Rehefa miteny hoe je t'aime
41. cutie
(
30/08/2006 20:04)
Mpandefa : nolalaina [ Valio ] 30-08-2006 21:57:34
Lohateny : Re : Rehefa miteny hoe je t'aime
Hoy i cutie:
ka tsy mitodika njy koa
tanjemo sao tafitohina
hihihihi ka refa hangarika anlé oul njy tsy maintsy mijery azy kou!!
ka za tsy hangarika fa ny lalako ihany wa no izorako :-D:-D:-D
42. nolalaina
(
30/08/2006 20:20)
ka za tsy maintsy mangarika kouuuuuu!! hihihihi
Zay no maha -B tôlamso anà kou!! :-D :-D
Jero ngeh é!! 8O
Zay no maha -B tôlamso anà kou!! :-D :-D
Jero ngeh é!! 8O
45. pissoa
(
30/08/2006 20:34)
cutie:
ka za tsy hangarika fa ny lalako ihany wa no izorako :-D:-D:-D
Raha ilay olona mpananihany eny an-dalana akia ry cutie (any Dago tena feno azy mihitsy :-D ) dia afaka tsy rarahina tsara mihitsy e. Fa rehefa sendra an'ilay olona fainga-tanana misarika ireny (any Dago koa feno azy :-D ) dia tsy maintsy mitodika ihany ... ary mety tonga dia :evil: be koa :oops::-D:-D:-D
46. boubounezy
(
30/08/2006 20:35)
(l) za tiko be ny tenenn wé JE T'AIME REFA VOKATRINY (l) na lhl na vhv:}:}mmmh ça fait du bieeeeeeennn:-*
47. cutie
(
30/08/2006 21:23)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 30-08-2006 22:34:35
Lohateny : Re : Rehefa miteny hoe je t'aime
Hoy i cutie:
ka za tsy hangarika fa ny lalako ihany wa no izorako
Raha ilay olona mpananihany eny an-dalana akia ry cutie (any Dago tena feno azy mihitsy ) dia afaka tsy rarahina tsara mihitsy e. Fa rehefa sendra an'ilay olona fainga-tanana misarika ireny (any Dago koa feno azy ) dia tsy maintsy mitodika ihany ... ary mety tonga dia be koa
feni any Dago
fa za manao solomaso mainty de tsy mahita ze mpanadala any fa mandre fotsiny :-D:-D:-D:-D
de ny lalako ihany no izorako
49. naritsimba
(
31/08/2006 04:52)
Na iza izy na iza, ny olona rehetra dia afaka miteny je t'aime daholo na resevera na sôfera na mpiasa an-trano na mpamafa lalana na mpaka fako fa anjaranao izay itenenany no mandray an'ilay je t'aime lazain'ilay olona, ny zavatra mba voamariko dia izao matetika ireny olona manao je t'aime ireny mifanena tampoka aminao any @ toerana tsy ampizina ka eo ianao vao mihanahana(ho anareo vehivavy io an!)
izaho mantsy taloha mba nisy olona iray izay mba notsiriritiko mafy saingy voailika ilay bandy kely mafy ady kanjo taty aoriana nifanena tampoka tamin'ny tsy nampoizina fa nihanahana ilay kala sady menatra, soa ihany aloha ny tena fa tsy ilay be taimbaka ireny fa dia nifampiarahaba dia samy vita, fa nidoboka ihany aloha ilay fo kely eh!
Tsiky dia ampy!:D(l)

50. sasa
(
31/08/2006 05:18)
za aloha tsy d tia hitenena JTM loatra raha tsy hoe hitako amin'ny fihetsiky le olona sy izay ataony amiko fa tena tia an'ahy marina izy, fa raha fantatro hoe ambava fotsiny tonga ny an'ahy d teneniko hoe mpandainga ianao sady mihatsaravelahtsihy. Amiko izany tsy tenitenenina foana io JTM io, za raha teo koa moa rare be miteny an'io,raha tsy amin'ny olona tiako ihany.
51. pisomasiso
(
31/08/2006 06:04)
dolby:
Inona no mba zavatra tsapanareo rehefa misy olona miteny aminareo hoe "je t'aime"
zah ohatran'ny tsy dia tiako ny hitenenana an'io fa aleoko tsapako ho azy eny.
za mitsangam-bolo mihintsy rehefa misy miteny izany satria matoa izy miteny ahy izany dia tsy maintsy misy hevitra ambadika foana ao izay.
52. mamzelkely
(
31/08/2006 06:26)
nolalaina:
kally : za efa tratran'io kou!! sady ampin'lé tanana mikitika tsssssss... :x
ny akia ry nolalaina ny opa no lasa vôlou vô mikitikitika anah eny andalana zany ampina regard misy forsa mazika toundé hummm :evil::-D:-D
53. papounette
(
31/08/2006 06:49)
pissoa:
cutie:
ka za tsy hangarika fa ny lalako ihany wa no izorako :-D:-D:-D
Raha ilay olona mpananihany eny an-dalana akia ry cutie (any Dago tena feno azy mihitsy :-D ) dia afaka tsy rarahina tsara mihitsy e. Fa rehefa sendra an'ilay olona fainga-tanana misarika ireny (any Dago koa feno azy :-D ) dia tsy maintsy mitodika ihany ... ary mety tonga dia :evil: be koa :oops::-D:-D:-D
Ndray mande zà avy nanao examen tany ampianarana de tsy nahay.Nisy ol faingamaigantanana nikitika ny vodiko teny andalana fa tonga de nameko ny totohondry direkta be teo @ saokany avy eo narahiko daka teo @ vodiny sady noraisiko niaraka @ patalaohany ny....Dia hoy aho mbola hanao sa tsy hanao tsony.Mifona madama a!hozizy.Fa tonga de nilefa lery....
55. soanava
(
31/08/2006 09:37)
Ilay jtm dia automatique mazana eh!tsy fanatr'ilay
miteny ankory indraindray angamba ny dikany:lol:
miteny ankory indraindray angamba ny dikany:lol:
56. Fiffi
(
31/08/2006 10:15)
Je t'aime avec mon cœur
Je t'aime avec ma peau
Je t'aime avec ma peur
C'est vrai je t'aime trop
Je t'aime avec ma peine
Cachée au fond de moi
Je t'aime avec ma haine
Qu'un jour tu connaîtras
Je t'aime avec ma peau
Je t'aime avec ma peur
C'est vrai je t'aime trop
Je t'aime avec ma peine
Cachée au fond de moi
Je t'aime avec ma haine
Qu'un jour tu connaîtras
58. boubounezy
(
31/08/2006 11:34)
tena lasa ananana poèty malaza ato mintsy ny sera2 alou e! mési fiffi^:^
60. nikopol
(
31/08/2006 12:30)
za tsy mba mpiteny io fa hatramin'ny nalalako an'izay sipa zay dia tsy mety fa lasa mafinaritra be ahy ny miteny azy isanandro hatramin'iizao :lol: