fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
41. cutie
(
27/08/2006 20:40)
Mpandefa : fasaly [ Valio ] 27-08-2006 22:37:24
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
hummmm! ka raha matotra be njay nge lay izy hafa mitsy e! hisy projet zany atsy ho atsy sns....fa lay tena mody hoe miaraka tsika nefa tsy izy akory ange de aleo manàla azy eç
:-D:-D:-D:-D:-D
hafa njay iny ka
42. cutie
(
27/08/2006 20:41)
Mpandefa : pissoa [ Valio ] 27-08-2006 22:35:38
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Hoy i cutie:
nivadika ny sujet
--- refa tsy mitovy hevitra ve dia mivadika ny size ... sa tokony hiteny hoe manao zavatra tsara izany mamitaka olona izany
tsy haiko
bdb ny azo amaritana an'le we mamitaka :-D
43. pissoa
(
27/08/2006 20:55)
Ny mpamitaka dia izay mamitaka olona ka (izay fomba nataony tsy maninona). Ny mahita famaritana hafa noho izay dia mpanamarin-tena sy manadio conscience fotsiny hoa :lol::lol::lol::lol:
44. Tokinao
(
27/08/2006 21:01)
simplex:
cutie,
Efa zava-dehibe aloha ny hoe tsy mandry ny saina satria au fond enao zany mahatsapa hoe misy zavatra tsy mety ihany zany ataoko zany :D:D.
nefa
cutie:
Iarahantsika mahalala tsara fa ....
Ity namako mpitsaty iray izay dia nilaza tamiko hoe :
" za akia manana sipa maromaro ao @ tsaty ao, ka asa ra mampirafy aho na
ahoana ? ".
ka ra ny fahazoako azy anie ry simplex de tsy i cutie no mitia olona 2 fa ny ny namany e :? :?
45. cutie
(
27/08/2006 21:02)
tsy azoko manin mivadika any @ le mamitaka le sujet :-D::-D:-D:-D
tsy azoko koa le mpanamarin-tena sy manadio conscience :roll::roll::roll:
tsy azoko koa le mpanamarin-tena sy manadio conscience :roll::roll::roll:
47. simplex
(
27/08/2006 21:07)
Tokinao:
ka ra ny fahazoako azy anie ry simplex de tsy i cutie no mitia olona 2 fa ny ny namany e :? :?
cutie:
tokinao
maikamaika i simplex t@ namaky an'iny a
:oops::oops:
Teny diso tsy mba kabary :°):°)
azon'i cutie tenenina an'ilay "namany" io hevitro io ;-):°):D:D
:-*:-*
49. pissoa
(
27/08/2006 21:10)
cutie:
tsy azoko manin mivadika any @ le mamitaka le sujet :-D::-D:-D:-D
tsy azoko koa le mpanamarin-tena sy manadio conscience :roll::roll::roll:
Tsy mivadika ny sujet fa tianjy eviter-na fotsiny le hoe mpamitaka :lol::lol::lol:
Ny tenin'i Pissoa dia hoe mety tsy mampirafy izy fa mamitaka (diabolika lavitra) ... too bad :oops::oops::oops:
PS: Jereo aloha retsy ny tenanjy sy ny size hafa vao miteny hoe mivadika ny size an :*=))=))=))
53. pissoa
(
27/08/2006 21:16)
Ka raha ozizy njy hoe hors size dia ajanona ka :lol: Njy no nanokatra ny size mantsy =))
54. cutie
(
27/08/2006 21:17)
Mpandefa : cutie [ Valio ] 27-08-2006 23:15:06
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
tsy terena njy ka
57. cutie
(
27/08/2006 21:25)
Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 27-08-2006 22:02:10
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Aza manadala sain'olona fotsiny fa tonga dia tsory hoe mbola tsy realy izy ity dia vita e!
Ny olana anie dia asaina mino hoe tena fitiavana le olona nefa kay mbola tsy realy e,
tandremo fa tsy ny olona rehetra no mitovy fisainana aminao izay manao izany an!
zay zany koa mbola tsy realy izy ty :-D:-D:-D:-D
58. cutie
(
27/08/2006 22:12)
Mpandefa : Tokinao [ Valio ] 27-08-2006 20:32:02
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Hafa ndray izany ady hevitr'i cutie zany a. Fa inona ary aloha le atao hoe mampirafy e :
1- mitia olona roa ve, sa
2- manao firaisana ara-nofo amina olona roa, sa
3- araka ilay ao @ baiboly hoe " raha vao mahita sy mitsiriritra dia efa mampirafy izay" ?.
Raha io fahatelo io anefa no raisina dia izao : misy @'ireny mpifankatia @ tsaty ireny no tsy mbola nifankahita akory, ary mbola maivana angamba le fifankatiavana. De mampirafy ve zany zareo ra toa ka manana olon-tiana 2 tahaka izany?!!
asa tokoa anefa aloha
tsy mampirafy ry tokinao a :-D:-D:-D:-D
59. kiali
(
27/08/2006 22:27)
cutie an! aza rarahina zay mapirafy andry any fa zah jerena fa zah Ra-fidéle Ratsimamitaka!
