Rehefa miteny hoe je t'aime

1. dolby ( 30/08/2006 10:15)
Inona no mba zavatra tsapanareo rehefa misy olona miteny aminareo hoe "je t'aime"

zah ohatran'ny tsy dia tiako ny hitenenana an'io fa aleoko tsapako ho azy eny.
novalian'i jennifer2 ny 21/09/2006 14:16
2. Fiffi ( 30/08/2006 10:35)
dolby:
Inona no mba zavatra tsapanareo rehefa misy olona miteny aminareo hoe "je t'aime"

zah ohatran'ny tsy dia tiako ny hitenenana an'io fa aleoko tsapako ho azy eny.
hummmm ! hafahafa indray zany hoe tsy tiana zany ny hilazana an'io an! Rehefa tsy hatao anefa de milaza indray hoe tsy mba misy teny mamy na tena hoe je t'aime mihintsy ! :roll:


3. dogymilay ( 30/08/2006 10:36)
ny ahy mahafinaritra be ahy ny mihaino azy
4. Fiffi ( 30/08/2006 10:39)
ka io hiany no tena handrasana rehefa mifankatia koh!
5. booboo ( 30/08/2006 10:39)
Zà faly. Ko
6. diamondra27 ( 30/08/2006 10:39)
ny fantako fotsiny de oe: hafa ny dikan'io raha lhl no miteny azy ary hafa ny dikany raha vhv no milaza azy

refa mahazo JTM de tsy mitovy ny dikany. Taiza no nahazoanao an'io JTM io: forum ve? tsaty ve? tany ampiasana ve?tany @ fety ve? taiza...

JTM zany amiko tokony tsy aloaky ny vava raha tsy sincère. Donk ny ahy ny fihetsempo de tsy mihetsika le fo raha tsy efa tena humm;-)(l)(l)
7. agoago ( 30/08/2006 10:40)
isika koa anie manana teny gasy mahalaza tsara fa aza atao @ teny vahiny foana
8. Fiffi ( 30/08/2006 10:42)
hummm..Tiako ianao !:)
9. diamondra27 ( 30/08/2006 10:47)
de ahoana hono ny fihetsemponareo izay le size ange e!

manazava kely aloha nareo de avy eo miteny oe: ahoana ny fihetsempo?

pandefa : dolby [ Valio ] 30-08-2006 12:15:43
Lohateny : Rehefa miteny hoe je t'aime
Inona no mba zavatra tsapanareo rehefa misy olona miteny aminareo hoe "je t'aime"


:-*:-*

je t'aime, tiako ianao = :oops::oops: be za aloha e!
10. booboo ( 30/08/2006 10:49)
manazava kely aloha nareo de avy eo miteny oe: ahoana ny fihetsempo?


nenà klou mitempo @ araka ny tokony ho izy e hihihihi
11. mamzelkely ( 30/08/2006 11:11)
za klou faly refa mahazo Je t'aime zany surtout ra olona tiko le miteny azy ary ts mpiteny azy izy fa zany we ts hitako zay atao satri za ts de mpitenya n'io teny io :roll::-D
12. jennifer2 ( 30/08/2006 11:44)
Raha mba za no misy miteny an'io ka tena tia tokoa le olona an sady tiako koa izy! Faly be za sady :oops::oops:
13. Achia ( 30/08/2006 11:45)
tandremo fa misy JTM ambava fotsiny an!.Ffa ny fihetsiny sy ny fomba hitondrany anao ihany no tena hamantaranao fa il t'aime
14. mamzelkely ( 30/08/2006 11:48)
marina mits zany lazain Achia zany :lol:
15. dolby ( 30/08/2006 12:01)
Ny ankabeazan'ny vhv dia tia hilazana an'io daholo. Eo amin'ny lhl izy no somary hafa kely.
16. hery ( 30/08/2006 12:03)
Achia> ie, ... fa elle t'aime kou kah
17. micc ( 30/08/2006 12:13)
am voalohani iani no tsara ni maheno an zani je t`aime zani fa refa avi eo action sisa no andrasana.nefa tsi maintsi tenenina iani so d mba zai no tian le ol miaraka aminao
18. pissoa ( 30/08/2006 12:26)
Achia - ny fihetsika koa azo amboarina ka!

Raha le olona mikaoty ireny an - tonga dia izao foana ny ao an-tsaiko na voateniko mihitsy aza hoe Efa haiko fa izay le hoteneninao :oops::-D:-D:-D
19. cutie ( 30/08/2006 12:29)
Mpandefa : dolby [ Valio ] 30-08-2006 12:15:43
Lohateny : Rehefa miteny hoe je t'aime
Inona no mba zavatra tsapanareo rehefa misy olona miteny aminareo hoe "je t'aime"

zah ohatran'ny tsy dia tiako ny hitenenana an'io fa aleoko tsapako ho azy eny

raha oul tiako no miteny an'io de (l)(l)(l) za
fa raha oul tsy tiako de somary sadaikatra iany za :-D
20. jennifer2 ( 30/08/2006 12:45)
za tsy sadaikatra raha olona tsy tiako fa tonga de tsy miraharaha fotsiny tsotra zao aho! "hay ve" zay no valiny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.218