Rehefa miteny hoe je t'aime

81. Herimiafina ( 02/09/2006 19:52)
Tokony tohizana foana ilay je t'aime fa manjary misy confusion:
je t'aime comme un frere, une soeur.
je t'aime profondement.
je t'aime bien.
je t'aime comme un ami, sns... hehehehe:-D
82. antsotokana ( 04/09/2006 08:32)
raha vehivavy aloha no manao "je t'aime" amiko ka hoe efa niaraka efa ela izahay dia "FALY" no fihetsempoko ary mahatsiaro sambatra be
fa raha vao sambany no hisy vehivavy hiteny ahy hoe "je t"aime" dia "FISALASALANA" no fihetsempo mety hasehoko tsy azo lavina
voavaly ve ny fihetsempo? ny tohiny sisa
83. prime ( 04/09/2006 12:03)
Fiffi> marina kah... ^:^^:^
Raha ny hevitro, rehefa tena tia tsy mahavita miteny an'io fa matoa mbola sahy miteny d mila dinihina tsara...
84. Fiffi ( 04/09/2006 15:05)
prime: fa raha tena tia akia de inona no lazaina zany ?
85. cutie ( 04/09/2006 18:33)
prime :-D::-D:-D:-D
86. Fiffi ( 04/09/2006 19:28)
fa mba possible ve hoe misy olona mpifankatia ka tsy hiteny an'io ?
87. cutie ( 04/09/2006 22:58)
tsy possible :lol::lol::lol:
88. Fiffi ( 05/09/2006 06:48)
tena tsy possible hoa zany ! io ange no fototrin'ny tenim-pitiavana eh!
89. kala ( 05/09/2006 09:15)
ilay "je t'aime" ange milay be ny maheno azy fa tsy mandehandeha fotsiny amin'izao zany io teny io fa misy gestes hafa ao.
fa tsy hoe "je t'aime" ka na miady aza dia vitan'ny je t'aime bedabe eo fotsiny.
amiko manokana tsy dia ilaiko ny maheno sy miteny an'io satria refa tena tia zà na tiany dia tsapa hoazy eo fotsiny zany ê!
sady tena sensation magnifique & extraordinaire ange zany rey olona ê!:wink:
90. sherry ( 05/09/2006 10:30)
(l)
91. prime ( 05/09/2006 12:59)
Matetika @ "gestes" sy ny "tons" no isehoany fa kenda mihitsy rehefa hiteny an'io raha tena tia izany... mba kôzy e...:)
92. Fiffi ( 06/09/2006 07:02)
93. Fomena ( 06/09/2006 09:26)
Mahay b fiffi, hoan'iza akia io???:)
94. nanourand ( 06/09/2006 14:44)
zah refa miteny je t'aime @ le sipa de tapatsinay izy !

:-D:roll:
95. mamzelkely ( 06/09/2006 15:00)
nanourand ka mety mampimé ny fiteninao azy zany ko

apio [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0041.gif[/IMG] fa tajemo tratran'ny [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Amour/0047.gif[/IMG]

de amizay izy ts mimme trouny :-D
96. Lejim ( 06/09/2006 20:57)
Matetika zah rehefa miteny je t'aime izany dia mi se sentir coupable kely satria mandainga. Misy fotoana kosa aloha mba avy ao am-po ilay je t'aime-ko e! lol
97. cutie ( 06/09/2006 21:03)
lejim, maditra :-D
98. simplex ( 06/09/2006 21:08)
Misy ol efa mifamono lolo be foana, samy tsy manaiky ho resy. Raikitra @ izay le hira slow milay be, tsy miteny "je t'aime" mintsy fa tonga de ny maso no ampiadina (l)(l) ny ao an-tsaina ary indrindra ny ao am-po efa mitovy @ io. Tonga de "total" ozy izy :}:}:}.

:-*:-*

99. cutie ( 06/09/2006 21:13)
:lol::lol::lol::lol::lol::lol:
100. mamzelkely ( 07/09/2006 06:27)
simp zay zany le we "ny ao ampo no hanambara" :wink::}:}
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.363