra ao amin'ny ambasady malagasy ao Paris mbola halefa aty antanindrazana satria hoatran'ny tsy manana azon-damosina ny solotenan'ny fanjakana. Tsy izany anefa no izy fa ilay atao hoe : procédure administrative mihitsy no tena tsy laitra fa dia ny ataon'ny Frantsay ihany no alaintsika tahaka. Ny Frantsay efa ela no niala amin'ny karazan-taratasy tsy misy ilàna azy fa mandany andro, isika anefa dia mbola mahita fa ilaina dia ilaina izany.
Ohatra fotsiny ireto : atao inona no ilàna "photocopie" enina amin'ny fangatahana pasipaoro isan'olona ? sary enina isan'olona ? Inona no mbola ilàna ny handefasana ny antonta-taratasy rehetra aty Madagasikara nefa ireo any ivelany mba manana izay fitaovana ilàna rehetra ihany. Sa tsy ampy ny vola hoenti-manana amin'izany, toy ny lasantsy homena ireo solombavambahoaka? Ny sonia anie ka vitan'ny AMBASADAORO na izay olona namindra-pahefana amin'izany ê!
Mbola zanatany frantsay isika amin'ity "administration" ity.
Rainimaharavo.

5. mimika
(
31/08/2006 23:48)
ho an,reo manana ho karakaraina zany manatona ambasady zany.Za aloha dia mande joli fotsiny hatramin izao,miasa maizina eny,satria tsy tarana bazaha!Tsy mba nandova "nationalite e"Ra ze resa birao ndray ;tsy azo ianteherana!Ohatranay tsy manana moa dia velombelom-poana eny ihany tsy mba manana masoivoho!:oops::-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$:-$
9. ferrari
(
05/09/2006 16:53)
Ny ambassady malagasy eto dia mi-represente ny Madagascar fotsiny fa tsy tena maika ny decision. Juste une representation diplomatique plus administrative (passeport, carte consulaires, acte de mariage...) et commerciales pour les affaires qu'un véritable soutien pour tout ressortissant malgache à l'Etranger. Ny zavatra tiako tenenina dia limiter ny autorites ny ambassady ary marina fa independant isika kanefa otraminy mi-fonctionner lay fomba frantsay (taona de la colonisation).
10. fijo
(
05/09/2006 22:23)
ny administration aloha,dia mbola tara be ny fiovana amintsika e.izay dia ekena tanteraka.
14. dailynews
(
21/09/2006 17:57)
soanja:
Hono hoy aho inona no tena mba asan'i Ambasady ny fantatro fa io ve no solon-tenan'ny fanjakana aty ivelany. Tsy izany mantsy fa toa betsaka ny zavatra tsy vita ao rehefa mba misy ilana azy fa dia mila mankany Dago foana ny taratasy.
Hatramin'izao dia tsy mba mahazo vaovao avy amin'ny Embassy izahay (news, newsletters, ect)inona no malaza ao na dia ireo no Ray amandreny aty.
izaho dia mitovy hevitra tanteraka aminao ry soanja...tena tsy hitako izay hataondry zareo fa na ny web site ny aza antitra be sady tsy dia misy na inona na inona loatra mba azo raisina.
ny tts amboarina any dia lazainy fa tsy manao izany hono izy anefa cas mitovy tsara no samy nalefa ny ambasadin dry zareo sinoa sy ny indonesiana nanao ny azy ireo soa amantsara fa ny antsika dia hoe, tsy manao an'io zahay la la la.... fa mila alefa any mkara io dia alefa any dia efa alefa eraky ny minisitera efatra h@ izao mbola tsy manapakevitra foana ry zareo fa resaka tts be fotsiny, asa inona loatra no tadiaviny, tsolotra ???? ny ambasadin ny olona efa nahavita ny azy taty, ny antsika na ny minisitera efatra any mkara aza tsy mahasahy manapakevitra akory fa manasarojavatra fotsiny.
tokony miala tao ry zareo rehefa tsy mahay miasa.
17. fijo
(
22/09/2006 22:20)
aty tokoa anie letsy tsy atao imason'olona ka tena mahakamo indraindray e.tamin'ny 1994,hanao thezy sy memoira aho,dia nila ny "lalam panorenana malagasy"fa hanao droits comparés.dia lasa ny akama mba nangataka dika mitovy teny amin'ny consulat.fa tsy misy hono ao?????????dia gaga aho hoe:"ahoana moa izany no hiasana amin'ny note de service sy ny karazany"raha tsy fantatra akory hoe mifanaraka amin'ny lalam panorenene ve sa tsia?????
19. dailynews
(
26/09/2006 17:25)
ny azo mba lazaina dia rehefa mba tonga olona ambony reto isika eto aminy serasera eto dia aza manasaro javatra raha zavatra tsy tokony hasarotina a.
tahaka ny fanaovana business, tsy dia misy te hanao business any mkara intsony ny olona fa hoe be loatra ny tts atao ary avezivezy ..dia farany ny olona tsy te hanao zavatara any intsony....zaao moa manan anamba akaiky izay nanao business tany fa dia e e aleony manao any antoeran-kafa noho ny resaka tts be io ihany izay tsy mamokatra mihitsy.
koa izao fotsiny, efa hita ity ny olana..rehefa mba tonga ambony anie ianareo ka manana ny maha izy azy anareo..aleo ny mampandroso sy manamora zavatra no atao fa tsy ny mikaka olona foana...satria mantsy ny olona sasany raha tsy mikaka anao tsy mahatsiaro izy hoe miasa sy nanao zavatra.

20. prime
(
29/09/2006 12:30)
dailynews> sao d efa t@ fahatany gasy izany lazainao izany... efa misy ny rafitra rehetra ahafahana miditra mora @ fandraharahana izao aty... misy ny guichet unique, misy ny entreprendre à madagascar, misy ny chambres de commerce, misy ny PIC, misy ny MCA... ary raha te hamorona orinasa enao ankehitriny d ny fikarakarànao ny dossier technique no ela fa 4 jours d vita izao ankehitriny... Matoa lavabe ny fotoana hikarakaràna dia matetika noho ilay mpandraharaha fa tsy noho ny biraom-panjakàna firy intsony...