fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?

81. jennifer2 ( 28/08/2006 12:21)
:-w:-w:-w
82. jennifer2 ( 28/08/2006 12:22)
:-w:-w:-w
83. Fomena ( 28/08/2006 12:27)
jennifer2: f'ahoana?:oops:
ka reh'fa ts mis contact d ts mampiraf amiko ts'inona ko, mampiresaka fa ts mapiraf.
84. xxx ( 28/08/2006 12:40)
Izaho manana olona notiavina teto efa ho taona iray mahery. Mbola tsy nanana chance nifankahita izahay afa tsy taminy sary, fa vao hihaona atsy ho atsy nefa dia tena mifankatia tokoa izahay. Dia samy mifanome toky fa mifanaja ary hifanaja. Fa misy fotoana dia miady be noho ny antony hafa noho ny fampirafesana fa dia mifanazava mihitsy. Ary mamy be ny reconciliation. Misy olona hafa nitady hifanoratra tamiko, fa tena tsy nataoko fa avy dia tsapako fa mampirafy ilay olona tena tiako aho. Tsy fantatro izy raha maha fehy tena toa izany koa. nefa izaho mahatoky azy.
85. agoago ( 28/08/2006 12:48)
mampihomehy mihintsy ianareo reto kah : ny tsaty avy a@ teny anglisy to chat zany hoe to discuss, causer @ teny frantsay, miresaka @ teny gasy.
Ny mampirafy indray ve tsy commettre un adultère hoy ny frantsay,adultery hoy ny anglisy.
Hevitry ny teny zany samy hafa mihintsiny,araka ny voalazan'ny Fasaly sy Herimiafina .
86. mandrindra ( 28/08/2006 13:18)
cutie, hilazao ilay namanao hoe tena mety ny ataony. azo atao ny mampitombo isa ny sipany ao amin'ny tsaty. dia lazao koa izy hoe ataovy toa izay koa ny realy, fa tsy misy zavatra tsara noho ny fitiavana.
87. nolalaina ( 28/08/2006 13:47)
kelly13:

fasaly>za kou miteny an'izany :)



fasaly sy kelly13 : za kou mitovy hevitra @nareo 2!!
88. cutie ( 28/08/2006 13:57)
Mpandefa : agoago [ Valio ] 28-08-2006 14:48:37
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
mampihomehy mihintsy ianareo reto kah : ny tsaty avy a@ teny anglisy to chat zany hoe to discuss, causer @ teny frantsay, miresaka @ teny gasy.
Ny mampirafy indray ve tsy commettre un adultère hoy ny frantsay,adultery hoy ny anglisy.
Hevitry ny teny zany samy hafa mihintsiny,araka ny voalazan'ny Fasaly sy Herimiafina .

de in aza ny valin'ny le fanontaniana e :-D:-D:-D
89. cutie ( 28/08/2006 14:01)
Mpandefa : Fomena [ Valio ] 28-08-2006 14:27:19
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
jennifer2: f'ahoana?
ka reh'fa ts mis contact d ts mampiraf amiko ts'inona ko, mampiresaka fa ts mapiraf.

efa namaly ihany kay izy :lol::lol::lol:
90. cutie ( 28/08/2006 14:02)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 28-08-2006 14:40:42
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Izaho manana olona notiavina teto efa ho taona iray mahery. Mbola tsy nanana chance nifankahita izahay afa tsy taminy sary, fa vao hihaona atsy ho atsy nefa dia tena mifankatia tokoa izahay. Dia samy mifanome toky fa mifanaja ary hifanaja. Fa misy fotoana dia miady be noho ny antony hafa noho ny fampirafesana fa dia mifanazava mihitsy. Ary mamy be ny reconciliation. Misy olona hafa nitady hifanoratra tamiko, fa tena tsy nataoko fa avy dia tsapako fa mampirafy ilay olona tena tiako aho. Tsy fantatro izy raha maha fehy tena toa izany koa. nefa izaho mahatoky azy.

ekena :lol::lol::lol:
91. cutie ( 28/08/2006 14:02)
Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 28-08-2006 15:18:51
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
cutie, hilazao ilay namanao hoe tena mety ny ataony. azo atao ny mampitombo isa ny sipany ao amin'ny tsaty. dia lazao koa izy hoe ataovy toa izay koa ny realy, fa tsy misy zavatra tsara noho ny fitiavana.

tsy mila ilazako izy fa efa mahita ny valiny ato ihany :lol::lol::lol:
92. fameusecousine ( 28/08/2006 16:05)
amiko aloha de fampirafesana lay izy satria manomboka @ izay ihany anie ny fiantombohany ehh satria lasa maika hi chat sy hamaky message ianao sao de nanoratra izy..de^plus matetika ny olona mi chat manao partage vie privee na de efa samy manana sipa aza ..de manomboka eo ny complicité de avce le temps de lasa important lay olona .
AMIKO ILAINA NY FRANCHISE SY HONNETETE SATRIA TSY VATANA AKONDRO AKONDRO AKORY LAY OLONA MIARAKA AMINAO KA HI SUPPORTER ZAO REHETRA ZAO NA DE TIA ZA...
DE PLUS TSY MITOVY DAHOLO NY ATTITUDE NY OLONA MANOLONA NY CHAT.efa niaianako io mantsy fa mamary hehhehe...zao ehhajao zay ananana zay fotsiny .somary masika za ka miala tsiny raha misy concerné.tsy ny manao ihany no mapirafy fa na juste mifampilaza confidence ..ny relation nao @sipanao lasa tsy entre nao sy ny sipano intsony ...RESPECT ET HONNETETE...:lol::lol::lol::lol::lol::lol::lol:
93. kiali ( 28/08/2006 16:26)
sasa:

Ary mety ve raha hoe manana efa realy 1 nefa mbola manana virtoaly 2 =))=))=))=))=))
malalatinasoa tsssssssss za indray akia tena tsy miasa saina am le virtuel klé, aleo ny realy ihany no hamafisina koa


de ahona zany zah?
94. bogosi ( 28/08/2006 17:33)
ny ahy aloha ny ato @chat de fampiresahina fotsiny e! satria efa ahy fa tsi afaka ny hiaraka akory fa raha tsi hoe tonga de mifankatoky @vava fotsiny nefa tsi posible fa fampiresahina ny sasany fotsiny izany ka aoka zay le resabe fa ts!!!!mifanadala fotsiny aiza ko no isi olona hapirafi ao @chat fa ny olona iray aza mbola tsi nifanena t@akory ko mampirafi @inona fa mampiresaka angaba oe
95. Fiffi ( 28/08/2006 17:51)
bogosi: ka zay indrindra manko an!
96. cutie ( 28/08/2006 20:38)
Mpandefa : malalatinasoa [ Valio ] 28-08-2006 06:36:25
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Arakaraky ny fifandraisan'izy 2 ihany io. Fa raha mbola tsy nisy passage du monde virtuel au monde reel (nifankahita) kalou amiko dia tsy misy zavatra serieux izany = tsy mampirafy.
Tsy tokony manantena be ny monde virtuel fa ny reel no ketrehina ho milay be

marina zany :lol:
97. cutie ( 28/08/2006 20:39)
Mpandefa : sasa [ Valio ] 28-08-2006 06:53:28
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Ary mety ve raha hoe manana efa realy 1 nefa mbola manana virtoaly 2

de tsy mampirafy zany =))=))=))
98. cutie ( 28/08/2006 20:40)
Mpandefa : majesty [ Valio ] 28-08-2006 08:20:36
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Tena aleo wa le akama fotsiny fa tsy atao sipa zany d amin'zay afaka mampiresaka na izy rehetra ao amin'ny tchat aza,mba marina e

ie majesty zao akamako fotsiny :lol::lol::lol:
99. cutie ( 28/08/2006 20:41)
: dolby [ Valio ] 28-08-2006 09:16:06
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
Ilay hoe mpisipa ao @ chat ve aloha hoe ao@ chat ihany no mpisipa sa na ety ivelany koa aza ?

ao @tsaty ihany ka
tsaty zao no resahina:lol:
100. cutie ( 28/08/2006 20:42)
Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 28-08-2006 10:16:58
Lohateny : Re : fampirafesana ve ny mitia olona mihoatra ny 2 @ tsaty ?
ilay mampirafy angambany dia ho an'olona tena tafifitra lalina @ fitiavana mihitsy, fa tsy ho an'olna te hanala azy sy hiresaka fotsiny.

mety ho marina koa zay :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3647