Rehefa miteny hoe je t'aime

101. yumi ( 07/09/2006 10:31)
za alo tia tenenina an'io JTM io ra olona tiko fa izy io anie tsy mahataitra tson refa matetika sady mety ho fahazarana fotsin.marina mitsy le oe aleo hita @fietsika sady @iny izy no tena manome tsirony no vomaika mapitobo ny fitiavana sady mba asiana fotoana ko le itenenana azy fa tsy isan'andro
102. andry112 ( 07/09/2006 12:02)
raha milaza hianareo hoe NY TENY HOEJTM matetika dia harahina fihetsika...tsy dia manaraka izay hevitra izay aho satria teny mora lazaina loatra io ankehitriny rehefa voabaikon'ny filàna razanak'olombelona...
mora ny miteny fa ny manatanteraka no sarotra...
ny fitenenana iodia midika sahady ho fandraisana andraikitra...
raha ny ahy manokana,hatramin'izao dia vao ny reniko sy olontiako no nilazako io..
efa taty antany lavitra aho vao tsapako fa tiako be ny reniko ka nanoratra tamin'ny aho niteny io.
fa ny olontiana indray tamin'ny voalohany ary rehefa amin'ny fotoana tena ilana azy aho vao miteny izany...hany ka tena na aho miteny azy na izy itenena izany mahatsiaro fa anay izao tontolo izao satria tiana sady tia no tafiaraka...ary mandondona anay sahady ny mandrakizay.
ary inoako fa tsy hiteny izany amin'olonkafa intsony aho mandrampialan'ny fofon'aiko.
103. Fiffi ( 07/09/2006 12:19)
Fomena:
Mahay b fiffi, hoan'iza akia io???:)
heu...ho an'iza tokoa moa ? :wink::-D:-D


104. ninih ( 11/09/2006 11:53)
sao de hoe ho an' izay mandray indray an!
105. japhet ( 14/09/2006 13:40)
Ny ahy aloha ra oul tiako d milay b fa rah tsy tiako d action @ tinareo e!!
106. fiderana ( 15/09/2006 14:49)
EIch liebe Sie,EU O AMO, Io L'amo,Ilove you,je t'aime,tiako ianao,.......midobodoboka be ny fo,faly,te- hamihina ilay vhv na viritoaly ha!ha!ha!.......hihihihi!.......(l)(l)(l)
107. jennifer2 ( 21/09/2006 14:16)
fiderana! tsy lasa mihitsy nareo lehilahy reto ka!hummmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2513