Rehefa miteny hoe je t'aime

61. fasaly ( 31/08/2006 12:52)
:-D
62. Fiffi ( 31/08/2006 13:01)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0058.gif[/IMG] [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/emot74.gif[/IMG]
63. malalatinasoa ( 01/09/2006 00:53)
Za rehefa tenenina hoe "I love you sy tiako ianao" ohatry ny tsy dia miraika, fa rehefa hoe "je t'aime", dia midobodoboka be ny foko, sady tonga dia ambony be ny moral raha mahafinaritra ahy ilay olona :-D.

Ny "je t'aime" avy @ namana tara be na olona tsy mahataitra indray mahasadaikatra. Dia tenenina hoe aleo isika mpinamana ihany fa izay no metimety kokoa.

Ny je t'aime automatique indray itsikiana sy valina vazivazy :lol:
64. Herimiafina ( 01/09/2006 00:58)
tsy misy dikany ny teny satria mi-existe ny atsoina hoe mpandainga sy mpisoloky ka fomba ahoana moa no hanavahako ny miteny ny marina sy ny miteny ny tsy marina amiko raha samy hanao je t'aime amiko avokoa na rabozy mpitoraka bilao sy ra-zinety mpiteny ny marina! :^)
65. cutie ( 01/09/2006 01:17)
:-D:-D:-D:-D
66. Fiffi ( 01/09/2006 08:03)
rehefa tsy sitrakin'ny fo fotsiny no hilazana azy de diso zany le izy!
67. prime ( 01/09/2006 09:02)
[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/minilove2.gif[/IMG]
68. prime ( 01/09/2006 09:12)
69. Fiffi ( 01/09/2006 09:14)
hummmm ! ho an'iza hono izy ireo ry prime ? :wink::-D
70. diamondra27 ( 01/09/2006 09:32)
eny oa akia ry fiffi, tsara tare le bouquet

fa le nendry tery ambony koa tsy ratsy an!
aiza daholo aloha no ahitandry an'ireny e!

prime::-*
fiffi::-*
71. Fiffi ( 01/09/2006 09:41)
diamondra: :):-*:-* hummm hanontanio an'i prime ange hoe taiza eh ? :-D:-D:-D
72. prime ( 01/09/2006 09:42)
mba ohatsa fotsiny ho an'izay manjay...
73. Fiffi ( 01/09/2006 09:43)
prime: hummm ! mahay ndry an! =D=D=D=D
74. prime ( 01/09/2006 10:33)
:oops::oops:
75. Fiffi ( 01/09/2006 11:48)
fa ahoana kosa ary ? tsy marina ve io ?:)
76. arson ( 01/09/2006 13:35)
amiko aloha tsy de midika firy amiko le jtm fa refa mampiseho fitiavana amiko izy de mahafinaritra ahy fotsiny.fa le jtm anie reto eo imolotra fotsiny matetika e!fa tsy de avy ao ampo loatra.Misy olona sasany mantsy maheno io jtm io defa exité.
77. Fiffi ( 01/09/2006 13:38)
hummm ! zany an ?
78. malalatinasoa ( 01/09/2006 14:37)
arson:

amiko aloha tsy de midika firy amiko le jtm fa refa mampiseho fitiavana amiko izy de mahafinaritra ahy fotsiny.fa le jtm anie reto eo imolotra fotsiny matetika e!fa tsy de avy ao ampo loatra.Misy olona sasany mantsy maheno io jtm io defa exité.



Maheno jtm defa exite?? :-D, tena zany toukou ve?
79. cathy ( 01/09/2006 20:19)

oups :-D:-D:-D:-D:-D
80. diamondra27 ( 02/09/2006 09:32)
cathy: ito no izy oups=:oops::oops:
ok:wink:
:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4778