Izay mahihatra ihany ve no lany be ?

1. dolby ( 30/08/2006 12:16)
Raha hahavitana economie be mety ho interessant ihany, asa aloha.

Jerijereo ihany ary aloha itony sao mahasoa : http://lesradins.com/index.php
novalian'i Kadoda ny 10/10/2006 14:57
2. Fiffi ( 30/08/2006 12:56)
Izay mahihatra hiany ve no lany be ?? fa lany ahoana ? izy aza zany efa mahitra be ko ho lany be indray ?
3. kally ( 30/08/2006 15:42)
Fiffi:

Izay mahihatra hiany ve no lany be ?? fa lany ahoana ? izy aza zany efa mahitra be ko ho lany be indray ?

Ka ny dikan'izany anie ry Fiffi dia hoe arakaraky ny mampahihitra anao no hividiananao lafo ny zavatra iray : mahihitra hividy piesy vaovao tsara ohatra hoan'ny fiarakodia, dia simba foana ilay izy no sasatra, vao mainka aza nandoavana vola betsaka ka rehefa natao ny totaliny lafo noho ny nividy vaovao aza:wink:


4. Fiffi ( 30/08/2006 16:00)
marina aloha zany an! de aleo mividy le 1er prix de afaka 1 volana de simba de voatery hividy indray !
5. kally ( 30/08/2006 18:07)
:?::?:
Fiffi:

marina aloha zany an! de aleo mividy le 1er prix de afaka 1 volana de simba de voatery hividy indray !


Fa inona no mijery, sa ny vidiny fotsiny no isafidianana azy?
6. Fiffi ( 30/08/2006 20:13)
Kally: ny mahihatra hoa aleony mividy le 1er prix nefa ireny mora simba ! 1 volana fotsiny de voatery hividy hafa indray !
7. Kadoda ( 10/10/2006 14:57)
Tsy azoko ny fanaovana an'io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3723