Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
Fiffi ( 28/08/2006 08:41)
Tongotra notapahina .
Napongatry ny alika ny tongotra notapahina. Nisavoritaka ny tao Toamasina ny alarobia faha-23 aogositra lasa teo fa nisy fatin'olona indray tao ambanin'ny tetezana mihazo ny hôpitaly be. Tonga ... tohiny
novalian'i prime ny 17/10/2006 12:46
mahlalah ( 28/08/2006 08:32)
GMMC
Miarahaba antsika rehetra! Mba mitady ny tononkira an GMMC "Ho Anao Io" iny annie raha mba misy manana e! Misaotra mialoha... tohiny
dolby ( 28/08/2006 07:50)
Mitovy tarehy no miaraka matetika
Lehilahy aho aloha no manoratra an. Fa asa ianao na nandinika fa betsaka ny olona miaraka no mitovy tarehy, hany ka betsaka no miteny hoe mpianadahy. Anisan'ny ao anatin'ny safidin'ny lehilahy mantsy ... tohiny
novalian'i titis ny 12/09/2006 19:05
boubounezy ( 27/08/2006 22:54)
MENU DU JOUR
androany alatsinay zany dé ty alou ny misy ho any zay tsy minana sakafo gasy alou dé elana tsiny fa sakafo gasy no tena ho itanareo matetika ato satry namana gasy tsika fa ra misy mitady spécialitÃ... tohiny
rafararano ( 27/08/2006 19:37)
mitady boky i latimer rangers
Miarahaba Mitady boky nosoratan'i Latimers rangers mikasika ny fikarohana na reportage nataony tao amin'ny rnm tamin'ny fandaharana menamasoandro fahiny ireny misaotra mialoha... tohiny
novalian'i dd ny 28/08/2006 09:45
niry30 ( 27/08/2006 17:10)
Tononkira
Mba mitady tininkiran'i Hery sy Tonton Pa hoe "SIPA VOADONA" aho . Misaotra mialoha e!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/08/2006 08:44
cutie ( 27/08/2006 16:56)
fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Iarahantsika mahalala tsara fa ny ankabeazan'ny olona manao tsaty de mikendry fotsiny ny hahita olon-tiana. Koa mba hananany "chance" bebe kokoa dia ezahiny ny manana fifandraisana @ mpitsaty maro, ... tohiny
novalian'i cutie ny 21/09/2006 16:46
lapino ( 27/08/2006 12:55)
Hay ve ny nosy Sainte Marie
Nahita reportage t@ france ô zay ah teo, niresaka Sainte Marie. Ny fomba firesak'ilay mpanao gazety dia ohatra ny hoe an'i Lafrantsa izany ny nosy Sainte Marie. Misy tsy azoko ny tantara, hoe inona n... tohiny
novalian'i prime ny 18/09/2006 14:51
chakkakkely ( 27/08/2006 12:04)
fionana eto munich
miarahaba ny namana rehetra , ono hoa ry reto asa na mba betsaka gasy eto munich na tsia fa za vao tonga dia tsy dia mahalala loatra fa maninona ra mba andao isika namana rehetra eto munich mba hion... tohiny
madagasikara ( 27/08/2006 09:43)
Ny lehilahy anie lehilahy foana e
IZa aminareo no afaka hilaza ny tena hevitr'io fehezan-teny io. Tsy izany mantsy fa nifamaly tam sipako za indray andro dia io no noazainy tamiko. Nanontaniako ny heviny izy fa mbola naveriny inadray ... tohiny
novalian'i kanto10 ny 27/10/2006 07:47
madagasikara ( 27/08/2006 09:31)
Sao misy mahalala
MAnahoana daholo, Sao mba misy mahalala, ny No tel marina ny an'ny Lycee Ampanihy - Toliara. Ity no nomen'ilay olona ahy: 00 261 20 94 600 21, niantso za nefa tsy mety mahazo, indrayindray occupe. di... tohiny
novalian'i kitjo ny 31/08/2006 17:56
nathi ( 27/08/2006 06:01)
mitady tononkira
salu daolo e!! mba mitady lay tononkiran'i fanja andriamanantena hoe ampindramo iny zay hirain'i mika sy davis franklin azafady e!! misaotra mialoha e!!... tohiny
dailynews ( 27/08/2006 03:31)
chicago, Il
handalo any chicago, Il izaho sy ny vadiko ny alakamisy izao....iza no mipetraka ao??mba mandalo fotsiny asa raha mety hahita namana ao ? iza no mahalala ?..talata aho vao afaka mijery internet indray... tohiny
novalian'i dailynews ny 10/10/2006 23:43
Rice ( 27/08/2006 02:15)
Ny vola no maha rangahy
Inona re no tian'ny Ntaolo resahina momba an'io "Ny vola no maharangahy", nefa toa milaza koa izy fa "Ny fanahy no mahaolona".... tohiny
novalian'i reve ny 28/03/2012 19:45
dasolo ( 26/08/2006 19:45)
Histo Mada dès 1700, in google? Tsy misy mitsn!!!
Aiza mba mety ahitana Histoire de Madagascar de 1768 à nos jours. Efa nitady t@ Google za fa tsy mety mahita mitsn e!:oops:... tohiny
novalian'i hery ny 27/08/2006 16:31
Bakobako2 ( 26/08/2006 17:18)
Ankizivavy maniry nono.
Hono oa ry reto, le maniry nono ny ankizy, afaka omena fanajanonana fanaintainana ve.sa de ho jerena fotsiny. nilaza manko neninay talou ela be oe, efio retsy fa mitombo a,raha tsy zany de lasa kely ... tohiny
novalian'i pissoa ny 09/09/2006 20:47
xxx ( 26/08/2006 14:29)
TSITAKO TSONY Zé ATAO F MBA OMEO CONSEILS EEE!!!
Lavalava ihany lé resaka fa zao ry reto a!:miaraka am lhl aho efa 4ans zay nefa tsy tian'ny ray aman-dreniko mits izy surtout ny reniko satria efa nanambady ary manan-janaka 1 fefa nisaraka.Nisy fifa... tohiny
novalian'i fiderana ny 14/09/2006 06:07
Fanja1 ( 26/08/2006 11:08)
Après Dell, Apple rappelle des batteries de portables
http://actu.aliceadsl.fr/multimedia/default.aspx?id=140542&onglet=Multimedia&position=3... tohiny
Simpona ( 26/08/2006 06:26)
Bitro
Mba atoroy fomba fikarakarana bitro fa io ny hena isan'ny tiako indrindra nefa tsy haiko ny mikarakara azy, ... manomboka am'le mamono sy manala ny ao anatiny io an.:P:P:P Misaotra indrindra... tohiny
novalian'i soanja ny 09/09/2006 00:25
soanja ( 26/08/2006 05:12)
Tatao
"Tsipazo Vato ny Tatao" Misy afaka hanazava an'io amiko ve azafady? ... tohiny
novalian'i fijo ny 21/09/2006 21:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.8331