fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
1. cutie
(
27/08/2006 16:56)
Iarahantsika mahalala tsara fa ny ankabeazan'ny olona manao
tsaty de mikendry fotsiny ny hahita olon-tiana. Koa mba hananany "chance" bebe
kokoa dia ezahiny ny manana fifandraisana @ mpitsaty maro, izany anefa matetika
dia tsy mijanona hatreo. Ity namako mpitsaty iray izay dia nilaza tamiko hoe :
" za akia manana sipa maromaro ao @ tsaty ao, ka asa ra mampirafy aho na
ahoana ? ".

novalian'i cutie ny 21/09/2006 16:46
2. Herimiafina
(
27/08/2006 17:15)
Hanky va re e! 8O
Mila asiana famaritana indray ve retsy ny hoe mampirafy klé.
Tsotra fotsiny: "raha mampirafy njy ka mahita hoe milay be izany dai ezaho indray no mipetraka eo amin'ny plasin'ilay ampirafesina hoe milay aminy koa ve sa ahoana?"
Na mifankatiava amiko dia anadao hanao tchat dia somary ampirafesiko njy dia jereo raha tatinjy dia izay no valiny! :^)

5. hery
(
27/08/2006 17:24)
Marina fa somary maivana kokoa ny potentiels ao amin'ny chat amin'ny resaka fitiavana... kanefa azo heverina ho ohatran'ny any ampianarana sy any am-piangonana ihany (ho an'ireo mikoty sipa any).
Koa ataoko fa tsy mety ilay miteny hoe aleo maka sipa roa ato am-pianarana ato sao dia tsy raikitra tsara ny iray dia misy roue de secours...
Fa misy hidirany ihany io lazain'i HM io hoe eritrereto foana hoe raha manao sipa roa ao amin'ny chat ianao dia mety efa deuxième bureau-n'ilay olona miaraka aminao koa... satria mety manao 3 na 4 ihany koa izy.
Ze mahatanty ihany e

6. pissoa
(
27/08/2006 17:24)
Raha tsy tia akory izy dia tsy mampirafy fa mandainga fotsiny :-D
Raha tia izy dia tsy mampirafy ho azy (ozizy izay cutie izay) :-D

7. Tokinao
(
27/08/2006 18:32)
Hafa ndray izany ady hevitr'i cutie zany a. Fa inona ary aloha le atao hoe mampirafy e :
1- mitia olona roa ve, sa
2- manao firaisana ara-nofo amina olona roa, sa
3- araka ilay ao @ baiboly hoe " raha vao mahita sy mitsiriritra dia efa mampirafy izay" ?.
Raha io fahatelo io anefa no raisina dia izao : misy @'ireny mpifankatia @ tsaty ireny no tsy mbola nifankahita akory, ary mbola maivana angamba le fifankatiavana. De mampirafy ve zany zareo ra toa ka manana olon-tiana 2 tahaka izany?!!
asa tokoa anefa aloha :?

8. fasaly
(
27/08/2006 18:59)
amiko rehefa tsy realy izy de mbola tsy mi compte:roll::roll::roll::roll: mbola tsy tena izy:wink::°)
10. Herimiafina
(
27/08/2006 19:10)
Ny realy anie efa resaka fizika fotsiny sisa e, fa raha tsy fizika dia ny engagement sentimental sy morale no manahirana raha misy.
Ohatra hoe: aza mampiresaka sipa hafa tsony ianao fa saropiaro be aho, ary rehefa ato amin'ny pv dia aza ilaozana mbola mandeha atsy ambadika ihany, sy ny hoe iza no miresaka aminao ao ankoatr'ahy....
raha efa samy hifanarahana hoe tsy misy resaka engagement eto dai okay, tsy misy olana na hanao mormons eto aza isika mianankavy, fa aza impliquer-na sentiementalement fotsiny ny olona raha tsy impliqué aminy akory ianao! :-D:^)

11. Tokinao
(
27/08/2006 19:13)
fasaly:
amiko rehefa tsy realy izy de mbola tsy mi compte:roll::roll::roll::roll: mbola tsy tena izy:wink::°)
de za ve zany ry fasaly mbola tsy mikôty. hihihi
je blague hein...:)
13. guns
(
27/08/2006 19:35)
TAY HANINA RY RETO AH!!
Nofafaina tsy ho namana i guns
Nandefasana hafatra fampandrenesana an'izany ny adiresiny ravalitera.rija@neuf.fr
Nahitsin'i hery

novalian'i guns ny 27/08/2006 22:52
17. cutie
(
27/08/2006 20:00)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 27-08-2006 20:59:44
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
amiko rehefa tsy realy izy de mbola tsy mi compte mbola tsy tena izy
=D=D=D=D=D=D=D=D
18. Herimiafina
(
27/08/2006 20:02)
Aza manadala sain'olona fotsiny fa tonga dia tsory hoe mbola tsy realy izy ity dia vita e!
Ny olana anie dia asaina mino hoe tena fitiavana le olona nefa kay mbola tsy realy e,
tandremo fa tsy ny olona rehetra no mitovy fisainana aminao izay manao izany an! :-D

19. cutie
(
27/08/2006 20:02)
Mpandefa : Tokinao [ Valio ] 27-08-2006 20:32:02
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Hafa ndray izany ady hevitr'i cutie zany a. Fa inona ary aloha le atao hoe mampirafy e :
1- mitia olona roa ve, sa
2- manao firaisana ara-nofo amina olona roa, sa
3- araka ilay ao @ baiboly hoe " raha vao mahita sy mitsiriritra dia efa mampirafy izay" ?.
Raha io fahatelo io anefa no raisina dia izao : misy @'ireny mpifankatia @ tsaty ireny no tsy mbola nifankahita akory, ary mbola maivana angamba le fifankatiavana. De mampirafy ve zany zareo ra toa ka manana olon-tiana 2 tahaka izany?!!
asa tokoa anefa aloha
Tsaty zao no resahintsika ry tokinao a :-D
20. cutie
(
27/08/2006 20:04)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 27-08-2006 19:15:42
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Hanky va re e!
Mila asiana famaritana indray ve retsy ny hoe mampirafy klé.
Tsotra fotsiny: "raha mampirafy njy ka mahita hoe milay be izany dai ezaho indray no mipetraka eo amin'ny plasin'ilay ampirafesina hoe milay aminy koa ve sa ahoana?"
Na mifankatiava amiko dia anadao hanao tchat dia somary ampirafesiko njy dia jereo raha tatinjy dia izay no valiny!
Raha mampirafy alou de tsy hisy hiezaka ny hipetraka @ le toeran'le oul ampirafesina mitsy e :-D:-D:-D:-D