Rehefa miteny hoe je t'aime
22. Fiffi
(
30/08/2006 13:07)
zah indray aloha de tsy menatra mihintsy ny hilazako an'io raha tena tiako le olona an! (raha tia ahy koa izy an!)
23. booz
(
30/08/2006 13:53)
teny oe "je t'aime"v?ny ahy ra ef tiko le ol d tiko b ny maheno azy mitenyio amiko fa ra tsy tiko le ol d otrany genée b zany za sa aona??
24. cutie
(
30/08/2006 13:55)
Mpandefa : booz [ Valio ] 30-08-2006 15:53:30
Lohateny : Re : Rehefa miteny hoe je t'aime
teny oe "je t'aime"v?ny ahy ra ef tiko le ol d tiko b ny maheno azy mitenyio amiko fa ra tsy tiko le ol d otrany genée b zany za sa aona??
mitovy isika :lol:
28. Lejim
(
30/08/2006 15:09)
Zah ny vehivavy rehetra mahafinaritra ahy dia ataoko je t'aime daholo! :lol:
29. cathy
(
30/08/2006 15:30)
oups lejim de atao bisous doly kou ve :?::?:
je t aime sasany fopla be efa mankaleo ny mihaino azy mahazo je t aime refa misy ilainy sasany ao
hainy mandangolango ange refa misy zavatra ilainy eh
za
tsy aleo tonde :* :*:*
je t aime sasany fopla be efa mankaleo ny mihaino azy mahazo je t aime refa misy ilainy sasany ao
hainy mandangolango ange refa misy zavatra ilainy eh
za
tsy aleo tonde :* :*:*
30. kally
(
30/08/2006 15:45)
Izaho tezitra be!ka eritrereto aza ianao ilay midina ny taxi be iny no somary sakanan'ilay resevera sady omeny ny hoe : "ze tèm...mahafatifaty be indry!":evil:
31. IMR
(
30/08/2006 15:52)
ny ahy matoa teneniko io d marina zay!
raha tsy marina d inona moa no ilazako azy, na @ iza izany na @ iza? fa matoa voateniko d tiako zay lay ol itenenako azy!
io ohatra ny rehetra iahny, deontologie hoy ny vazaha, raha manao ianao hoe dokotera nefa tsy mitsabo, d tsy izy izy zay! raha manao enao hoe mpitia nefa tsy mitia dia tsy izy koa zay! fa raha miteny kosa aho hoe "je t'aime" dia tia aho izay!
asa aloha ny anareo fa izay ny ahy e!
izaho d lhl! zany ry soasoafy an ! :twisted::twisted:

33. miangalyandria
(
30/08/2006 16:47)
Olona iray no mba nitenenako hoe "je t'aime" izany teo amin'ny fiainako na dia nitia olona hafa aza aho :roll:
34. nolalaina
(
30/08/2006 17:31)
kally:
Izaho tezitra be!ka eritrereto aza ianao ilay midina ny taxi be iny no somary sakanan'ilay resevera sady omeny ny hoe : "ze tèm...mahafatifaty be indry!":evil:
kally : za efa tratran'io kou!! sady ampin'lé tanana mikitika tsssssss... :x
36. nolalaina
(
30/08/2006 18:10)
ka refa lé mandé iny ngeh ndry de mbola lé arahiny maso é (izy lé mikorozaroza @ varavarana iny :-D )sady pihiny maso ôtrany oé man'inn reny ??
38. pissoa
(
30/08/2006 19:24)
nolalaina:
kally : za efa tratran'io kou!! sady ampin'lé tanana mikitika tsssssss... :x
Halako mihitsy koa ireny bandy fainga tanana ireny, tsssss :evil:
39. nolalaina
(
30/08/2006 19:57)
cutie:
ka tsy mitodika njy koa
tanjemo sao tafitohina :-D:-D:-D:-D
hihihihi ka refa hangarika anlé oul njy tsy maintsy mijery azy kou!! :-D :-D :-D :-D